Lazaina fa tsy fihaino ny teny ratsy gasy nefa...
21. patrick2002
(
01/05/2006 22:26)
ka ny teny ratsy anie ,dia rafitra napetraka fotsiny mba mba hamehezanao ny vavanao hoe ,misy ny teny tokony hatao ,misy ny teny tsy tokony hatao,sahala ny zavatra rehetra hatao dia misy lalanany mba hamantarana ny ratsy syny tsara ,oh:rehefa miditra ao antrano dia izao ny fomba ,rehefa miditra birao,sns ,izao ny vehivavy atao hoe tsara fitondra tena ,izao no ratsy hitony no atao hoe lehilahy jiolahim-boto izao no lehilahy mihaja.
Ka ny teny amiko dia hiainanao isan'andro tsy mety raha tsy misy ny atao hoe teny ratsy ,misy ny teny tsara.sa tsy izany:lol:
Ka ny teny amiko dia hiainanao isan'andro tsy mety raha tsy misy ny atao hoe teny ratsy ,misy ny teny tsara.sa tsy izany:lol:
24. Fiffi
(
02/05/2006 05:25)
:) misaotra akia fanja1 an! mbola hafa hiany ny namana :) :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
25. majakely
(
02/05/2006 05:52)
rah hiteny ratsy de mitenena teny ratsy maninona moa izany ???:°)aza atao mandratra olona fotsiny le izy,,,,tsitako ny blème
26. mamzelkely
(
02/05/2006 05:59)
teny ratsy veuu kalou hieritreritra fa ts mahita lazaina za klé :@
27. Fiffi
(
02/05/2006 06:13)
samy manana ny fandraisany avokoa ny tsirairay ka aleo hiteny izay tiany ! :wink:
mamz: de aza miteny ndry de aza mi-:@ koh fa ratsy @ fahasalamana io ! :-D:-D:-D:-D
mamz: de aza miteny ndry de aza mi-:@ koh fa ratsy @ fahasalamana io ! :-D:-D:-D:-D
28. mandrindra
(
02/05/2006 06:47)
tsy ny teny no ratsy fa ny fampiasana azy. rehefa ampiasaina hanopana izy dia ny intention an'ilay mampiasa azy no ratsyfa tsy ilay teny.
30. hery
(
02/05/2006 08:16)
Ie... na dia teny tahaka ny tso-drano aza rehefa hafa ny intention dia mitovy amin'ny manopa ihany.
Dia rehefa ifanarahanareo mianakavy ao antrano hoe miresaka amin'i mamanareo sy papanareo ohatra dia izany no fiteny dia lasa tsy teniratsy ilay izy aminareo... fa aza atao aminay :-)
Dia rehefa ifanarahanareo mianakavy ao antrano hoe miresaka amin'i mamanareo sy papanareo ohatra dia izany no fiteny dia lasa tsy teniratsy ilay izy aminareo... fa aza atao aminay :-)
31. Fiffi
(
02/05/2006 08:56)
fa aza atao aminayf'ita hoa eh! fa tazomy ho anareo izay mandray azy ireo ho tsy teny ratsy fa raha zah manokana aloha de efa hatramin'izay hoe teny ratsy ireo de ampy ahy zay!
35. Fiffi
(
02/05/2006 10:32)
namana , namana foana
na inon-k'hitranga na inon-k'hidona
eo foana izy hanantonana
ary handray anao tsy hankodina
ka manatona! , avia! aza misalasala!
fa ny namana madio mangarangarana
hampifaly anao hatrany
eny na misy aza ny tomany.
na inon-k'hitranga na inon-k'hidona
eo foana izy hanantonana
ary handray anao tsy hankodina
ka manatona! , avia! aza misalasala!
fa ny namana madio mangarangarana
hampifaly anao hatrany
eny na misy aza ny tomany.
36. loula
(
02/05/2006 12:07)
Efa hoe mandratra sofina ny mihaino azy e!ny olona mamo aza efa tsy fidiny miteny an'io foana.Avelao foana hiteny izay mizatra miteny an'izany,fa ianao io a!aza miteny an'izany e!
38. naughtyboy
(
03/05/2006 00:06)
Aza miteniteny foanamp..y
fa betsaka ny sosommm..
fa aleo misitrika any ambany kidoro
manalanala volomp...y
aleo ahitsy kely fa diso brouillon io..
Aza miteniteny fo na fohy
fa betsaka ny soa afoy
fa aleo misitrika any ambany kidoro
fa betsaka ny sosommm..
fa aleo misitrika any ambany kidoro
manalanala volomp...y
aleo ahitsy kely fa diso brouillon io..
Aza miteniteny fo na fohy
fa betsaka ny soa afoy
fa aleo misitrika any ambany kidoro