Liste des messages
Liste des messages, inserés par toovs, par ordre de date
toovs
(
15/06/2010 09:26)
tsy ekena hono ny hahazanatany indray an'i madagasikara
koa ngaha misy an zany zanatany izany intsony izao e. ny tokony ho resaka ngamba dia hoe tsy ekena ny hahalasa frantsay ny malagasy. manjary tsy afaka manao banga mihomehy alina ny mpanao pôlitika ta...
suite
répondu par wxxx le 15/06/2010 14:46
toovs
(
01/03/2009 08:20)
ho an'i Noue
(miala tsiny fa tsy afaka namaly ny fanontanianao aho, tsy maintsy miandry 47 mn hono aho vao mahazo mamaly ka dia naleoko nanokatra hevitra vao².)
eeee, mampalahelo i Noue raha izany.
izay hi...
suite
répondu par xxx le 02/03/2009 16:38
toovs
(
01/03/2009 08:03)
hoanareo tim
zah koa mba pro ravalo tam 2002 satria te hiova mpitondra fa efa tsy mandeha intsony ny fampandroasoana firenena. olombitsy ihany no nanankarena fa ny sarambabembahoaka dia zara raha mahavita ny faran...
suite
répondu par Annie2006 le 01/03/2009 15:44
toovs
(
26/05/2008 12:48)
festival ti piment de l'OI
am le 6 hatram le 14 juin hoavy izao no hiseho indray ny festival ti piment de l'océan indien aty am région Lorraine (Nancy). be ny hetsika amin'io ka ny le 7 ny ahy no mi intéressé ahy. amin'io a...
suite
toovs
(
26/05/2008 12:46)
festival ti piment de l'océan indien
am le 6 hatram le 14 juin hoavy izao no hiseho indray ny festival ti piment de l'océan indien aty am région Lorraine (Nancy). be ny hetsika amin'io ka ny le 7 ny ahy no mi intéressé ahy. amin'io a...
suite
toovs
(
11/06/2007 15:27)
ny fahaizan'ny mpitondra sasany fitantanana
Tao am gazety tribune ka asa na marina na tsia fa hoe:
Tsy misy mihitsy ny mangarahara amin'ny fandaniam-bolam-panjakana, ka na dia mangataka fanazavana ny nampiasana ireny aza izahay olom-boafidy, ...
suite
toovs
(
11/06/2007 15:21)
sécurité routière
hoy ny gazety tribune hoe :
Port de ceintures de sécurité, interdiction de téléphone à la conduite ainsi que celle des vitres fumées pour les automobilistes, éclairage obligatoire pour les bi...
suite
répondu par Fiffi le 17/06/2007 11:44
toovs
(
01/06/2007 08:50)
ahoana ny fijerinareo an'ity
tsy haiko aloha fa mba ndao hiaraha midinika izay sahy sy malalatsaina.
de ity lay sujet ary e:
Un archéologue à lunettes qui nettoie un bloc de pierre avec un pinceau, sur TF1 ? On se pince ...
suite
répondu par Fiffi le 05/06/2007 20:00
toovs
(
27/04/2007 00:22)
tsy haiko na tokony ho any am artiste ity na
http://www.dailymotion.com/video/xq7zy_sarkozy-lhongrois-chez-les-gaulois...
suite
répondu par rakaroka le 27/04/2007 18:04
toovs
(
21/12/2006 15:51)
misy olona de tsisy atao mihitsy ato
mba mandinika ny olona mandray anjara ato aho ho ah de tena misy olona ato foana isan'andro. de mandray anjara sy mamaly amin'ny hevitra rehetra eny fa na de tsisy texte hosoratana akory ary.
mba la...
suite
répondu par Fiffi le 27/12/2006 17:51
toovs
(
15/06/2006 09:40)
Fa ahoana ny fitsipiky ny teny gasy
mahavariana ahy fa be ny malagasy tsy mahafantatra intsony ny fitsipi-pitenenana teny gasy. Asa be angamba no tsy nampianarina an'izany tamin'ny kilasy ambany.
aiza ka misy ny mampiaraka sy mampivady...
suite
répondu par pissoa le 16/06/2006 09:22
