zidane part sur un coup de tête

41. chipie1 ( 12/07/2006 05:18)
ka ny fo hono rano mafana koa ,
"on sait tous que tu es le fils d'une pute terroriste" zay le kozy nolazainy materrazi taminy oe ... ho hita eo rariva sur canal+ ...

42. fijo ( 12/07/2006 19:23)
ralay,izy anie mihaiky,fa tsy mety iny fihetsika nataony iny e,fa tsy nangataka falelana koa izy,satria nandratra azy le izy.
za ve ohatra misy milaza hoe "ndana mihinana akondro ry le mainty kely ity"na dia fantatro tsara aza fa tsy fanao ny mikasitanana olona,dia hijery sy hisaotra azy no hoataoko????
43. mandrindra ( 13/07/2006 09:04)
ny tsara angamba dia alefa tanteraka ny filmn'ny fifandoanan'izy mitsam. toy izao izany ilay zy : nosintonon'i materazzi ny maillot an'i zidane, fomba fanaon'ny défenseur maro io, tokony hisy faute izany, fahadisoana voalohany ho an'i materazzi. tohin'iny dia hoy i zidane mantsy an'i materazzi : "raha ny maillot-ko no tian'ialahy dia omeko an'ialahy rehefa vita ny match", tsy fandrangitana ve izany, dia fahadisoana indray an'i zidane.
tsy zakan'i materazzi ny fandrangitana dia lasa ny ompa vary raraka, izay tsy misy resaka terorista toy ny lazain'ny guardian aloha raha ny fitantaran'i zidane azy, dia hadisoana be indray an'i materazzi.
eto izany dia mitarika amin'ny isa 2 noho 1 i materazzi. ary i zidane moa dia compétiteur tia fandresena koa nihodina izy dia nomeny ny koudeboula i materazzi.
fehiny : nisaraka ady sahala 2 noho 2 izy mitsama.
44. fijo ( 13/07/2006 19:19)
samy mendrika hosaziana izy mitsam ka
45. mandrindra ( 18/07/2006 08:26)
zay ndrindra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8414