Tratran'ny fety e :-)

1. hery ( 01/05/2006 20:40)
Zay zahay vao manao tratran'ny fetin'ny asa.
Fetin'ny asa sa asan'ny fety izao? :-p

Izany ny sipan'ny tanàna fa tongava :-)







Nahitsin'i hery
2. diamondra27 ( 01/05/2006 21:08)
iza doly reo e!
wééééé
3. Fiffi ( 02/05/2006 03:20)
drayyyyyy!! drayyyyy!! zany ka fety an!
4. Fiffi ( 02/05/2006 03:34)
hery: de tsy mba natsipy taty ny invit an! :-D:-D:-D
5. pissoa ( 02/05/2006 04:35)
Hita wa :-D:-D:-D
6. mamzelkely ( 02/05/2006 04:44)
fety beuu izy zany fa zah ts tafiditra ao fa zah ts manana zupe jean klé :roll::-D:-D
7. Fiffi ( 02/05/2006 05:32)
tena te-handihy "la saga afrika ambiance de.." mihintsy ny fahitana an'io an!
mamz: misy manao pataloha kosa eh! :-D:-D:-D
8. mamzelkely ( 02/05/2006 06:10)
hay mo hihihi fa ts jean bleu :°):-D:-D
9. kala ( 02/05/2006 06:16)
mamzel > bikini anaovana refa tsy manana jipo jin ndry:wink::wink::-* :-* :-*

milay le fety ê! =D=D=D=D f'angah 8 mars foana za ê!
mba ampisehoy kôfa mifety zahay ê!:-D:-D:-D
10. mamzelkely ( 02/05/2006 06:55)
kala aa :-D:-D ts de hitsôka dôly ve nare ato am serasera ky =))=))
11. Fiffi ( 02/05/2006 07:06)
:-D:-D:-D:-D
12. Mifenty ( 02/05/2006 07:35)



ie tratry ny fety tokoa
13. Fiffi ( 02/05/2006 07:54)
hery: sipa zany an! tsiky zany an! manja eh! :)
14. hery ( 02/05/2006 08:03)
Fiffi> aty anie be sipa e :-) mahatamana mihitsy.

15. Fiffi ( 02/05/2006 08:10)
hery: raha ny fahitana an'iero sipa ireo aloha de tena hita mihintsy hoe mahatamana kah! sady hummm be daholo izy zany an! :-D:-D
16. Fiffi ( 02/05/2006 08:11)
zao ve de tsy hatamana ? sady ambiance zany an! manja eh! (mitsiriritra kely) :oops: :-D:-D:-D
17. ari.malala ( 02/05/2006 08:15)
za efa ts afaka manao anzao stony e :( :):-D:-D:-D
18. Fiffi ( 02/05/2006 08:59)
ari.malala: mbola hisy akia ny manaraka an! :):-*:-*
hery: fa na izany aza ! tsy nahazo invit nie izahay eh! sa tsy izany ry zavavy ? :-D:-D:-D
19. onjah ( 02/05/2006 10:00)
Hery> Tena nafana mihitsy zany fetin'ny asa izany an. Ny mosakiky manginy fotsiny.
20. hery ( 02/05/2006 11:22)
Fiffi> i colar ary ao efa impiry mandefa invit eto hoe misy trano malalaka sns sns... :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1796