Lazaina fa tsy fihaino ny teny ratsy gasy nefa...

41. tiatsara ( 03/05/2006 05:52)
Tsy ny taova @ tena no ratsy fa zava-misy, nefa koa tsy ny olona rehetra no miantso azy ireo @ teny zay heverina fa tenindratsy ; tsotra ny antony, misy tsy eken'ny sofin'ny fiaraha-monina sasany fa manafintohina azy ;

Ny tena mety izany dia ny manaraka izay fepetra sy fomba hiainanao ao @ sosialy misy anao, fa raha samy hanao zay tiany ho tenenina sy hatao moa io, hanao aory ny hiafarana ?

Hajao ny tenanao hanajan'ny hafa anao, ary zay tsy tianao hatao @ tenanao dia aza hatao @ hafa.

Ary i xxx raha tena mirevy teny ratsy dia ataovy any ankafa fa ny fahitako ny serasera.org dia tsy site natao hitenenana ratsy, ary aza manafintohin'olona eto raha tsy resy lahatra fa ratsy ny teny ratsy.
Eny Isotry rehetra eny mandeha fa eny gratos ny fitenenandratsy, afaka manome cours accélérés eny mihitsy aza ianao hampianatra andry zareo tenindratsy version française na anglaise, fa ny azy ireo aloha h@ izao dia teny gasy no famelezany azy.
42. Fiffi ( 03/05/2006 06:08)
tiatsara: "ce n'est pas pour rien que tu portes ce ps" hihihihih fa marina mihintsy ireo voalazanao ireo. ka dia : =D=D=D=D=D^:^^:^^:^^:^^:^:-*:-*:-*
43. tiatsara ( 03/05/2006 07:21)
:-*Fiffi : ny an'ny olona ny fiteny hoe : tsy misy mangataka voa-tehamaina, fa ny an'zareo ireto dia tena hoe : omeo voa-tehamaina mihitsy anie !

Aleo ihany mipetraka @ maha-lehibe ny tena toy izay hisary adala @ olona tsy ampy taona toy izao, lany andro fotsiny !

:-* :-*
44. naughtyboy ( 03/05/2006 07:42)
miakina @ tanjony le teny ihany io fa na teny tsotra aza be no manafitohina fa marin ako le we teny ratsy tsy azo avadika teny tsara mintsy .ny ahy aloha de misy sokajiny: - tranga voalohany fampesana haingoteny fotsiny izy reny fa aza de tonga de tonga fofony fa mba alalaho ihany ny saina iza ary no tafitohina raha milaza aho we aza mamany mitsilany na misarindo mangetotra..na ny mandevit.. atsalaka( io zany le soft,moderated )
_tranga faharoa raha miaro fiantsina na manohitohina ny hafa de azo adika we ompa na tsy fampiseho masoandro(abuse). tsy azo ekena avy atrany indrindra eto @ ty sehatra ty hoan\\\'ireo mpandray anjara rehetra
ny ahy le voalohany iny no haiko, tsy fidiny le mampa- naughty ahy fa misy fampitezaina ko io toetsaina io e, ohatra raha vazaha zao no niteny oue merde
de ekena iny ary tsy mila makany andafy vao mahay an\\\'io de raha gasy iny ka avadiny oue ta. @ am..y tonga de avy any isotry iny ary tsy mety ,sarotra ihany nty fiarahamonina ty kan!!!!
45. Fiffi ( 03/05/2006 08:23)
de aza hatao eto fa ataovy any ananina any eh!
46. ari.malala ( 03/05/2006 08:27)
tam zay kilasy faha 3 (3è) de natao tam teny gasy ny sciences naturelles (araka ny voalazan\'i Yonika ery ambony), dia ts noraisina ho teny ratsy ilay izy, fa dia hoe fampianarana, ary dia izayu ihany koa moa no cas nitenenana an\'ilay izy sy nampiasana azy, fa raha entina @ fiainana andanvanandro d toa mahasadaikatra ihany ny hihaino anizany tenitenenina tsisy limit kle! sady manafintohina ihany koa ny maheno an\'ilay izy voateniteny am ts antony e!
47. koezy ( 04/06/2006 14:47)
Ny tena olana tsy iaikenareo fa tsy mety ny teny ratsy anie ka zavatra tsotra é Amin'izao toa FITAIZANA RATSY INDRINDRA dia manomboka aseho masoandro ary ezahina haseho hatrany ilay faritra mahamenatra. Nefa io no tena fototry ny hoe ratsy ka tokony hatao tsara afina
Amin'izao na inona na inona tiana ho hitan'ny maro na sakafo, na fitafy ,na na dihy na mozika dia TSY MAINTSY MISY VEHIVAVY MITANJAKA NA MAMPISEHO LANY ILAY FITANJAHANY eo.Koa toa za-dratsy ireo tanorantsika dia ny teny ratsy indray no tohanana
Asa na mbola fandrosoana koa izany na tsia fa tena tsy arakay zokinjokiny intsony
Ny anay mantsy NY RATSY DIA FADY ary isa' ireny ny teny ratsy
48. toovs ( 09/06/2006 14:55)
Ny ahy indray ny mahagaga ahy dia misy sady maro ireo tanora indrindra ny vehivavy mba miseho hoe tsy tia teniratsy kanefa miteny hoe "merde" sy hoe "putain" sy ny sisa e.
nefa amiko refa ny société no milaza hoe teniratsy na gros mots de izay foana no anarany .
sa ve hoe ra amin'ny teny frantsay no itenenana azy de sahala ny olona mahitahita sy mifanerasera am vazah????
n'importe quoi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0441