Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
Totaine ( 29/04/2006 03:26)
mba omeo izay mahita
Sao mba misy aminareo manana na mahay ny tonon'ilay hira manao hoe:"Izao feoko mihira izay renao izao tsy henonao intsony rehefa any aoriana ka mba hatsiarovanao ny anarako....." asa mety hiran'i Salo... suite
répondu par Fiffi le 08/05/2006 11:36
meme ( 29/04/2006 00:40)
Famborahana fitiavana
Mba omeo sopapa @ famborahana fitiavana za ry reto fa tena tsy mahay.'Zay tena milay sy mahomby raha azo atao.... suite
répondu par kozboobak le 16/07/2006 04:40
fasaly ( 28/04/2006 16:23)
Fiarakodia vita sinoa
hummmm! voalohany amin'ny fanamboarana fiara betsaka indrindra hono chine e! ary mitovy "gamme" mihoatra am fiara vita europe. Kanefa ny vidiny kosa de tena "interessant" beuh! 50°/° moins cher miho... suite
répondu par MOORE007 le 10/05/2006 07:36
lee ( 28/04/2006 15:34)
Mitady boky
Izaho ry 'zalahy a! Manana Boky momba ny haiady Jeet kune do Tome 3 aho, 'zao anefa Mila ny Tome 1-2 ary 4 aho, ka izay mba manana ny iray amin'ireo, azo ampindramina na Hofaina na vidiana dia mba con... suite
répondu par Fiffi le 28/04/2006 18:43
lee ( 28/04/2006 15:23)
Mitady Olon-tiana
Mitady Olon-tiana vehivavy, tsy zazakely, ary tsy antitra, fa antonony, tia milamina, tsara fanahy, Hendry, na efa manana zaza iray aza tsy maninona, Manorata ao aina_mbola@yahoo.fr Misaotra... suite
répondu par llalah le 11/07/2006 07:21
100tinl ( 28/04/2006 13:03)
sinema gasy ,hono, ka hoe...
NASIAKA... izay no azo ilazana ny nambaran'i Laza momba ny famokarana sarimihetsika eto madagasikara, aminy izany dia tsy mbola sahiny akory ny miteny hoe" sinema " ireny vitan'ny mpanao film alefa an... suite
répondu par jentilisa le 29/04/2006 09:17
100tinl ( 28/04/2006 12:54)
Tsy hoe be zesta...
Asa re ry namana na ny fiainana no mihasarotra ka adino hatramin'ny fahalalam-pomba faran'izay tsotra, tsy hoe be zesta aho na te-ho deraina fa tafiditra hopitaly ilay zanaky ny mpiara-monina, olona s... suite
répondu par tiatsara le 03/05/2006 06:44
xxx ( 28/04/2006 12:19)
Tiko izy nefa izy tia olonkafa
Misy olona iray manana ny olontiny talohako, refa avy eo anefa izy nilaza fa tia ahy de tsy nety niaraka taminy aho satria izy fantatro fa tia olonkafa nefa izaho t@ io fotoana io tena tia azy. Nony t... suite
répondu par miraymel le 25/11/2007 13:25
4mimananelatra ( 28/04/2006 12:16)
RATSIRAKA SY RAVALOMANANA no olana hoy ny MFM...
Raha nanontaniana ny lohandohan'ny mpisorona ao @ MFM omaly tao @ gazety TRIBUNE dia nilàza ry zareo fa i RATSIRAKA sy RAVALOMANANA no tena olana ka tokony hifanantona ny 2 tonta ...METY MARINA angam... suite
répondu par fijo le 06/05/2006 03:15
landihazo ( 28/04/2006 11:15)
Tana Gospel Choir
salama doly hanao tourné ao frantsa hono ry zareo ka aiza no mety ahitana ny emploi du temps ahitana ny daty rehetra hoe aiza izy rovina misotra... suite
répondu par cutie le 19/05/2006 18:33
nambina ( 28/04/2006 09:18)
very kontakita @ ilay namana
mitady an'i gernico na rado izay mahalala o! Mipetraka any dago izy fa namana serasera ihany... tsy henoheno manko dia lasa saina hoe nankaiza:?:... suite
répondu par Fiffi le 01/05/2006 03:21
ravatorano ( 28/04/2006 08:34)
Misy sambo malagasy nefa Bengali no mikandra sy mizozy anazy
MAHAJANGA. Le mouillage de ce navire, même battant pavillon malgache, a étonné les responsables du port pour son « entrée » insolite dans la capitale du Boina. Des ressortissants du Banglade... suite
répondu par Fiffi le 28/04/2006 09:41
xxx ( 28/04/2006 08:13)
MOZAMBIKA E.....mitabataba lalandava e...
MOZAMBIKA E....mitabataba lalandava e MOZAMBIKA E ...tsy mahita andro miratra GASIKARA A ..andeha ho aiza e tanana misy antsika e ....nolokoina MANGAMANGA IZY E feno trano ...mavomavo.. (HATR... suite
répondu par mandrindra le 10/05/2006 13:13
petsambava ( 28/04/2006 07:43)
Aleo very tsikalakakam-pihavanana toy izay very .....
"Aleo very tsikalakalam-pihavanana toy izay very tsikalakalam-bola."Izany tokoa indrisy no zava-miseho ankehitriny matoa miady izao ny mpivady dia vola izay ,matoa ny mpanakanto misaraka dia ara-bola ... suite
répondu par vahatra22 le 08/05/2006 13:58
rasah ( 28/04/2006 07:17)
angovo
@ izao fidangan'ny vidin'ny solika izao dia tokony hanomboka hijery hevitra ny fanjakana @ fitadiavana angovo mety hahasolo ny solika. i brésil ohatra dia efa ela no nampiasa ny ethanol (nalaina avy... suite
répondu par cutie le 28/04/2006 20:07
rasah ( 28/04/2006 07:09)
kolikoly eo @ raharaham-panjakana
tsy handaitra mihitsy ny ady atao @ kolikoly eny anivon'ny biraom-panjakana raha tsy misy fanovana rafitra lehibe.raha tsy fantan'ny mpila raharaha @ ireny birao ireny mantsy izay olona mahefa afaka m... suite
répondu par naej le 09/05/2006 12:55
LazaRandri ( 28/04/2006 03:07)
Tsy misy fitiavana mihoatra noho ity...
You loved me, (l) when I was so unlovely, You sought me when I was lost; You showed me how much You really loved me, When You bought me at the highest cost. Notiavinao aho, (l) nefa tsy mahate h... suite
répondu par vitsika le 05/05/2006 07:36
LazaRandri ( 28/04/2006 02:40)
trano fampisehoana
efa misy trano fampisehoana lehibe mahazaka olona maro ve sa dia CCESCA sy Palais des sports foana?... suite
répondu par cutie le 16/05/2006 23:32
LazaRandri ( 28/04/2006 02:37)
Fialana amin'ny solika lafo!
Rehefa lafo be ny solitany ry zalahy dia ny vehivavy indray asiana mandoa ny vidiny a! hahaha.... suite
répondu par AndryGTI le 13/11/2006 10:34
Lalah ( 28/04/2006 00:55)
didy mivoaka mikasika fanalan-jaza
Hono hoa ry reto! tsy tokony ho efa ela ve io no tokony nampiarina tao Dago, mahita ny fatin-jaza rano etsy sy eroa ny fanajaka vao mody taitra, mody taitra fa tsy fantatra na tena mba manohina ny fo... suite
répondu par pitchou le 31/05/2006 03:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.0579