Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
4mimananelatra
(
05/05/2006 18:28)
KMSB: mampihomehy ny akoho!!!!
KMSB na: Komity Miaro ny Safidim-Bahoaka .Hanomboka hietsiketsika hono ry zareo fa efa ho avy ity ny fifidianana ,koa raha komity miaro ny safidim-bahoaka tokoa ve izy ireo tsy izay hampihéna ny vidi...
tohiny
novalian'i vale ny 08/05/2006 18:36
sareraka
(
05/05/2006 17:16)
DIA MANGATAKA RE TOMPOKO O!...
DIA MANGATAKA RE TOMPOKO O!
Nangataka tany Amerika
ka ny gasy rehetra voafika
dia lazaina fa hoe makaolioka
kanefa dia varin'aliaka
Nangataka tany @ CHIRAC
kanjo sendra ny akoho fantàka
ka n...
tohiny
novalian'i naej ny 06/06/2006 07:42
naritsimba
(
05/05/2006 16:05)
SAHIA MIJORO
MIARAHABA ANTSIKA NAMANA REHETRA.
Moa ve tena tsy mangalatra ny mpitondra ankehitriny fa tena mitana ny teny natony dia ny hoe:
1- FAHAMARINANA SY NY FAHAMASINANA?
2- MOA VE FIALOKALOFAN'NY OLO...
tohiny
novalian'i mino18 ny 08/05/2006 15:10
xxx
(
05/05/2006 15:47)
resaka taratasy
misy taratasy gasy/vozongo amidy aty an dafy zao ary maika b... karapapaka2000@yahoo.fr...
tohiny
novalian'i Evah ny 30/06/2006 08:47
fasaly
(
05/05/2006 15:34)
"tu as tort"
Miala tsiny fa am teny farany zay tsy hay kou ity an!
raha atao am teny gasy de otsan tsy mamely!!!:wink:
Deux ouvriers (a et b) prennent leur pause de midi.
a- Tu connais Victor Hugo?
b- NON...
tohiny
novalian'i totofy ny 15/05/2006 11:54
miantra
(
05/05/2006 13:30)
zaza tsy mety mihinana légumes
Inona ry reto ny hevitra amin'ireny zaza tsy mihinana légumes ireny a?
Ilay zanako izao tsy mihinana afa-tsy vary tsy misy laoka (na hena io na légumes). Tsy tia akory na purée aza.
Misaotra...
tohiny
novalian'i Tokinao ny 15/07/2006 09:51
sareraka
(
05/05/2006 13:13)
Niresaka ny filoha allemand t@ Mr le prezidà!
Gaga ny filoha allemand nahita ny vahoaka indrindra tao ANTANANARIVO .Ary toa manaiky izay baiko teneninao daholo hoa ny vahoaka e!
Eisy tongava ianao @ 2007 hanaovako azy ,omena T-shirt 1 ireo dia a...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 10/05/2006 13:26
hery
(
05/05/2006 12:46)
Pierrot Rajaonarivelo: Sao dia adino
Tsy haiko na ny Gasy sasany no be fanadino no mody gisa na dia tena manao ny sasany ho donto tanteraka mihitsy... fa i Pierrot Rajaonarivelo anie, raha tadidinareo, dia olona voaheloky ny lalàna Mala...
tohiny
novalian'i maditra ny 07/05/2006 05:31
dadabe
(
05/05/2006 10:51)
jereo anie i pissoa e?
pissoa =pinguoin :°):°)
http://namana.serasera.org/media/tovana/26ce0580492aa5f74e35f6878333358c/pingouin.gif...
tohiny
novalian'i dadabe ny 21/05/2006 13:45
4mimananelatra
(
05/05/2006 09:39)
MADACOM(CELTEL)-ORANGE mpanakarena mpitery rononon'aliaka!!!
Mety ho gaga angamba ianareo mahita ny titre hoe MADACOM ho lasa (CELTEL) moa sy ORANGE mpanakarena mpitery rononon'aliaka satria:MPANGALATRA !raha mbà mividy crédit 50.000fmg ianao ohatra ORANGE ...
tohiny
novalian'i Santiona ny 12/07/2006 05:16
sareraka
(
05/05/2006 08:54)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
herinandron'izao tontolo izao...
-androany aprés midi no ho atao ny vote ao @ assemblée nationale momba ny déstitution'ingany LAHINIRIAKO..
-miha milentika ny...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2006 19:20
Fiffi
(
05/05/2006 07:57)
Fa maninona ny lehilahy no....... ?
Raha nijery ny gazety androany aho dia izao no zavatra hitako ao:
Ampitatafika - Tovolahy nanolana ny zandriny valo taona
Teny Ampitatafika, ny 1 mey teo, tovolahy iray, 25 taona, no nahavita nano...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/05/2006 12:45
gasypantin
(
05/05/2006 07:31)
ANGANO ANGANO ...ARIRA ARIRA...
Nifanéna tao ankady hono i IMAHATSIRAKA sy IKOTOMANANA,ny iray avy any atsinanana ary ny iray avy andrefana dia nifanonatany izy mirahalahy,fa inona izato entinao?Dia namaly IMAHATSIRAKA hoe LAHINIRI...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/05/2006 03:53
pissoa
(
05/05/2006 07:18)
Ndao ary ps indray eeeeee
ps an'iza no tianao indrindra eto? Aleo atao hoe lahy 2 dia vavy 2 no omena e.
[b]ps[/b] hoy aho fa tsy [b]olona[/b] an! Ngo de misy manao HS indray eo :twisted::-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/05/2006 13:27
xxx
(
05/05/2006 07:06)
Notapahan'ilay ramatoa ny filahian'ilay rangahy !
Asa na noho ny hamafin'ny fiainana ve fa dia mahavita zavatra tsy ampoizina mihintsy ny olona ankehitriny.Hita ao @ la gazette de la grande île androany io zava-niseho io tao SAB-NAM,ary voalàza fa ...
tohiny
novalian'i benito ny 04/06/2006 23:35
rasah
(
05/05/2006 07:04)
prise en charge de pixel
sao dia misy manana izany prise en charge de pixel shader 1.1 izany ianareo
misaotra...
tohiny
novalian'i vancleef ny 05/05/2006 11:52
dadabe
(
05/05/2006 05:38)
KALANDRIE COUPE DU MONDE
ity ry zalahy ho antsika tia baolina rehetra
http://fifaworldcup.yahoo.com/06/fr/w/schedule.html
de mazotoa e...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 15/05/2006 12:58
fasaly
(
05/05/2006 04:51)
veloo
fa aiza ihany i veloo????:-w:-w:-w
tena malahelo beuh mintry:cry::cry::cry:...
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 11/07/2006 10:28
kent
(
05/05/2006 02:04)
Fian'art'afa 1
ho tafaray ndray r'zareo ao fianara ao @'le fian'art'afa 1 'zay hetsika voalohany goavana karakarain''zareo ao @fikambanan'ny Zatovo Tartatr'Idago hafanain'ireo mpanakanto eny am'lalana fanta-daza any...
tohiny
novalian'i zzz ny 11/05/2006 04:54
lemenakely
(
04/05/2006 19:34)
ARAHABAINA E...
-Arahabaiko ho tratry ny alarobia
mbà tsy hanova fitàna na hiova fitia
fa raha ho lany ny fetran'ity tany ity
dia miara-mandova an'iry lanitra iry.
-Arahabaina ho tratry ny alakamisy
ny lain...
tohiny
novalian'i onjah ny 06/05/2006 08:11
