Lazaina fa tsy fihaino ny teny ratsy gasy nefa...

1. xxx ( 01/05/2006 14:28)
Lazaina fa tsy fihaino sy tena maloto ny teny ratsy gasy nefa dia ny tavaratra sy ny maizina na ny frantsay izany refa henoinao ny teniny ao anaty métro na rer na ao anaty bus tompoko o!!!

-j'ai niké sa soeur tu vois...
-vas te faire foutre!
-c'était la sodomie
-ça me casse les couilles


novalian'i toovs ny 09/06/2006 14:55
2. xxx ( 01/05/2006 14:30)
:evil: Rehefa hiteny ratsy ihany dia ataovy teny vahiny foana fa aza atao teny malagasy e!
3. Fiffi ( 01/05/2006 14:51)
fa nahoana ? inona no maha-samy hafa azy ? nefa samy teny ratsy ?
4. Fiffi ( 01/05/2006 14:51)
fa maninona koa nefa no miteny ratsy ? nga rehefa miteny ratsy de mampihova zavatra ?
5. xxx ( 01/05/2006 14:56)
ka zahay mirevy teny ratsy ka
6. Fiffi ( 01/05/2006 15:07)
de ataovy zay tianareo aza koh! tsy misy fanerena io! samy mahafantatra raha tsara ny miteny an'izany na tsia.
7. xxx ( 01/05/2006 15:09)
ampahafirin'ny ratsy ataonareo izay teniratsy kelinay e
8. Fiffi ( 01/05/2006 15:14)
ataonareo iza moa izany ? de ratsy inona hono zany ?
Ny teniratsy ve dia kely aminao ry xxx ? Mazotoa mamaky Baiboly dia ho hitanao ny valiny na kely io na lehibe.
9. Fiffi ( 01/05/2006 15:14)
kopiko indray io xxx io an!
10. xxx ( 01/05/2006 15:16)
tssssssss tsy be raraha aho e, ny resakareo ary @ fitiavana ary aza loza be koa izy teniratsy kelinay no lazaina fa baiboly a baiboly
11. Fanja1 ( 01/05/2006 16:06)
de marary be ny fon'i xxx @ izany hono:):):)
12. Fiffi ( 01/05/2006 16:20)
fanja1: :):) :-*:-* ndry :)
13. sonwin ( 01/05/2006 17:03)
tsy teny ratsy ilay "teny" raha toa ka tsy manafintohina ilay hiantefany
14. fasaly ( 01/05/2006 17:19)
tsy miteny ratsy ny miteny anreo fa karazana jiolambany....na grossier
15. Herimiafina ( 01/05/2006 17:20)
Mbola misy pire noho ireo teniratsy ireo kah, ireo aza mbola hitako hoe tsaratsara kokoa sy an'ny amateur! :-D
16. sonwin ( 01/05/2006 17:29)
san voalavo ve kle? :°)
17. fasaly ( 01/05/2006 17:30)
:-D:-D:-D:-D
18. Fiffi ( 01/05/2006 18:00)
ireny kosa ve dia tsy teny ratsy eh! :wink:
19. yonikafopl ( 01/05/2006 18:12)
Inona moa no atao hoe teny ratsy??
raha manonona sy milaza ny anaran'ny zavatra misy eo amin'ny tena toy ny vava, orona, maso , vody, fory(poussy) , bibity (zizi), tanana,amany (pipi) , tay ( kaka ) sns... dia tsy azo lazaina ho teny ratsy satria zava-misy ireo, asa ianareo fa zahay tamin'ny fotoanan'ny fanagasiana dia nanonona ireo rehefa manao taranja science naturelle, fa raha toa kosa ka ampiarahana amin'ny teny hafa hanome hevitra hafa, izay no maha ratsy azy, toy ny mihinan'ny ....... , .... ndreniny , sns......

Misy anefa mahamenatra ny miteny azy satria zavatra afenina fa tsy aharihary toy ny vava sy maso, ka tsy dia tsara loatra ny manonononona azy imasom-bahoaka. Tsy hoe ratsy ilay izy, fa mahamenatra sy mahasadaikatra ny mihaino azy satria tsy mahazatra ny sofina.
Mpandefa : xxx [ Valio ] 01-05-2006 20:16:12
Lohateny : Re : Lazaina fa tsy fihaino ny teny ratsy gasy nefa...
tssssssss tsy be raraha aho e, ny resakareo ary @ fitiavana ary aza loza be koa izy teniratsy kelinay no lazaina fa baiboly a baiboly


KA raha ilay any amin'ny resaka fitiavana sy ny resak'olondehibe, ny fanononana ny fitaovam-pananahana tsy midika ho miteny ratsy akory, fa aza dia diso fandray loatra.
20. Fiffi ( 01/05/2006 18:27)
zany hoe: marina hiany aloha ireo voalaza ireo , fa rehefa izay kosa no nampihanarina hoe teny ratsy ireny , omena tsiny raha mandray azy ho teny ratsy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1009