fatatrao ato ny ora sy fotoana ahafatesanao

1. ericmanlove ( 01/05/2006 12:27)
asa raha fantatrao fa ato amin'http://www.deathclock.com/ity takelaka ity no ahafatarana ny andro ahafatesanao.ampidirinao fotsiny ny taona nahaterahanao sy ny mombamomba anao de asehony eo ny hora sy fotoana ahafatesanao.
andramo hoe reny olona antitra efa maty reny ?
klikeo etohttp://www.deathclock.com/

novalian'i Fiffi ny 07/05/2006 19:25
2. ericmanlove ( 01/05/2006 12:38)
ito le site misy azy fa somary misy diso kely le tery ambony klé: http://www.deathclock.com
3. Fiffi ( 01/05/2006 13:03)
:roll::roll: Andriamanitra irery hiany no mahafantatra ny andro ahafatesako .
4. lemenakely ( 01/05/2006 13:26)
Anjara sy lahatra ny fahafatesana e!refa anjaranao ny lasa il suffit d'un rien mety matory ianao dia tsy mifoha intsony ,mety mamatotra lacet-kiraro ...nefa mety sanatria misy lozam-piaramanidina olona 200 no tao nefa 5 no tsy maty mety anisany ianao!!!
5. Bariry ( 01/05/2006 14:09)
Marina 'zany ry menakely!
:twisted::twisted:
6. vale ( 01/05/2006 14:16)
in ko ary tony resaka mamp:? :? tony? resaka voyance ndray zao io, zah rangah tsy hijery ah! refa tonga ny hahafatesako dia izay fa tsy tiko fantarina sssss:x
7. victoraz ( 01/05/2006 16:25)
eh! tsy dia tsar loatra ny milaza mahay andro ahafatesana izany, satria toa mandidy alhan'Atra toy ny mpanotrika akondro.
8. hps ( 01/05/2006 17:06)
Raha mahay izy koa tsy ny ody faty noataony,sady zay aha-Atra azy noheveriny.:-$:-$
9. Lalah ( 01/05/2006 17:58)
The page ca not be found no hitako tao, tsy nahita ny andro ahafatesako aho
10. Lalah ( 01/05/2006 17:59)
" the page cannot be displayed" manko e azafady
11. sylvain ( 01/05/2006 19:13)
hitako tao ny ahy d 200 taona hono ao ny maty,rehefa tonga ny andro ahafatesanao d zay,raha olombelona no milaza mety sarotra ny hino an'izany.Andriamanitra no mandahatra ny zava-drehetra,izy irery ihany no mahalala.
12. marozevo ( 01/05/2006 21:10)
Site mandaingam-paty ny anareo. Olona efa maty tamin'ny 1975 no nampidiriko tao, dia lazaina fa amin'ny 2009 hono no ho faty.
Aza mba mitoky amin'itony ry reto ah... Ireo voalaza ao ambony ireo dinihina tsara.
13. Fiffi ( 02/05/2006 05:42)
iza koa moa no olona adala andeha hamatatra izay andro hafatesany ? ny mivavaka amin'Andriamanitra aza hatao tsy misasatra mba ho ela velona sy mangataka fitahiny aminy mba tsy hisy zava-dratsy hahavoa ko maika fa hoe ny andro ahafatesana no andeha tadiavina ntsssss !!!
zah aloha tsy hanokatra an'io akory ary tsara zany raha " the page cannot be displayed" no ao!
14. xxx ( 02/05/2006 10:32)
zà ndray aloha dia tsy misy mahafantatra ny hahafatesako afa-tsy Andriamanitra ihany ê!:wink:fa na nareo eto @ 'ny serasera aza mety tsy hahafantatra akory rehefa tonga izany.

sady tsy ilaiko alha ny hahafantarana an'izany fa'leo ahararaotiko ny andro hahavelomako :evil:
15. pika ( 02/05/2006 10:39)
tsy misy tompon'ny ora hafa tsy Atra mety hoe andro vitsi2 mialoha vao mety halala
16. sylvain ( 02/05/2006 13:42)
Andriamanitra ihany no tompony aina,tsy misy mahafantatra afa tsy izy,ny ankoatr'izay resabe daholo.Za aloha tsy nijery e!
17. Fiffi ( 02/05/2006 14:42)
zah koh!
18. cutie ( 02/05/2006 21:15)
Mpandefa : ericmanlove [ Valio ] 01-05-2006 17:27:03
Lohateny : fatatrao ato ny ora sy fotoana ahafatesanao
asa raha fantatrao fa ato amin'http://www.deathclock.com/ity takelaka ity no ahafatarana ny andro ahafatesanao.ampidirinao fotsiny ny taona nahaterahanao sy ny mombamomba anao de asehony eo ny hora sy fotoana ahafatesanao.
andramo hoe reny olona antitra efa maty reny ?
klikeo [url=etohttp://www.deathclock.com/" target="_blank" class="bb-url">Jereo eto

mampime mitsy,iza no handany andro hijery an'zany.
Tsy ny andro ivelomana no atao ze mahasoa azy .:P
19. Herimiafina ( 03/05/2006 20:23)
Tena tiako ho fantatra leisy ny ahy fa tsy nety nisokatra le site klé. le plus tôt sera le mieux! :-D
20. cutie ( 03/05/2006 20:24)
:-D^^^^^^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2292