MANAO AHOANA DAHOLO ISIKA REHETRA!

1. sareraka ( 05/09/2006 17:46)
Efa ho avy ny prôpagandy dia mbà handalo kely fa ela tsy nihaona e!

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:21
2. Fiffi ( 05/09/2006 18:44)
de mba hatovy miniskil kosa eh! :wink:
de tongasoa indray zany sareraka eh!
3. xxx ( 05/09/2006 20:22)
manahoana ianao ravizaka a! mety efa tsy reraka tsony zao e !:lol:
4. cutie ( 05/09/2006 20:28)
:-D:-D:-D:-D
5. Fiffi ( 05/09/2006 21:09)
:-D
6. cathy ( 05/09/2006 21:53)
8O8O8O8O
7. fijo ( 05/09/2006 21:56)
ka tonga nefa tsy mitondra resaka akory ko.
8. Rice ( 06/09/2006 12:25)
Tongasoa Sareraka izahay ela tsy nihaino ny vaovaonao.
9. fijo ( 06/09/2006 20:46)
ka lery tsy manana vaovao akory ko
10. mandrindra ( 07/09/2006 11:14)
mbola vaky pneu tao sambaina ny taxi brousse 504 nitondra ny vaovao, ka tsy mbola azon'i sareraka zaraina eto izany ilay vaovao fambola tavela any andalana.
11. naritsimba ( 07/09/2006 11:49)
TSSSSSSSSS ATAOKO FA MBA INN?
12. prime ( 07/09/2006 12:35)
hummm...8-)
13. jimtex ( 07/09/2006 14:47)
Inona novaovao marina any ,ho avy tana sa paris izy zany? de hanongana sa hanohana, sa hilatsaka mihintsy!lazao anay roa ny marina fa agnay tsa mahandry!.
14. fijo ( 07/09/2006 22:42)
lery zao hany toa tonga hanely resaka fotsiny fa tsa hoa hilaza zavatra e
15. zandrypte ( 08/09/2006 06:15)
salama ingahy sareraka!
miandry anao handrehitra jiro ny vahoaka mbola tsy mahita tsara manjavozavo
16. ravatorano ( 08/09/2006 07:19)
tonga soa elah ry vazo miteny eh
tonga masiaka b izy zany
sa hi propany indray d avy eo mivadika palitao fa efa fomba lisany moa io kouh !
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
17. andraina7 ( 08/09/2006 08:01)
8-)8-) Ravatorano a!Ka efa fomban'ny kil kosa nge zao le mamadika paltao e! fa n'enao kosa zao tsy palitao fotsiny no avadiko fa ny any anatiny mitsy;h@ string ra lelah manao string u:?::hi hi hi-@==))=))=))
18. prime ( 08/09/2006 11:10)
19. tezitra ( 08/09/2006 11:12)
tonga
c koi ce forum? il y a un rigolo qui essaie d'ecrire sans idée apportée aucune, il y a 17 reponses qui tombent, sans idée aucune aussi, et au final c 1 euro de connexion à l'internet, si on est à france pour chacun pour la connexion ou 5000 fmg à peu près si on est à mada, c malagasy ça, c du ravalo et du radidy, bcp d'argent perdu, rien de construit; allez continuer comme ça les gars
20. prime ( 08/09/2006 11:19)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1109