INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?

1. sareraka ( 27/06/2006 10:42)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?

-5 no maty namono tena teto ANTANANARIVO,asa noho ny hasarotan'ny fiainana ve?

-4 milliara no ho lanian'ny kandidà RAVALOMANANA @ propagandy mialoha ny 03 desambra izao .Mahatràtra 5 miliards de dollars no trosan'i MADAGASIKARA tany kely nefa be trosa koa atao ahagàga ve moa?

-Mipetraka ao anatin'ny sain'ny maro ny fifidianana @ 03 desambra hilamina ve sa hisy korontana?dia ho sanatria ve isaky ny fifidianana izao dia hikorontana foana ? ny firenena efa isan'ny fadirandray hovana eto ambany masoandro!

-nahazo famelan-tsazy ireo gadra nanana sazy mihantona latsaky ny 1 taona!faly sahirana toy ny akohokely notsipazana fotsimbary satria nahoana moa sahirana hitady asa satria ny casier judiciaire efa maloto!dia hanao inona nefa ?...ny tena tsy maintsy mihinana!!!aza hitako ka hamerina indray dia miverina ...

-mikononkonona hanao famoriam-bahoaka an-kalamanjàna @ izay ingahy ALAIN RAMAROSON.

-Tsy mifandray intsony ny tadindokànga eo @ antoko AVI sy ny TIM.Hirotsaka ho kandidà ve ingahy RATSIRAHONANA ? ny vato azo no ifampitsaràna ary e @ 03 desambra.

-Anio no hifampitàna @ ESPAGNE i la FRANTSA reny malàla ! ho hita eo indray no vavan'ireo frantsay indrindra moa raha resy eo!!
i GHANA moa dia hifampitàna @ i BRESIL mahafinaritra ny mbà mahita tany samy mahantra nefa mapiseho ny talentany manoloana ireo tany européanina efa mandroso!!!

MEDITATION!!
novalian'i xxx ny 29/06/2006 18:25
2. Fiffi ( 27/06/2006 12:04)
sareraka:

-Mipetraka ao anatin'ny sain'ny maro ny fifidianana @ 03 desambra hilamina ve sa hisy korontana?dia ho sanatria ve isaky ny fifidianana izao dia hikorontana foana ?
fanontanianao fotsiny io fa tsy hisy hamarina an'izany na de kely aza !


3. xxx ( 28/06/2006 09:25)
ary mba manaparitaka vaovao lainga koa ry sareraka izany a, jereo tsara ao @gazetiko ao fa tsisy maty izany na iray aza t@ireo dimy namono tena fa avotra daholo ary ny telo @ireo dia resaka fitiavana no nahatonga azy hamono tena ,dia inona koa ny idirany trosan'ny firenena @vola holaniany ra8 anaovana propagande, taiza ny source nahitanao fa nalaina tao @kitapombolampanjakana izany vola izany, ary aza miteniteny foana intsony @manaraka fa mankaleo be ra-dadatoa a
4. rabaradaka ( 28/06/2006 09:42)
Dadatoa sareraka ho'aho efa miteniteny fahatany mihitsy. Aza amafazana lainga kosa ny tary e ! Fa adinonao angaha fa efa misy sondage any milaza fa 57,87% no handresen-dRavalo amin'ny fifidianana ? Tara indray dadatoa sareraka marina !
5. xxx ( 29/06/2006 18:25)
iny ra-dadatoa iny @manaraka tokony any @hatsikana sy lalao no anokatra sujet fa toa mapiomehy rery ty lainga afafy sy fanaratsiana be fahatany lava ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.335