MANAO AHOANA DAHOLO ISIKA REHETRA!
21. toovs
(
08/09/2006 12:09)
mahagaga fa ny fanatique dia tena tsy mahataty fanakianana mihitsy. tonga de manebatebaka an'i sareraka satria matahotra hoe inona indray ny marina havoakan'i sareraka.
sa tsy fanatique fa be finoanana pour rien!!!!!!!!
ra ny fandehanjavatra aloha de toy ny gasy rehetra nanana fanantenana sy fiovana lehibe taorinan'ny 2002 i sareraka. rehefa hitany fa misy zavatra maimbo ary iaraha-mahalala izao ilay zavatra de niala mialoha izy ka de nokianiny (sa kosa ary ve nihanisondotra ny niveau de vie nareo). Tsy mahatanty an'izany anefa ireo izay fanatique ka na de hivarina any ankady toy ny nataon'ny teo aloha ary ny firenena dia mbola manohana ireo mpitondra ratsy fanahy ireo ihany.
mba diniho ihany ry reto ny zava misy ah

22. tezitra
(
08/09/2006 12:52)
ecoutez les gars surtout toi tooys,je ne suis pas de radidy ni de r8,mais le mec arrive, il balance son tchatche le 5/09:il dit "tonga aho,ka inona no tsy marina @ izany",puis rien,
les autres repondent,et il y a 17 reponses,mais rien sauf "misaotra tonga dia mba lazalazao ny vaovao rasareraka a!"que ça et rien d'autres, pour 17 reponses, et on est le 08/09,et le rigolo qui a ouvert le débat le 5/09 n'est plus revenu, dis moi que conclure?
il ressemble à notre deux illustres rigolo:
-1)zany ka tsy zany va? puis rien
-2)minoa fotsiny ihany. puis rien. c pathétique tout ça

23. soanja
(
08/09/2006 12:56)
Ny hevitra entin'i Sareraka eto hitako dia tena mitombina mihitsy fa zavamisy ary tsy azo odiantsy hita. Saingy mafy be amintsika ny mandray azy dia mihevitra isika fa izy no maninona.
Samy manana ny firehan-keviny ny olona raha ny fiheverako azy ary afaka miovaova miankina amin'ny hatsarany na maharatsy ny fitondrana sy izay zavamisy ao. Tsy ratsy ny mivadika palitao ohatra raha ohatra ka olona notohanako nefa henoko hoe namono olona na nanao toetra ratsy tany ankafa sns.
Amiko dia ilaina ny hevitr'i Sareraka ahitana ny ahoana marina izy ity. Tongasoa Sarerka.

24. mandrindra
(
08/09/2006 14:17)
tezitra:
ecoutez les gars surtout toi tooys,je ne suis pas de radidy ni de r8,mais le mec arrive, il balance son tchatche le 5/09:il dit "tonga aho,ka inona no tsy marina @ izany",puis rien,
les autres repondent,et il y a 17 reponses,mais rien sauf "misaotra tonga dia mba lazalazao ny vaovao rasareraka a!"que ça et rien d'autres, pour 17 reponses, et on est le 08/09,et le rigolo qui a ouvert le débat le 5/09 n'est plus revenu, dis moi que conclure?
il ressemble à notre deux illustres rigolo:
-1)zany ka tsy zany va? puis rien
-2)minoa fotsiny ihany. puis rien. c pathétique tout ça
soa ihany i tezitra fa tonga namaly ary nitondra hevitra mafonja be fa tsy toy ireo hafa rehetra namaly hevitra=D=D=D
25. Fiffi
(
08/09/2006 18:23)
tezitra:de misy gasy tsy miteny gasy koh fa miteny vazaha ve ? :wink::-D:-D:-D
tonga
c koi ce forum? il y a un rigolo qui essaie d'ecrire sans idée apportée aucune, il y a 17 reponses qui tombent, sans idée aucune aussi, et au final c 1 euro de connexion à l'internet, si on est à france pour chacun pour la connexion ou 5000 fmg à peu près si on est à mada, c malagasy ça, c du ravalo et du radidy, bcp d'argent perdu, rien de construit; allez continuer comme ça les gars
26. fijo
(
08/09/2006 21:10)
mandrindra ,za koa nahatsikaritra io hevidehibe nentin'i lery io.ary tena gaga hoe ,"kay lety no tena misaina be ato kle"mitondra hevitra ao anatin'ny tsy misy."
27. rabaradaka
(
09/09/2006 08:05)
Aza miady sy mifamely re dadatoa isany a, io age ilay efa nolazaiko foana fa aleo tsy averiko sao tezitra ry dadatoa sy nenitoa namana eto. Fa zao sareraka, arabaina aloha fa tonga ndray e, dia izao ndao hoe mba resahina ity solika ao Bemolanga sy ny sisitany andrefan'i Madagasikara iny. Tena misy aloha fa tany aho ary nihaona tamin'ireo be hatoka vazahaFa dia ho toy ny any Nigéria, Angola, ve isika atsy ho atsy ka i xxx hanafika an'i tooys ary fijo hitifitra an'i sareraka?
29. gille
(
12/09/2006 14:58)
Ho tonga indray ity ny propagande ka de miomana daholo ry artiste rehetra.Ny mahagaga dia toa efa mifamely sahady ry zareo ireo.Hahita zavatra aloha isika amin'ity indray mitoraka ity fa mbola tsisy mpifanina be toy intony.Asa aloha izay ho fandehany fa toa tsy de taitra loatra ny sasany.