Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i 100tinl, milahatra araka ny daty
100tinl ( 22/05/2014 12:24)
olona matory sa maty dia avy eo mitsanga-ko velona indray !
misy ny maty natsangan'ireo mpanompon'Andriamanitra dia velona indray , toy izany koa ILay Mesian'Andriamanitra ,velona dia niakatra any an-danitra : ny Baiboly no manamarina izany ; fa ahoana ny amin... tohiny
100tinl ( 23/12/2013 09:05)
INONA NO HEVITRY RY BETSIMITENY ? ( la majorité silencieuse )
Ny antsasaky ny mpifidy voasoratra anarana no TSY NANDEHA NIFIDY satria misy hafatra tiany ampitaina amin'io fahalainana mifidy io toy ny hoe : mankaleo azy ireo roalahy nanao ny fiodinana faharoa (a... tohiny
100tinl ( 16/08/2013 12:57)
sekta sy fanadiovam-bola
Voamarika mantsy fa rehefa sahirana ny firenena iray dia miroborobo be mihitsy ny karazana antokom-pivavahana izay ahiana ho fampiasambola maloto no ao ambadika, azo porofoina ve anefa izany satria to... tohiny
novalian'i pisoonja ny 23/08/2013 13:29
100tinl ( 06/08/2013 14:06)
lozam-pifamoivoizana
misy mba afaka manome vaovao momba ilay lozam-pifamoivoizana nanjo ny pasteur rabehatonina james ve ? Manentana antsika mba hitondra am-bavaka azy sy ireo naratra.Misaotra ry namana... tohiny
novalian'i 100tinl ny 16/08/2013 12:53
100tinl ( 08/05/2013 08:49)
Mpanao politika : izay marina lazaina é
Ny tena marina dia fanaovana tsinontsinona ny vahoaka malagasy izao zavatra mitranga izao , amiko dia fiarovan-tombontsoa no mahamaika ireo olona milaza fa tia tanindrazana ireo, izao foana no fiainan... tohiny
novalian'i 5laody ny 10/05/2013 09:49
100tinl ( 15/01/2013 18:37)
tsy filatsahana manara-penitra
aleo mba hifantoka am fampandrosoana amzay isika gasy fa tsy ho variana hosamatsamahan'ny mpanao politika , efa tsy milatsaka ho fidiana i dada sy zandrikely dia mitadiava olona tena mba tia tanindraz... tohiny
100tinl ( 11/12/2009 13:48)
Mba mijanona kely hanao Noely fandinihan-tena....
Rehefa akaiky ny faran'ny taona toy izao dia manao bilan ny entreprise rehetra ajanona mihitsy aloha ny asa dia manao inventaire é !. Ny olombelona koa rehefa tonga ny noely toy izao dia mba mila m... tohiny
novalian'i niryna ny 17/12/2009 05:39
100tinl ( 10/10/2007 08:43)
tsy maintsy mifampahery isika
Azon'ny mpino KRISTIANA antoka tokoa ny fandovana ny fiainana mandrakizay na dia tsy maintsy ho tonga aza ny fahafatesana, saintsaino mandrakariva izany dia mifampahereza fa manana izany finoana sarob... tohiny
novalian'i fijo ny 11/10/2007 20:11
100tinl ( 04/09/2006 14:51)
Aleo manontanintany foana toy izay....
Mba te-hanontany anareo any canada na etazonia any aho fa nisy filazana nivoaka tamin'ny gazety L'Hebdo de Mcar t@ sabotsy teo hoe misy izany assistance étudiants étranger izany afaka mikarakara sy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/09/2006 15:56
100tinl ( 10/07/2006 07:19)
zidane part sur un coup de tête
Mora ny manome tsiny an'i zidane.Manana ny antony izay mety tsy ho takatry ny fihevitrareo izy. Tsy ho nanao iny fihetsika nahery setra iny izy raha rtsy nisy fihantsiana natao azy, teny maharary an... tohiny
100tinl ( 09/05/2006 07:45)
Inona no ambadiky ny fanonganana ?
Matoa misy fanonganana olona amin'ny toerana iray, ny dikan'izany dia MISY OLONA HAFA TE HANDRAY NY TOERANA BANGA, te-ho prezidà fa misy zava-mamy azo trohina ao, naongana izao ny ex-filoha Lahiniri... tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2006 20:17
100tinl ( 28/04/2006 13:03)
sinema gasy ,hono, ka hoe...
NASIAKA... izay no azo ilazana ny nambaran'i Laza momba ny famokarana sarimihetsika eto madagasikara, aminy izany dia tsy mbola sahiny akory ny miteny hoe" sinema " ireny vitan'ny mpanao film alefa an... tohiny
novalian'i jentilisa ny 29/04/2006 09:17
100tinl ( 28/04/2006 12:54)
Tsy hoe be zesta...
Asa re ry namana na ny fiainana no mihasarotra ka adino hatramin'ny fahalalam-pomba faran'izay tsotra, tsy hoe be zesta aho na te-ho deraina fa tafiditra hopitaly ilay zanaky ny mpiara-monina, olona s... tohiny
novalian'i tiatsara ny 03/05/2006 06:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079