hoanareo tim

1. toovs ( 01/03/2009 08:03)
zah koa mba pro ravalo tam 2002 satria te hiova mpitondra fa efa tsy mandeha intsony ny fampandroasoana firenena. olombitsy ihany no nanankarena fa ny sarambabembahoaka dia zara raha mahavita ny faran'ny volana. Nasiana ny filaharana, de namono vahoaka ny arema, etc etc....

fa am zao kosa dia miverina ny zava-drehetra tsy tiana tam andron'ny arema, milahatra sy mikorontana ny vahoaka noho izany. misy ihany koa ny faty olona.

ka fanontaniana mipetraka dia hoe inona no izirizirianareo am ty fitondrana efa hita fa tsy hanjary ity???? toa ny olona maty indray ary no lazaina fa hoe adala???? fangah nareo de tsy mahita olona afa-tsy radidy sy ravalo? ka hoe aleo ihany i ravalo & tim toy izay radidy & arema? zavatra mitovy ireo amiko fa aleo mitady olona hita fa nahavita, na olom-baovao.

tsy holany olomanga sy tia tanindrazana fa tsy tia tena zany i gasikara.
répondu par Annie2006 le 01/03/2009 15:44
2. Noue ( 01/03/2009 08:09)
toovs:
fa aleo mitady olona hita fa nahavita, na olom-baovao.
IZA ?


3. ndenn ( 01/03/2009 10:14)
Ianao ohatra Noue ,raha manana finiavana fotsiny ianao fa tena tia tanindrazana dia afaka manao izany ,tsy misy obligation sy fetra .Aleo mba ho entin'ny vehivavy indray ity firenena ity fa ny lehilahy manao tandrametaka foana hatramin'izay .
4. Noue ( 01/03/2009 10:34)
tsy mahavitazy ny vavy leisy aaa !! jereo fotsiny aza aty @ tany mandroso oatra i sego tsy lanin'ny olona eee !! maika fa any dago ??
5. Annie2006 ( 01/03/2009 15:44)
Tsy resaka fitiavan-tanindrazana no lazaina @ Noue, satria mibaribary fa tsy misy izany aminy. Resaka seza no lazao azy, na koa resaka fiavina. Izany ihany.

Izay mihitsy no mahatonga ny vahoaka hitaky TRANSITION mba hitsaharan'ity jadona sy HALA-BATO mahamenatra sy mandoza ataondravalo ity, ka ahafan'ny vahoaka maneho tsara ny safidiny ao anatin'ny fifidianana madio. Kanefa tsy misy izany fifidianana madio izany raha ity Ravalo lany @ HALABATO sy fahatapahan-jiro ao @ ministeran'ny atitany ity ihany no manomana azy. Fehiny: ESORINA ALOHA ITY RAVALO ITY dia apetraka ny rafitra mazava, tsy misy lonilony afahanan'ny vahoaka maneho heviny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1657