Misy aminareo ato angamba MFM fa sur mihintsy aho!

21. arindrano ( 27/06/2006 07:58)
Tena revin'ny MFMn-dRavalomanana dahole no eto e !
22. marozevo ( 27/06/2006 20:27)
Ka aza manketo rehefa tsy tia ho eto ny MFMn-dRatsiraka eh...
23. prime ( 28/06/2006 07:10)
:-D:-D
24. MTN ( 28/06/2006 14:32)
:-D :-D kay lasa misy an'izany MFMn-dra8 sy MFMn-dradidy izany ko o, mahita sen mihitsy
25. marozevo ( 28/06/2006 15:20)
I Arindrano no nilaza an'izany voalohany, ka anontanio izy hoe inona izany.
26. prime ( 29/06/2006 11:44)
MFMan-dra8!!!:-D:-D:-D
27. marozevo ( 29/06/2006 14:14)
MFMn-dRatsiraka... sy Manandafy.
28. prime ( 30/06/2006 12:17)
tsy misy mfm an'i voninahitsy angaha??? :-D:-D
29. marozevo ( 30/06/2006 20:50)
Mitady higadra angah ? Na misy aza tsy sahy miseho.
30. prime ( 04/07/2006 12:01)
ka tapenam-bava izany ny sasany???:-D
31. marozevo ( 04/07/2006 14:03)
Tsy tapenam-bava fa manapim-bava.
32. prime ( 05/07/2006 09:23)
Manamaimbo vava izany ry marozevo a! :-w:-D:-D:-D
Aleo izy hiteny fa raha miray efitrano aminy ianao mety ho sahirana ihany...:-D
33. marozevo ( 05/07/2006 21:05)
Mba iza ary no nanokatra ity loha hevitra ity ?
34. fijo ( 06/07/2006 19:13)
isareraka tokoa anie ka tena manao fomba firesaky ny MFM e.mandiniha tena aloha
35. marozevo ( 07/07/2006 14:01)
Fa nareo angaha mbola tsy mino ihany fa tena MFM anie i Sareraka eh... Mety tsy hanana karatra aloha izy, tsy haiko izany, fa tsarovy ny tamin'ny 1989 : Raha tsy noho i Sareraka (ilay tena izy)tsy nahazo faharoa i Manandafy, saingy nihoatra ny 50% ny an'ilay raikalahy, ka raraka ny anao lahy.
36. fijo ( 07/07/2006 19:14)
dia ho mpanaraka eny foana izany ry zalahy ko
37. prime ( 12/07/2006 11:32)
efa fantany anie zany e!!!! fa dia ny eo ihany no eo!!! fa zao kosa aloha an! ity fitondran-dra-8 ity no nanome lanja indrindra ny mfm sy ny politikany hatr@ izay mpitondra rehetra teo... sa tsy kobonareo????:lol:
38. fijo ( 12/07/2006 19:57)
izay indray aloha tsy arako.fa ny itako,dia toa lasa nizara ny mafana
39. prime ( 14/07/2006 12:10)
Ny mody fizaran'ny mafana io efa fanaony hatr@ izay io... fa ny mahamafy ny mafàna dia manana foto-kevitra mijoro izy ka na mody misitaka aza ao foana ny mahamafàna azy...
Ny "répartition politico-géographique en région" io politikan'ny mafana efa t@ 2ème république fa ra-8 no nahatafita azy... ny isan'ny faritra ho 22 ka hatrany @ 24 dia mbola ny mafàna koa no tompon-kevitra amin'io... ny loharanon'ny foto-kevitra miainga any @ fokonolona dia mbola ny mafàna hatrany no tompony... Ratsimandrava no saiky nahatafita fa tsy tafa fa i ra-8 no ni-passe... ny politika 'ultra-libéralisme' ankehitriny ampiharin'ny fitondràna ankehitriny io dia ny mafàna sy ny avi no ao ambadik'io... ary ny mahagaga dia tena arahin-dra-8 @ antsipiriany mihitsy ilay politika... ny politikantsika miverina 100% @ mpamatsy vola mahazatra (BM eo ambany fanaraha-mason'ny FMI) io mbola ny mafàna sy ny avi koa no ao ambadik'io fa raha ny tian-dra-8 saiky hisitaka tanteraka mihits toy ny nataon'i zafy t@ fotoan'androny @ mpamatsy vola mahazatra izy fa nahitsin'ny mafàna sy ny avi... Hatreo aloha fa lasa lavabe...
40. fijo ( 21/07/2006 19:56)
mahaliana fa tohizo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086