mitady vehivavy manao an-keriny!!!!!

41. kiali ( 26/04/2006 15:32)
hovina aza zah vô ba misy mibirda zany??
42. fasaly ( 26/04/2006 15:40)
kiali: rehefa mandeha am lalana mangingina toi d'efa mihomàna e!:°):°):°):°):°)
43. kiali ( 26/04/2006 17:31)
fasaly:

kiali: rehefa mandeha am lalana mangingina toi d'efa mihomàna e!:°):°):°):°):°)



ary indry aloh no mibirda an'ah ry fasaly tsy mitsôka zah an! mody miantso vonjeo kely fotsiny pour la forme
44. fasaly ( 26/04/2006 17:54)
:-D:-D:-D:-Dzany an! toa hivadika ny rasa amzany raha izany kanou:°):°):°) de avy eo i kilai njay no lasa mi birda:-D:-D:-D:-D
45. Herimiafina ( 26/04/2006 21:14)
xxx:

misy vehivavy ve ato manao keriny tovolahy?mba tsetsetsa tsy aritra fotsiny ny ahy iny ee....omeko bonbon gasy:-*:-*:-* manko ra mahatsatsa vehivavy mpanao ankeriny za:-D:-D


Hono hoa, ny bodingeriny ve efa anisan'ny atao hoe ankeriny? hehehehe=))=))
46. bandykell ( 26/04/2006 21:31)
Herimiafina:

xxx:

misy vehivavy ve ato manao keriny tovolahy?mba tsetsetsa tsy aritra fotsiny ny ahy iny ee....omeko bonbon gasy:-*:-*:-* manko ra mahatsatsa vehivavy mpanao ankeriny za:-D:-D


Hono hoa, ny bodingeriny ve efa anisan'ny atao hoe ankeriny? hehehehe=))=))


ny fahazahoako an'le an-keriny hoe mila fampiasana herim-batana:-w:-w:-w:-w ze vhv mahavita manao an-keriny eo zany matanjaka be :@:@:@:@

47. sasa ( 27/04/2006 04:13)
xxx tonga d io i Fasaly izany fa izy no mpibirda koa :-D:-D:-D:-D
48. fasaly ( 27/04/2006 04:22)
sasa: :P8) sady zà tena matandraka be mahintry ka! no en forme tsara......hehehehe!:°):-D ny aza tsatsako am takotakona ihany ....
49. mamzelkely ( 27/04/2006 05:46)
ary ts mbô anatona anjy zah ry fasaly sô de kapohanjy eo toundé de torana eo ra vô madiditsa klé 8)
50. ari.malala ( 27/04/2006 11:26)
za ko mpanao ankeriny ka :-D:-D:-D aiza i xxx anaovako anazy:-D:-D:-D
51. fasaly ( 27/04/2006 13:47)
mamzelkely:

ary ts mbô anatona anjy zah ry fasaly sô de kapohanjy eo toundé de torana eo ra vô madiditsa klé 8)

:-D:-D:-D:-Dmamz aza matahtsa njy fa tsy manao herina'adala za an!:-D:-D:°) sady zà nge tsy mi birda vevavy e! lehilahy ihany:-D:-D:-D:^)

52. xxx ( 27/04/2006 15:16)
ari.malala:

za ko mpanao ankeriny ka :-D:-D:-D aiza i xxx anaovako anazy:-D:-D:-D

ity aho re, manolon-tena ho anao:oops::oops::oops::oops:vonona hanao sorona ny vatako hhihihihi

53. fasaly ( 27/04/2006 15:47)
:°):°):°):°):-D:-D:-D:-D
54. ari.malala ( 28/04/2006 05:23)
xxx, saingy enao ty miafina ko fomba ahoana az no anatanterahantsika anazy e, hataoko afapo @ ze tadiavinao anie enao ra mipotra e :-D:-D:-Dde aza menamenatra tsony mo e!

fasaly, trikitriky fotriny njay manko zao no lamaody an :-D:-D:-D
55. fasaly ( 28/04/2006 13:11)
ari.malala: try lamaody lay trikitriky fa gaga aminjy hoe mpanao ankeriny zà kou:°):°):-D:-D
ny tena mbola rakibo beuh zao veuh de....:-D:-D
ataon'ny i xxx masaka eo njy fa:-D:-D
56. kiali ( 28/04/2006 17:34)
tonga de omeko fitiavana indry fasaly fa tsy mibirda zany zah an
57. nolalaina ( 29/04/2006 12:23)
xxx:

Nareo tena mody fanina mihintsy an...:lol::lol: mitady vhv manao an-keriny mou re eeee, za anie hanome bonbon gasy :twisted::twisted::twisted: efa manomboka sarotra mihintsy ity fiainana ity... aleo fa hampiako shocolat indray ary e....



hihihihihi!! zàààààà!! fa manao ankeriny @ fangalana chèque an!! :-D :-D :-D :-D :-D :-P
58. Fiffi ( 29/04/2006 13:06)
nolalaina: :-D:-D:-D:-D
59. kiali ( 30/04/2006 07:10)
nolalaina> avy aza zah ataovy ankerina fa zah manana cheque en blanc bedebe!
60. Fiffi ( 01/05/2006 08:21)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2293