Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i sareraka, milahatra araka ny daty
sareraka ( 21/11/2006 09:56)
Vita ny amin'ingahy RAVALOMANANA!!!!!
Hanambatra hery izy 13 candidats noho ny taim-bava izay nataon-dRAVALOMANANA teny ANTSONJOMBE ny alahady lasa teo!izany hoe na ny mpanohitra sy ny mpomba sasantsasany aza dia ho lasa platte-forme iray... tohiny
novalian'i Stone ny 23/11/2006 18:21
sareraka ( 20/11/2006 22:12)
Iza sisa ireo firenena 9 resin'i MADAGASIKARA !...
Raha ny classement eo @ firenena faran'izay fadiranovana eto ambany masoandro dia firenena sivy (9)sisa no resin'i MADAGASIKARA dia gisitra ! -SIERRA-LEONNE -BANGLADESH -BURKINA -FASSO -REPUBLIQ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 21/11/2006 14:49
sareraka ( 18/11/2006 17:52)
DIRECTOIRE MILITAIRE EKENA 100%...
Raha ny fijerinay ny zavatra niseho andro vitsivitsy izay dia manaiky ny DIRECTOIRE MILITAIRE satria mafy sofina loatra sady diso tia tena ingahy RAVALOMANANA ka aleo mila entin'ny miaramila kely in... tohiny
novalian'i kitjo ny 20/11/2006 12:00
sareraka ( 15/11/2006 21:50)
Nazava tsara tamintsika angamba ny tao @ ARTE androany!
Ho an'izay nahita ny reportage fohifohy izay niseho tao @ canal ARTE dia nahita ny reportage momba an'i MADAGASIKARA sy ny fahantràna ....Nisy temoignage maromaro tao nahitàna ny fahantràn'ny olona... tohiny
novalian'i Garfield ny 07/04/2009 09:57
sareraka ( 14/11/2006 08:31)
TSY HO LANY 1er TOUR Ravalomanana...
Aza dia zatra manao lalan-dririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dàlana..RAHA NY HAMARON NY KANDIDA dia tsy logique ny ahalàny azy 1ér tour RAHA TSY HOE HANGALA-BATO angaha sa izay izany no... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 23:23
sareraka ( 13/11/2006 10:15)
RAVALOMANANA no tompon'andraikitra @ izao fahantràna izao!
Efa mahazatra ity TSY MBÖ ZA ity fa raha ny zavatra hita sy tsapa dia tompon'andrikitra feno @ izao fahantràna sy fivariana lavo izao i RAVALOMANANA..... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2007 21:23
sareraka ( 12/11/2006 21:31)
Il n'y a que la verité qui blesse!......
Tezitra daholo ny ankabeazan'ny malagasy raha sendra mahita reportage ataon'ny vahiny momba ny fahantran'ny gasy :"MADAGASCAR est un des pays le plus pauvre du monde ...âme sensible s'abstenir face a... tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2007 12:25
sareraka ( 12/11/2006 20:41)
Ny frantsay no namono ny mpioko t@ 29 martsa 1947...
Ny voanjo na colons frantsay no namono ny gasy aman'arivony teto ANTANANARIVO sy MORAMANGA ary tany TOLIARY. Ingahy TSIRANANA sy ny FRS no namono ny mpianatra teo @ 13 mai. i RATSIRAKA sy ny nam... tohiny
novalian'i cabot ny 13/11/2006 20:52
sareraka ( 04/11/2006 18:02)
MBOLA HINO FOTSINY IHANY VE ?......
Fanontaniana mipetraka @ malagasy rehetra io fanontaniana io .Mbla hino fotsiny ihany ve isika mianakavy raha mijery ny zava-misy ankehitriny raha jerena fotsiny ohatra ny resaka solika dia raha ny ra... tohiny
novalian'i kitjo ny 11/11/2006 17:54
sareraka ( 19/10/2006 19:23)
HATRAIZA NY FAHAMARINANA SY NY FAHAMASINANA ?
Fanontaniana mipetraka izy ity ho an'ny mpitondra sy ireo mpomba azy ireo. Ny tenin'ilay kary nahazo akoholahy ity ka ny hoe ny sangany no nahazoako azy hoy izy..tsy vitan'izany anefa no ataon'ny s... tohiny
novalian'i fijo ny 25/10/2006 22:30
sareraka ( 11/10/2006 19:09)
VENDREDI 13 ...ho avy ingahy PIERROT!!!!
Araka ny vaovao mari-pototra dia ho avy @ zoma izao ingahy PIERROT RAJAONARIVELO en IVATO...asa na fifandrifian-javatar na ahoana aloha fa dia VENDREDI 13 io enga anie ka tsy hitovy @ ilay film VENDRE... tohiny
novalian'i vetsoko ny 14/10/2006 12:03
sareraka ( 09/10/2006 09:22)
Ingahy RAVALOMANANA ve matahotra sa ahoana e?....
Mampanontany tena ny maro ihany eny fa na ny mpomba azy aza ny zava-niseho tao TOAMASINA ny asabotsy teo iny.Samy nahatadidy angamba isika rehetra fa ny teniny sy ny baiko nomeny dia ny hampisambotra ... tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2006 21:57
sareraka ( 08/10/2006 20:24)
INONA TOKOA NO ZAVA-NISY TAO TOAMASINA?....
Raha ny vaovao tena mari-pototra dia saika hipetraka tao TOAMASINA tokoa ny fiara-manidina nitondra an'ingahy PIERROT RAJAONARIVELO avy tany LA REUNION .Kanefa dia miaramila no niandry ka tsy afaka ni... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/10/2006 21:10
sareraka ( 29/09/2006 18:55)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
Lasa namonjy ny fivoriamben'ny tany miteny frantsay any BUCAREST AO ROUMANIE ingahy RAVALOMANANA ,hanantena inona ? ...Sa akaiky ve ny fifidianana dia haka toky @ ingahy CHIRAC izay efa gros outsider ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 22:42
sareraka ( 11/09/2006 14:50)
Ny hanongotsongoina ny maty hono matahotra handevim-belona!
Misy fotoana hitenenana misy ny fotoana hanginanana hoy ny NTAOLO fahiny ! Raha jerena ny ara-pôlitika dia mbà mampanontany tena ihany ny zava-misy ankehitriny .Ny ataon-dRAVALOMANANA eo ihany fa ir... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:17
sareraka ( 05/09/2006 17:46)
MANAO AHOANA DAHOLO ISIKA REHETRA!
Efa ho avy ny prôpagandy dia mbà handalo kely fa ela tsy nihaona e! KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:21
sareraka ( 27/06/2006 10:42)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY? -5 no maty namono tena teto ANTANANARIVO,asa noho ny hasarotan'ny fiainana ve? -4 milliara no ho lanian'ny kandidà RAVALOMANANA @ propagandy mialoha ny 03 desa... tohiny
novalian'i xxx ny 29/06/2006 18:25
sareraka ( 26/06/2006 15:39)
1-0 in 3 nisesy t@ ity mondial ity
1- 0 io no naharesen'i ANGLETERRE an'i EQUATEUR omaly toy izany koa no nandresen'i PORTUGAL ny PAYS -BAS dia io isa io ihany koa no nandresen'ny ekipan-draHERY ny ITALIE an'i AUSTRALIE androany ... tohiny
novalian'i Rakaina ny 02/07/2006 05:28
sareraka ( 24/06/2006 07:24)
INONA NO VAOVAO MANAERANA NY TANY
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY? -46 taona nivariana lavo izao ra malagasy tsy misy raopilanina manidina intsony na raopilanina hazo aza mandritry ny défilé 26 juin. - voaroaka tao AMBOTSIRO... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/06/2006 07:04
sareraka ( 23/06/2006 13:06)
Misy aminareo ato angamba MFM fa sur mihintsy aho!
Ny zavatra tsapako dia maro ny MFM ato @ ity serasera ity .Ny MFM mantsy dia mpanao botolo fotsiny mpana-forcé ny olona hanaraka ny heviny. Firifiry moa ireo mpianatra sy mpiàsa no forcéna higrev... tohiny
novalian'i fijo ny 21/07/2006 19:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0926