Mbola niteniteny foana indray ny prezida...
1. petsambava
(
02/05/2006 08:41)
Aprés tany Moramanga t@ 29 marsa izay nivadihany lela hoe ilaina indray ny fankalazàna ny 29 mars ,dia privatiséna ny JIRAMA.. Tsy izany mihintsy nefa no nolazainy tao MAHAJANGA raha nanao fitsidihana tao izy ny teniny dia hoe tsy ho atao mihintsy ny fisitahan'ny fanjakàna @ JIRAMA fa matokisa ianareo..AIZA IHANY IZY ITY E?
azo jerena ao @ la gazette de la grande île nivoaka androany 02 mai 2006 ny momba io ao @ wanadoo.mg
azo jerena ao @ la gazette de la grande île nivoaka androany 02 mai 2006 ny momba io ao @ wanadoo.mg
novalian'i fijo ny 04/05/2006 19:29
2. hery
(
02/05/2006 09:11)
Hazavao ato hoe inona ilay blem fa hivezivezy etsy sy eroa indray ve.
Inona ilay teniteny foana?
Inona ilay teniteny foana?
3. petsambava
(
02/05/2006 09:19)
niteny izy tany MAHAJANGA fa tsy ho privatiser na ny JIRAMA nefa dia hita IZAO fa ho privatiser na ny JIRAMA .Ilay tsy mitàna ny tena hevitra no blém e!!
4. jajaf401
(
02/05/2006 09:29)
Semi-privé angamba ny mety ataony fa tsy privatisation effective ou totale fa aina io.
Satria ny ohatra mivaingana zao dia ny air mad, raha vao niprivatizena ilay air mad dia tsy voavidy intsony ny vol, ka manahy ihany zaho sao de mba tsy ho voavidy in-1 ny rano iray sotro!
Eto atsika no raisina,
Io moa isika ihany nofidy azy de tsy maintsy revena ehhhhhhhhhhhhhhh!
eoahhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh

5. Fiffi
(
02/05/2006 09:42)
petsambava: fa mba fantatrao ve aloha ny anton'io ?
"Conformément aux assertions de certains observateurs, la période d’attente vécue depuis, est en réalité liée au devenir de la Jirama qui a été virtuellement discuté à Paris mais que la délégation malgache a volontairement omis de divulguer lors de sa conférence de presse au retour de la réunion. Et pour cause, le président Marc Ravalomanana a publiquement exprimé son refus quant à la privatisation de la Jirama alors que cette dernière est la première conditionnalité des bailleurs pour venir au secours de la compagnie nationale."
io aloha no hitako!

7. xxx
(
02/05/2006 10:05)
Ka io anie resaka FMI sy Banque mondiale iany ee, hihiih, tratra ny pression Ra-8 ka aiza ny tsy hanaiky na tsy safidiny aza. Raha sanatria ka tena tsy hanaiky ny privatisation ny JIRAMA ny mpitondra de hovoahidy ny robinet ny volan'i FMI de vao maika loza ny ahazo ny Malagasy kely... Ny matanjaka matanjaka iany, indrisy...
9. jentilisa
(
02/05/2006 12:00)
Izany hoe ny fahazoako ny resaka diahoe raha vao mifidy ravalomanana ianareo malagasy dia tsy misy vola ho anareo eo! tena ny banky mondialy izany no mibaiko ny safidin'ny malagasy e!
Nefa raha privatizena io tsy maintsy ny FRANTSAY no omena azy! misaotra fa voaray ny hafatra!
Nefa raha privatizena io tsy maintsy ny FRANTSAY no omena azy! misaotra fa voaray ny hafatra!
10. vetsoko
(
03/05/2006 14:47)
mety ho solution ny mifidy olona atokisan'ny banque mondiale sy ny FMI,satria tsy azi ialana ireo
11. fijo
(
03/05/2006 20:57)
io koa anie azo privatizena aloha e,rehefa mandeha tsara dia nationalizena indray.
na koa ,ny gestion no privatizena,dia vita
na koa ,ny gestion no privatizena,dia vita
13. Yverson
(
04/05/2006 14:10)
Ny président de efa ela no niteniteny foana ka aza atao mahataitra intsony ry zareo an!tsy manana diplomatie mintsy e!efa nampoizina ainy le izy kanefa??? mbola sarotra iany no tena handresena azy prochain élection io!Ho hita antsika eo no tohiny!