tsy ekena hono ny hahazanatany indray an'i madagasikara

1. toovs ( 15/06/2010 09:26)
koa ngaha misy an zany zanatany izany intsony izao e. ny tokony ho resaka ngamba dia hoe tsy ekena ny hahalasa frantsay ny malagasy. manjary tsy afaka manao banga mihomehy alina ny mpanao pôlitika tahaka ny nataondry zareo hatrizay. manjary voaaramaso sahala ny any am dom tom rehetra ny raharaha ka tsy afaka manodikodimbolampanjakana sy volan'ny banque ny mpitondra sy ny olon'ny mpitondra.
novalian'i wxxx ny 15/06/2010 14:46
2. diloo ( 15/06/2010 11:13)
Lasa niova ps ndray rawix terry izay toovolahy tahaka an-drainy ihany.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/loool.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/srigole.gif[/IMG]-->rawixterry Kobo faona anie Toi e!
3. toovs ( 15/06/2010 11:55)
sao dia mba diso hafatra ary ingahy diloo fa tsy azoko ny tiany hotenenina. sa lasa paranoïaque
4. terrywui ( 15/06/2010 12:01)
nenah lety radiloo de tsisy afatsy io iray io ihany a! tsy mataoatra nizaniza io !! bekiraro ,zigzag ,pikatti (be teny ratsy daholo reo fa tsy mampitsoaka ny fianakm's e)...

toov's --ity ihany alou izao COOPERATION FRANCO-MALGACHE

5. toovs ( 15/06/2010 12:08)
lay coopération tsara raha toa ka samy mahazo tombony e, fa hatram zao dia voaetsin'ny frantsay foana isika, asa na ny frantsay no fetsy loatra na ny gasy no tsy mitsinjo ny hampandroso ny vahoaka ao aminy .

aoka haveriko sy hotsindriako mazava tsara fa tsy momba andravalo aho no tsy momba ny rajoelina am zao io. samy nhafinaritra ahy ry zalahy teo amboalohany fa nandiso fanantenana ahy daholo koa, toy izany koa i ratsiraka, zafy, fa i tsiranana no tsy haiko zay fomba fitondrany
6. terrywui ( 15/06/2010 12:15)
diloo -----
7. diloo ( 15/06/2010 12:25)
Kalma oa Toi ry akama.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/F_EYEB%7E1.GIF[/IMG]
8. terrywui ( 15/06/2010 12:28)
iiihhhhiiiiiiiiii.....
9. wxxx ( 15/06/2010 14:46)
Fesona 100% terrywui hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.05