RAVALOMANANA no tompon'andraikitra @ izao fahantràna izao!

1. sareraka ( 13/11/2006 10:15)
Efa mahazatra ity TSY MBÖ ZA ity fa raha ny zavatra hita sy tsapa dia tompon'andrikitra feno @ izao fahantràna sy fivariana lavo izao i RAVALOMANANA..
novalian'i xxx ny 16/03/2007 21:23
2. kolokanto ( 13/11/2006 11:21)
Mampalahelo ianao ry sareraka, tsy manan-tsaina afa-tsy ny hanome tsiny ny hafa foana!!! Tsy te hahita afa-tsy izay tianao ho hita ary tsy te hahatsapa afa-tsy izay tianao ho tsapa! Soa ihany koa fa nisy an'i Ravalomanana afaka hanilihana izay fahoriana sy izay zavatra rehetra mitranga!! Raha tsy teo re iza mety ho iza indray no nanilihina ny anton'ny zava-mitranga amin'ny fiainanao e!!!
Araka ny nolazain'ny namana sasany tato hoe nianjera ianao dia noho i Ravalo, maty ny sakanao de noho i Ravalo, may ny laokanao de noho i Ravalo!!!
Milaza amin'izay rangahy vaha-olana mba ialana amin'ny fahantrana dradrainao fa aza mimenomenona fotsiny!!! Raha azo natao sakafo angamba ny menomenona mety tena efa natavy be sareraka!!:twisted:Hihiii
3. fintsa ( 13/11/2006 11:35)
tena marina izany ry akama a fa i RAVALOMANANA dia tsy nahalala afa tsy ny nagorona harena fotsiny t@ nitondrany .mila solona izy fa eo no tena olana . IZA ARY NO ASOLONTSIKA AZY ?
4. agoago ( 13/11/2006 11:46)
mandehana mifidy fa izay ny fomba mety hanalanao azy eo, raha tsy ho lanimbahoaka intsony izy.Na mieritrereta manaova coup d'état, sa hanafohy ny androny ianareo?
5. Samoana ( 13/11/2006 14:00)
sareraka /Mahagaga fa tsy tianareo mihintsy ny entrepreneur manankarena avy @ alalan'ny fahaizany mitantana sy mandrindra ny orinasany a ! Tianareo soloana olona efa vokibe manana harena tsy fanta-piaviana foana.
SA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY ?:wink:
6. eraina ( 13/11/2006 14:19)
Tsy dia mahay manao analyse loatra enao sareraka a! mila mandinika tsara aloha fa aza entimpo e! nareo ange teo efa ho 25taona mahery nefa tsy nahavita zavatra tsara sy ilain'ny vahoaka toy ny vitandravalomanana 5taona fotsiny e! sady efa tsy nanao nareo no mbola nopotehinareo daholo firenena t@ 2002 ambany fisainana be
mila mandinika vao miteny
7. Hubert ( 13/11/2006 14:47)
eraina:=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
8. kitjo ( 13/11/2006 15:00)
raha vao sareraka no manoratra dia mila mandinika lalina za hoe " Gasy ve ty za ty e?"

raha ny filazany manko toa ohatry ny hoe nanankarena be isika teo aloha fa nony tonga ravalo dia lasa nahantra

mmhhhh....za ve ry reto no tsy mahalala in in an?
9. Fiffi ( 13/11/2006 15:01)
sareraka:
Efa mahazatra ity TSY MBÖ ZA ity fa raha ny zavatra hita sy tsapa dia tompon'andrikitra feno @ izao fahantràna sy fivariana lavo izao i RAVALOMANANA..
satria ve nataon'i ratsiraka nanankarena be Madagasikara sady nampekariny any @ avo indrindra de hoe Ravalomanana no nahatonga an'zao lazainao zao ?
Aiza nefa zao io ratsiraka io ry sareraka ? maninona raha mba lazainao hoe nameno ny paosiny izy , nahondrany avokoa ny vatosoa sy ny sokatra ary nofenohiny ny paosiny ary nitsaoka izy rehefa vita ny asa ratsiny zay nandatsaka an'i Madagasikara anaty maizina ?
Iza no tena tompon'andraikitra feno @ zany fahantrana izany sy ny fivariana lavo ?
KA INONA NO TSY MARINA AMIN'NY ZANY ????


10. kiali ( 13/11/2006 15:25)
tô zay teo retra nolazaina fa nampahantra ny madscar!!!
sô de ny vahoka kosa aza no kamo miasa ???? de raha olokafa no teo de zay ihany ! tsikera no betsaka fa kamo manao zavtra daholo
11. Zina ( 13/11/2006 19:26)
raha vao sareraka no manoratra dia mila mandinika lalina za hoe " Gasy ve ty za ty e?"

kitjo a mety tsy gasy aky io a
12. kolokanto ( 13/11/2006 20:27)
Marina ny anao ry kiali!!!
13. Fiffi ( 13/11/2006 21:27)
kiali: marina aloha zany an ! fa na izany kosa aza mba misy zavatra tsy azo lavina kosa ary tsy azo tampena-maso fa tena nanitsoka tanteraka an'i madagasikara kosa aloha ny teo aloha eh !
14. mpanota ( 14/11/2006 08:59)
Eny ny tenako no namorina ny agro-busness dia ny tenako sy ny manodidina ahy ihany no mifehy azy ; zay koa mpamokatra menaka dia tsy fidirana menaka vahiny toy ny teo aloha fa manohitohina ny ahy , izaho irery ary ihany no mpifehy tany be velarana sy mpanangombokatra any Ambatondrazaka .fa ny vahoaka ambiny minoa fotsiny ihany tahaka ny teo aloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay ....
Marina ny an' i Sareraka .mba jereo kely aloha ny fandehan-javatra vao miteny na manakina e :twisted::twisted:
lol
15. tsingy ( 14/11/2006 11:28)


O ry samoana tsy mitov @ mitondra orinasa ny mitondra firenena.:wink:
maro ny vola azo avy @ bailleurs mankaiza dôly aki izy reny?hitanj v?:wink:
ary enao Rakiali atsangano ny orinasanao d miasa dôly ny gasy e,tsy mahita akory fa mipetsapetsana fotsiny ty vava.
Aleonay RATSIRAHONANA reny olomanga ilain'ny gasikara fa tsy olona be dokdok nefa pokaty toa andra8 nareo:-D:-D:-D:-D
16. Fiffi ( 15/11/2006 09:55)
mpanota:
Marina ny an' i Sareraka .mba jereo kely aloha ny fandehan-javatra vao miteny na manakina e
aiza no maha-marina an'zany ?


17. niryna ( 17/12/2006 13:20)
Izay mpitondra rehetra dia nihinana daholo ary isika aza toa dondrona tsy nanantsaina ny nifidy olona hafa taloha. Aiza koa olona iray efa hisasaka ny taon-jato mbola teo ihany.Angaha dia tsy nisy olona mihitsy teo?
Izao nisy olona vaovao iray nanarina ny firenena dia henjehina.Tonga dia fantatro fa tsy mpanaraka an-dRavalomanana ianao.Izy aza mahazaka ny heso sy latsan'ireo very seza koa.Tsy mora anie ny mitondra olona e.Tsy maintsy misy lesoka foana.Rehefa mbola nifidy azy ny olona dia avelao izy aloha hitondra toy ireo rehetra very seza.Aiza koa ny rain'ny sasany efa teo, dia miditra indray ny zanany.Aiza ilay hoe tanora amin'ny roa arivo mpanangana ny ho avy? Nahoana noho ny zanany indray no mbola saingy ho fidiana eo.Rehefa nahazo seza ireo rainy,ampy ho azy izay.
18. toovs ( 08/01/2007 12:06)
tsingy:



O ry samoana tsy mitov @ mitondra orinasa ny mitondra firenena.:wink:
maro ny vola azo avy @ bailleurs mankaiza dôly aki izy reny?hitanj v?:wink:
ary enao Rakiali atsangano ny orinasanao d miasa dôly ny gasy e,tsy mahita akory fa mipetsapetsana fotsiny ty vava.
Aleonay RATSIRAHONANA reny olomanga ilain'ny gasikara fa tsy olona be dokdok nefa pokaty toa andra8 nareo:-D:-D:-D:-D


enfin, mba nisy olona tonga saina ihany ato. Aza malahelo ry tsingy fa ho avy ny andro ah. be loatra koa ange ny vahoaka ingrat ka tsy mahalala ny soa nataondratsirahonana azy e. tsy fantany fa raha tsy nisy andratsirahonana teo de navarin'ilay zafy tany anka lalindalina kokoa ny gasy rehetra. izay lay ilaina praiminisitra mba dynamique fa tsy donendrina nefa tsy esorina teo mihitsy.
19. 08051972 ( 01/03/2007 18:03)
Aza miasa saina be @ zany ry reto aaaa!Rah mipetraka eto France nareo dia mahatsikaritra fa ny vahoaka tsirairay dia tompon'andraikitra @ ataony avy!60Mllon ny vahoaka eto Frantsa nefa tsy mifanitsakitro fa tandalana k'izay no isan'iray mampahantra antsika satria tsy zatra tandalana isika
20. xxx ( 16/03/2007 21:23)
tsy zany lotra ry 08051972 ah! ny asa rehetra d ra8 daholo no manao azy! ny lalana hataony io d ny antokaprizin'ny vadiny no manao an'io ny trano be n'ny ozinina reny dia ny zanany no manao ireny zany hoe ny tsy misy mahazo marche intsony ny olona fa lasan-dry zareo samy zareo ao d avy eo mizesita hoe: vita ny lalana makary vita ny atsy ananona nefa tsy ampy 1taona d simba d haverina hatao d vola mirotsaka ihany zany!!! zay fa d heritrereto hoe milay ve Ra8 sa tsy m'lay eh... zao zao aiza ny vary? otrin ny kg?8O nefa taloha otrin?:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.375