Misy aminareo ato angamba MFM fa sur mihintsy aho!
1. sareraka
(
23/06/2006 13:06)
Ny zavatra tsapako dia maro ny MFM ato @ ity serasera ity .Ny MFM mantsy dia mpanao botolo fotsiny mpana-forcé ny olona hanaraka ny heviny.
Firifiry moa ireo mpianatra sy mpiàsa no forcéna higrevy t@ 1972 na 1991 na 2002 ?
Izay tsy mivoaka dia torahana @ vato ny fianarana sy ny varavarana.Zava-nisy izany tsy misy mamorona eto!
Dia izao andro efa mazàva izao ve dia mbola forcénareo aho hanaraka an-dRAVALOMANANA nefa efa hita izao fa maro ny zavatra tsy mety sy tsy rariny ataony.
AZA MANAO LALAN-DRIRININA KA NY FAHAVARATRA AVY NO MANAO ITSIN-DALANA E!
raha olona izany no lavo in3 efa mitandrina mbà tsy ho potraka fanin 'efany!

novalian'i fijo ny 21/07/2006 19:56
2. mandrindra
(
23/06/2006 13:12)
sareraka, mahavarina ilay lohateny, misy hoe "angamba" dia avy eo misy hoe "sur mihitsy aho".
soa ihany sareraka fa tsy mafana ka tsy manao resaka botolo fa tena argumenter be daholo ny hevitra aroson'i sareraka. indrindra rehefa ilay misy manakina ireny dia mamaly amin'ny hevitra mafonja foana i sareraka raha sendra mba mitsidika.
=D=D mirefodrefotra no atolotra an'i ra-sa, amin'ny analiziny. misaotra anao nanokatra ny maso.

3. hery
(
23/06/2006 13:30)
Izaho indray tsy manery hifidy an-dRavalo fa ny olona mihitsy no tsy manan-tsafidy e.
Mbola miandry mpanohitra matotra foana fa indrisy. Angamba lany olo-manga i Madagasikara.
Dia VOATERY hiverina amin-dRavalo ihany
Mbola miandry mpanohitra matotra foana fa indrisy. Angamba lany olo-manga i Madagasikara.
Dia VOATERY hiverina amin-dRavalo ihany
4. Robert
(
23/06/2006 13:31)
Ié misy MFM ato ka ? Tsy izà fa SARERAKA iany.....
Io ramanana io de mahita fa tsy mety foana ny ataony mpitondra, ié misy tsy mety...
Fa izy de tsy mahita ny mba asa kely vitany mpitondra ankehitriny.
Ary miezaka hitarika ny mpiserasera hanohitra an-Dra-8.
Ka inona no tsy marina @ izany

5. sareraka
(
23/06/2006 13:41)
Robert:
Ié misy MFM ato ka ? Tsy izà fa SARERAKA iany.....
Io ramanana io de mahita fa tsy mety foana ny ataony mpitondra, ié misy tsy mety...
Fa izy de tsy mahita ny mba asa kely vitany mpitondra ankehitriny.
Ary miezaka hitarika ny mpiserasera hanohitra an-Dra-8.
Ka inona no tsy marina @ izany
tsy mbola nanohana an'ingahy MANANDAFY aho na in1 andro aza aoka aloha mbà hazàva kosa ny resaka r'ingahy ROBERT !
6. Robert
(
23/06/2006 14:02)
Ilay izy anie tsy nisy nilaza fa manohana an'i Manandafy ny tenanareo fa ilay hoe hevitra BOTOLO.
Ny zavatra ratsy ny mpitondra ankehitriny foana no hita-tsika, sa ahoana sareraka?
Ny zavatra ratsy ny mpitondra ankehitriny foana no hita-tsika, sa ahoana sareraka?
7. Fiffi
(
23/06/2006 14:16)
Robert:tsy ny hitantsika ! tsy marina aloha io an! ny hitan'i sareraka oui ! fa ny zavatra vita teo @ fotoana vitsy tsy mba hitany mihintsy ! Raha hoharina @ zava-bita teo @ fitondrana taloha !
Ny zavatra ratsy ny mpitondra ankehitriny foana no hita-tsika, sa ahoana sareraka?
Na izany na tsy izany , iza anefa hono no haroso hanolohana an'i Ra8 ?
8. lavatsofina
(
23/06/2006 17:53)
O! ry sareraka a!,efa be izay vita izay fa tena manao retours d'age loatra ianareo ka tsy mahalala ny tokony ho lazaina intsony sady lasa silamo mahery fihetsika be izato izy ka atahorana hivadika horera eto .
9. marozevo
(
24/06/2006 06:37)
Ka raha misy MFM aza eto maninona moa izany.. Fa angaha moa tsy mahazo mankato ny MFM ? Ny AREMA aza ve Rangahy ekena ho ato, dia ny MFM indray no ho sakanana...
10. ainga
(
24/06/2006 07:00)
Fa na ny fomba firesak\'ilay mitondra anrana hoe sareraka aza dia BONTOLO sy voky HITSIN-DALANA nefa izy miteny io indray no miampanga ny hafa ho bontolo sy mpanao-hitsin-dalana. pfff !
Nareo ve hatry, daina, sa reraka e ?
Tsy aleo ve leitsy miresaka baolina kitra toa izay mirediredy a ! Alefa Brazil a !
Nareo ve hatry, daina, sa reraka e ?
Tsy aleo ve leitsy miresaka baolina kitra toa izay mirediredy a ! Alefa Brazil a !
11. xxx
(
24/06/2006 07:09)
Alefa alemaina a! alefa lafrantsa a!
Raha ny fomba fisainana sy firesaka kosa aloha no jerena dia i Sareraka tena MFM mihitsy e!
Raha ny fomba fisainana sy firesaka kosa aloha no jerena dia i Sareraka tena MFM mihitsy e!
12. marozevo
(
24/06/2006 07:55)
Ary atahorako ho tsy mpisandoka indray ity Sareraka ity raha izany...
I Sareraka tena izy manko aloha dia MFM eh...
sa mitady namana ve lery eh !..
I Sareraka tena izy manko aloha dia MFM eh...
sa mitady namana ve lery eh !..
14. marozevo
(
24/06/2006 09:01)
Zany zany ry Zalahy ah... Izay MFM eto dia milaza mazava fa ilain'i Sareraka ho mpanohana ny heviny eh...
Tsy mbo izaho !!...
Tsy mbo izaho !!...
15. dadabe
(
25/06/2006 11:06)
Mpandefa : hery [ Valio ] 23-06-2006 18:30:41
Lohateny : Re : Misy aminareo ato angamba MFM fa sur mihintsy aho!
Izaho indray tsy manery hifidy an-dRavalo fa ny olona mihitsy no tsy manan-tsafidy e.
Mbola miandry mpanohitra matotra foana fa indrisy. Angamba lany olo-manga i Madagasikara.
Dia VOATERY hiverina amin-dRavalo ihany
ka misy sekire sarotra inona ao ko , andraso fa omeko eto ny porofo ao aoriana kely ao
16. marozevo
(
25/06/2006 11:40)
Hors sujet eo Ingah ry dadabe raha manome zavatra eo... Jereo tsara aloha ny loha hevitra.
17. MTN
(
25/06/2006 19:34)
SARERAKA: toa lagy? tsy misy hitora-bato eto kah. Afaka manararaotra tsara i sareraka. Samy manao izay tiany io ka aleo ry zareo hanao botolo rehefa izay no tiany eh.:roll:
19. rabaradaka
(
26/06/2006 10:53)
Fa inona no ny MFM, tsy mpitady seza fotsiny ? Efa lany andro ange radadatoa sareraka izany MFM izany e, hatramin'ny 1972 ka hatramin'izao tsy mety mahazo fitondrana, satria nahoana, efa voalazanao fa bontolohevitra. Asa i Pety angamba no antenain-dry zareo.
20. marozevo
(
26/06/2006 14:14)
Inona no mahalasa saina an'i Fiffi ?... Zaka normaly daholo izany, samy hafa ny hevitra sy ny fomba fanehoan-kevitra dia izay...
Aleo izay manao bontolo hanao bontolo, fa tohizo ny resaka.
Aleo izay manao bontolo hanao bontolo, fa tohizo ny resaka.