zidane part sur un coup de tête

1. 100tinl ( 10/07/2006 07:19)
Mora ny manome tsiny an'i zidane.Manana ny antony izay mety tsy ho takatry ny fihevitrareo izy. Tsy ho nanao iny fihetsika nahery setra iny izy raha rtsy nisy fihantsiana natao azy, teny maharary angamba, ompa sa fanambaniana.Misitery,nefa misitery azo novinaniana ihany na misitery mbola ho fantarina koa.Resaka mbola mitohy...

Il vous est facile d'accuser zidane.Le capitaine des bleus a ses raisons que vos raisons ne peuvent pas comprendre.
A mon avis, Zidane n'aura jamais fait l'irrémediable geste s'il n'a pas été offensé par des propos choquants et humiliants.Mystère.Mais mystère a deviner ou à dévoiler.Affaire à suivre...
2. hery ( 10/07/2006 07:57)
Ny tena professionnel (noheveriko fa tena pro i Zidane) dia fair play foana na voaopa @ razambeny aza. Misy milaza hoe nolazain'i Materazzi hoe Terroriste hono i Zidane. De manin anefany? Raha tena naharary an'i Zidane dia tokony nitady fomba hafa izy hamaliana azy. Na koa nitory t@ fomba hafa... dia mety i Materazzi no nivoaka :-)
3. sarobidy ( 10/07/2006 08:09)
miombon-kevitra @ hery mihitsy a fa tokony ho tany ambadika no namalian'i Zidan zay vava ratsin'i Materazzi tany fa tsy sur terrain ôtr'reny.
4. mandrindra ( 10/07/2006 08:23)
hehehe, io indray dia toetsaina frantsay io. izao dia tsy misy afa tsy izay honohono izay hoe nanompa i materazzi, misy manana porofo ve? ary raha i zidane no nanompa voalohany dia navalian'i materazzi mafy kokoa? hahaha. fa jereo fa tsy voalohany i zidane no manao an'ireny e, efa toetrany io.
5. Ralay ( 10/07/2006 08:31)
Zidane n'est pas dieu ce n'est qu'un homme fa na izany aza dia tsy omena rariny mintsy izy satria natao ho fitaratry ny foot sy ny ankizy tia bol rehetra eratany nefa dia ireny no fihetsika natao.Amiko dia tsy Zidane mihintsy no ho mendrika ho meilleur joueur du monde.
Bravo l'italie.=D=D
6. jentilisa ( 10/07/2006 08:31)
eny ambony kianja aloha karatra mena fa raha ivelany kosa voatory eny amin'ny fitsarana koa! sady ny italiana koa anie efa tsy nahovoka intsony tamin'ireny fotoana ireny e!
7. MTN ( 10/07/2006 09:18)
fa raha niala ve zidane dia resy france eh, penalty no naharesy azy fa izany velively,
Fa revy be aloha taty italy na dia izany aza an
8. hajubru ( 10/07/2006 09:24)
eny ambony kianja aloha karatra mena fa raha ivelany kosa voatory eny amin'ny fitsarana koa! sady ny italiana koa anie efa tsy nahovoka intsony tamin'ireny fotoana ireny e!

aiza kosa ny hoe tsy nahovoka e! fa ireny mihintsy no fomban'ny frantsay rehefa tsy mahatsindry ny adversaire, raha tsy mamely ankitsirano de manao toa ireny, raha nijery nyfihaonany t@ portugale isika de jereo fa ry Therry Henri aza mamely, amiko ny mpilalao professionnel toa ireny de tsy tokony hamely mihintsy na dia misy aza ny fiantsiana maro, mba jereo Ronaldino, ireny no atao hoe professionnel na dia efa mianjeranjera aza mbola mitsiky foana à adversaire. Io ilay hoe "miseho ny dorizaka" hoy ny ankizy @ izao fotoana izao.
9. zandikely ( 10/07/2006 09:39)
100tnl:
Efa toetranareo frantsay mpihatsaravelatsihy, ahilika amin'ny hafa foana ny hadisoana, tsy mba honnête, fihetsika tahaka ireny ve, mbola hitadiavana fanamarinana. Marina ny voalazan'i Hery io, na dia niteny hoe terroriste aza i Materazzi, izany tsy ampy hanamarinana ny fihetsiky Zidane.
Hitanao i De Rossi, mpilalao italianina nanao fihetsika tsy mendrika tahaka an'io tamina mpilalao amerikanina, hatramin'ny mpilalao italianina, ny mpanazatra dia samy niaky fa tsy nety nataony. Rehefa tonga amina frantsay ny raha mbola mitady fanamarinan-tena. O MY GOODNESS!
Il est typiquement français d'être hypocrite, ils défendent toujours l'indéfendable. Soyez honnête!
10. ja ( 10/07/2006 09:45)
hery:

Ny tena professionnel (noheveriko fa tena pro i Zidane) dia fair play foana na voaopa @ razambeny aza.

humm mora ny miteny fa rhf eo tsy hita akory
na dia pro ary izy

11. naughtyboy ( 10/07/2006 09:52)
samy miaiky nge ny rehetra fa tsy nety ny fihetsika tsy voatandrina nataony zizou iny ary nifindra tanana ouazy ny amboara nefa tsy midika we azo aratsina daolo refa frantsay manjary mivaona ko le resaka
12. MTN ( 10/07/2006 09:56)
Materazzi: tairo mba omeo ko de tety hoe ny tratrako!!
Zidane: an an an
Materazzi: alazako @ sarkozy zany
Zidane: tairo ary ko

tsy misy ompa izany na fanambaniana

13. sivytelo ( 10/07/2006 10:24)
ja:

hery:

Ny tena professionnel (noheveriko fa tena pro i Zidane) dia fair play foana na voaopa @ razambeny aza.

humm mora ny miteny fa rhf eo tsy hita akory
na dia pro ary izy



Marina ny anao:mba tiako ho hita kely ny fihetsik'ireo "manao vavan'ny pelouse" ireo rehefa ry zareo no eny ambony kianja! Izaho aloha efa mba "pro" ihany @ asako, efa 20 taona mahery no tao, fa rehefa vizakin'ny asa iny, indrindra rehefa hirava, raha misy mpiara-miasa manatsafa, tonga dia miakatra ny tambaviko.Olombelona ny tena ka atao ahoana. Ny ampitso, soa ihany dia misinda izany rehetra izany satria samy nahatsapa ny adalany dia mifamela!
14. MTN ( 10/07/2006 12:42)
kay koa ve zidane misotro tambavy eh
15. andrea ( 10/07/2006 12:56)
vaovao vao azo via email ...

Selon le quotidien anglais The Guardian, le litige qui s'est déroulé entre le défenseur italien Marco Materazzi et le capitaine français Zinedine Zidane,qui s'est soldé par un terrible coup de tête asséné par Zinédine Zidane, et qui vaudra au meneur de jeu tricolore un carton rouge se serait déroulé de la sorte :

Suite à une action française non fructueuse, et alors que les italiens avaient récupéré le ballon et avaient débuté une contre attaque,seuls quelques joueurs demeuraient dans la surface de réparation italienne,David Trezeguet, Gennaro Gatuso, Zinedine Zidane, Marco Materazzi et le gardien Gianluca Buffon.

Zinedine Zidane était au cours de l'action précédente très strictement surveillé par Marco Materazzi, qui le ceinturait fermement des deux bras, et lui tiraillait le maillot...Le ballon a été pris par Del Piero, et se trouvait déjà à ce moment au delà du milieu de terrain. Les caméras "live" ont alors complètement déserté la scène où le litige a eu lieu. Mais pas les caméra "Off"...

Tout au long de la rencontre, Marco Materazzi, qui était chargé de surveiller Zidane dans la surface de réparation, avait apparemment continuellement matraqué le capitaine français de paroles indélicates,voire même injurieuses, que le milieu de terrain français a longtemps fait de négliger.

Toutefois, après cette séquence, Zidane a signalé à Materazzi, en lui montrant la manche de son maillot:


- " Ordinanza de tirare il costume !... " (arrete de me tirer le maillot!!)


Déclaration à laquelle réponds Materazzi :

- " Taciti, enculo, hai solamente cio che merite..." (Tais toi enculé, tu ne reçois que ce que tu mérites...)

- "si e cio..." (oui....c'est ça...)


C'est à ce moment que Zidane s'éloigne quelque peu du défenseur italien, qui poursuit, dans son dos :

- "meritate tutti ciò, voi gli enculato di musulmani, sporchi terroristici" (vous méritez tous ça, vous les enculés de musulmans, sales terroristes)

C'est alors que Zidane, désabusé, fatigué, mentalement fragilisé, assène un coup de tête terrible au torse du défenseur, qui toutefois en fais des tonnes, action qui demeure toutefois inexcusable....

Le second problème soulevé est la question de la prise de décision des arbitres par visionnage vidéo...soi t la fifa décide d'arbitrer un match avec les données des arbitres, soit elle décide de promulguer l'assistance vidéo, qui demeure à ce jour interdite.Mais elle a toutefois été appliqué lors de la finale de la coupe du monde. Effectivement, cette énorme bavure du capitaine français n'aurait pas pu passer inaperçue, mais aurait donc du être jugée et sanctionnée à postériori...à d'autres.

Bravo les italiens !...
16. MTN ( 10/07/2006 13:20)
efa tatsy ambadika io :°)
17. mandrindra ( 10/07/2006 13:26)
sao dia misy tsy mamaky ny atsy ambadika kosa ko :-D:-D
18. bilakarenjy ( 10/07/2006 13:40)
Tena tsy noeritreretiko hoe :toy izany no fihetsiky ny mpilalao hoe: pro na matihanina toy an\'i zidane.Hita mihitsy ny maha......azy .Tsy misy hidiran\'ny hoe :frantsay io ,fa ilay avy any amin-dry zinedine mihitsy no efa manao toy ireny raha ireny fihetsika ataony ireny no jerena .
19. dadabe ( 10/07/2006 13:53)
aleo haka pilasy fa hisy rombo ihany e
20. naughtyboy ( 10/07/2006 16:54)
na mpilalao matihanina aza de mbola olona manana fahalemena daolo ny oul na de tokony ho fitaratra aza lery jereny tanora vao miakatra,bilakarenjy ra tsy misy idirany we frantsay inn zany no idirany maha tava.. azy?ary tsy midika ko we ny avy rehetra de manao anreny ,samy nahita zao fa fihetsempo tsy voatandrina iny fa aza raisina ambolony daolo ny zvt
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5918