Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
tovolahy007
(
02/05/2006 23:43)
Momba ireo klandy manao hetsika aty USA
manaoana e!
Hono hoa,ny tsy ara-dalana ve azo avadika hoe ara-dalana?izany hoe ny illegal ve azo atao legal?
Io mantsy zao ny zavatra mitranga aty USA @ zao,ireo klandy tsy ara-dalana no manao hetsi...
suite
répondu par tovolahy007 le 25/05/2006 00:04
diamondra27
(
02/05/2006 19:51)
tahotra
Amin'izao fotoanandro izao dia betsaka ny olona no matahotra. Ao ny matahotra
ny ho faty
ny ho aviny
ny fahasalamàny
ny olona akaiky azy
sao tsy afaka fanadinana
ny ho antitra......
Ao anat...
suite
répondu par marozevo le 22/05/2006 20:36
xxx
(
02/05/2006 18:34)
Izay orin'asa tantanan'ny fanjakàna tantely afa-drakotra ...
Mandrak'ankehitriny izay orin'asa tantànan'ny fanjakàna dia tantely afa-drakotra:toy ny JIRAMA ohatra :ny antony dia be ireo gabo- raraka ,poste politique ihany koa moa ka dia mazava ho azy. Raha na...
suite
répondu par xxx le 06/06/2006 07:28
xxx
(
02/05/2006 16:59)
Ny ronono mangotraka ny salaka tapaka ......
Ny ronono mangotraka ,ny salàka tapaka ,ny rafozana tonga..tsy hita izay tian'ny mpitondra atao ..izany no zava-misy ara-pôlitika eto MADAGASIKARA @ izao ..ny ao am-bilia tsy lany ny eny ambilàny t...
suite
répondu par fijo le 04/05/2006 19:28
4mimananelatra
(
02/05/2006 14:22)
Promesses présidentielles lavitry ny afo ny kitay!
:?:Raha izay promesses notenenin'i RAVALOMANANA izay dia toa mbà mampanontany tena ihany raha ny zava-misy eto @ firenena ankehitrio.
Nilàza izy fa ho jerena ny momba ny vidim-piainana @ ankapobén...
suite
répondu par fijo le 03/05/2006 20:53
kiali
(
02/05/2006 14:04)
miala tsiny fa @ teny frantsay le izy eh!!
nisy nandefa an'ah izy ty t@ mailaka de ba zarazaraiko @ namana eto
Voici une réponse à une lettre de rupture .
Un soldat en poste en Irak a récemment reçu une lettre de sa petite
amie, ...
suite
répondu par kiali le 12/05/2006 16:45
xxx
(
02/05/2006 13:57)
Nety ny nataon'ireo comité hyspanique omaly tany USA!
Izaho manokana dia nankasitraka 100% ny nataon'ireo mpiavy hispaniques (mexicains,chiliens ,...)izay nandà ny tsy niasa sy niantsena eny @ grande surface omaly. Miisa eo @ 40.000.000 eo ho eo moa ry...
suite
répondu par patrick2002 le 03/05/2006 00:54
mamzelkely
(
02/05/2006 10:49)
fitiavana
inn kay ny porofom-pitiavana tinareo njinja atao aminareo :lol:...
suite
répondu par naughtyboy le 20/05/2006 01:28
gasypantin
(
02/05/2006 10:32)
NY SISIN-DALALANA ? natao ho an'iza......
Mbà mampanontany tena ry zareo ny zava-misy mandak'ankehitrio dia ny momba ny sisin-dàlana na ny trottoir .Anarchie na samy manao izay tiany atao ? izany ve moa no nifanarahana ....
-ao ny mivarotr...
suite
répondu par Fiffi le 16/05/2006 12:54
4mimananelatra
(
02/05/2006 10:09)
ENTANA SINOA SY NY FRIPPERIE ....soa ihany!!!
Raha jeréna @ saina tsy miangatra dia :soa ihany fa misy an'ireo 2 voalaza etsy ambony izany hoe
-ny sinoa
http://www.madanight.com/madagascar-photo-14548.htm
-sy ny fripperie
http://www.madani...
suite
répondu par tiris8786 le 04/08/2015 16:30
petsambava
(
02/05/2006 08:41)
Mbola niteniteny foana indray ny prezida...
Aprés tany Moramanga t@ 29 marsa izay nivadihany lela hoe ilaina indray ny fankalazàna ny 29 mars ,dia privatiséna ny JIRAMA.. Tsy izany mihintsy nefa no nolazainy tao MAHAJANGA raha nanao fitsidi...
suite
répondu par fijo le 04/05/2006 19:29
diamondra27
(
01/05/2006 21:06)
teraka soa amantsara ve?
[url=http://www.hiboox.com][img]http://www.hiboox.com/images/1806/izgxou5.jpg[/img][/url]
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
suite
répondu par diamondra27 le 19/05/2006 04:57
hery
(
01/05/2006 20:40)
Tratran'ny fety e :-)
Zay zahay vao manao tratran'ny fetin'ny asa.
Fetin'ny asa sa asan'ny fety izao? :-p
Izany ny sipan'ny tanàna fa tongava :-)
[img]http://static.flickr.com/48/138580775_869230d69c.jpg[/img]
[...
suite
répondu par ari.malala le 04/05/2006 07:46
diamondra27
(
01/05/2006 19:31)
pile ou face
iza no efa nilalao pile ou face matetika?
Raha tsy manana pièce enao de atao ahoana ny fanaovana pile ou face?...
suite
répondu par dadabe le 20/05/2006 15:02
diamondra27
(
01/05/2006 19:18)
fety ny asa
http://www.reforme.net/archive/article.php?num=3153&ref=1061...
suite
répondu par kala le 06/05/2006 08:26
pissoa
(
01/05/2006 18:21)
un coeur a vendre
http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&vid=v4455be0dc866c...
suite
répondu par sasa le 06/05/2006 04:02
xxx
(
01/05/2006 14:28)
Lazaina fa tsy fihaino ny teny ratsy gasy nefa...
Lazaina fa tsy fihaino sy tena maloto ny teny ratsy gasy nefa dia ny tavaratra sy ny maizina na ny frantsay izany refa henoinao ny teniny ao anaty métro na rer na ao anaty bus tompoko o!!!
-j'ai n...
suite
répondu par toovs le 09/06/2006 14:55
ericmanlove
(
01/05/2006 12:27)
fatatrao ato ny ora sy fotoana ahafatesanao
asa raha fantatrao fa ato amin'[url]http://www.deathclock.com/ity takelaka ity[/url] no ahafatarana ny andro ahafatesanao.ampidirinao fotsiny ny taona nahaterahanao sy ny mombamomba anao de asehony eo...
suite
répondu par Fiffi le 07/05/2006 19:25
ericmanlove
(
01/05/2006 11:59)
hardware
mba asivo resaka momba n'ny hardware ato ry zareo ah!
f'angah de tena tsy hard mihitsy ato eh !:D...
suite
répondu par onjah le 02/05/2006 09:44
ericmanlove
(
01/05/2006 11:47)
multimedia sy audiovisuel ary tontolon\'ny 3d
Hono hoa,efa misy mpikirakira montage video sy resaka 3d ve ato?za mantsy mikirakira kely an\'ireny de mba mila fanampiana avy any aminareo raha misy eh!
misaotra mialoha eh !...
suite
répondu par tyrel le 28/06/2006 11:33
