Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sareraka ( 04/05/2006 18:29)
INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY?....
Inona no vaovao manerana ny tany? herinandron'izao tontolo izao.. tsy takatry ny kely vola izao ny atody o!... Miady antrano ny TIM aiiii aza hitako ka ny lehibe no miady ka ny ankizy no voapo... tohiny
novalian'i vale ny 20/05/2006 10:10
sonwin ( 04/05/2006 18:08)
mitady tononkira, hira iray kanto dia kanto
Miarahaba, Sao misy afaka manome ny tonon'ity hira ity azafady: Ny lohateny aloha tsy haiko, ny mpihira koa tsy haiko, ny haiko fotsiny dia hoe hira talohaloha ilay izy dia misy hoe: Na sarotra az... tohiny
novalian'i cutie ny 08/05/2006 21:39
xxx ( 04/05/2006 18:08)
leo be
te hanadino anilay sipako za fa leo ny fanalikany ahy, d omeo hevitra mahomby mba hanadinoako azy tanteraka,efa niteny azy ahy we vita ny @nay , fa tsy t hiverndalana intsony za ,fa eo @ fanatanteraha... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2006 19:25
marozevo ( 04/05/2006 17:03)
Pseudo na xxx
Mba lasa ny saiko amin'ireto solon'anarana ampiasaintsika ato amin'ny serasera rey olona. Hatraiza ny fahalalahantsika hisafidy solon'anarana iray? Misy karazany maro ny pseudo ampiasaina : Notsoah... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/05/2006 03:54
kally ( 04/05/2006 15:48)
Namana roa ihany
Raha manana safidy ianareo hiresadresaka @ namana roa ato (hiaramisakafo sy hiresadresaka ohatra) dia iza no ho fidianareo? Roa ihany raha be an!... tohiny
xxx ( 04/05/2006 15:43)
AUCUN PRESIDENT MALGACHE N'EST SORTI PAR LA GRANDE PORTE....
Mandrak'izao dia tsy mbola nisy filoha malagasy aloha na 1 aza niàla t@m-boninahitra sy bon exemple..Tao ny tsy maintsy nametra-pialàna,tao ny nisy nitifitra,tao ny empêché...Rehefa tonga eo @ fit... tohiny
Yverson ( 04/05/2006 14:49)
NY groupe MAHALEO
Mba omeo ry zareo ny vision nareo mikasika anty groupe mahaloe ity fa mahita za mantsy fa tsy hitako izay olona tsy mankafy azy amin'ny ankapobeny!Toa resy lahatra aminy avokoa ny rehetra e! Ze tena ... tohiny
novalian'i eisy ny 18/05/2006 07:12
sareraka ( 04/05/2006 13:41)
DERA SY LAZA ANIE HO ANAO.... FILOHA RA8!!!
DERA SY LAZA ANIE HO ANAO !ALELOIA Misaotra anao Andriamanitra izay nangatahiko tsy diso manjaka be ny disadisa ao koa ny gidragidra mandeha tsara ny BORA mandeha soa ny CEDES e jereo ny anakà... tohiny
novalian'i lamie ny 10/05/2006 19:25
majinikakely ( 04/05/2006 11:40)
Tena hafa miitsy ny toy itony ry zareo ah ..........
:-D:-D:-D:-D Any Roma no miseho ny tantara. Nangataka ho didiana any Italia ilay olona bota sy mavesatra indrindra eran tany. Teran-tany mekisikanina izy io ary milanja 550 kilao .Tsy afa mihetsika... tohiny
rabaradaka ( 04/05/2006 10:58)
Mba lasa ny eritreritro ry zareo a
Mba lasa ny eritreritro manao hoe tsy misy afatsy xxx, fiffi, tovolahy 07, sy ireo efa "abonné"ve no manoratra sa ahoana e ? Za aloha tsy izy an ! Rabaradaka Jean Chrisostome... tohiny
novalian'i cutie ny 05/05/2006 20:10
xxx ( 04/05/2006 10:56)
La mode sy ny fiaraha-monina SAO TAFAHOATRA!!!
Raha sendra nijery ity takelaka ity ny tenanay dia variana ihany hoe dia efa tsy misy henatra intsony ve ? TSY MANANA ANADAHY ve sa dia nahoana loatra? Ekena fa efa andron'ny fandrosoana izao jereo ... tohiny
rabaradaka ( 04/05/2006 10:53)
Hono hoy aho ry havana mety ve ny nataon'ny TIM ?
Mety hamaly avy hatrany ny mpomba ny fitondrana sy ny TIM toa anay hoe mety ny nanalana an'i Lahiniriko. Fa izao kosa e, mety ve ny nataon'ny TIM ? Rabaradaka... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2006 19:04
khaina ( 04/05/2006 10:13)
kofy na sipa tia speed metal
:)tsy haiko raha mba misy kofa tena mankafy true metal(speed melodique,heavy,power)mba afaka hifanerasera sy hifanakalo vaovao amiko indrindra moa fa ireo vazo tena mahafatifaty ao amin'io karazam-baz... tohiny
novalian'i hniala ny 15/06/2006 07:53
hery ( 04/05/2006 09:12)
Mitady Fans Njakatiana
Izaho mitady mpiondana Njakatiana ato (tena Fans mihitsy na ofisialy na tsy ofisialy) Afaka manoratra aty amiko raha toa ka misy... na apetraho eto ny solonanarana dia anoratako. Misaotra bedabe. ... tohiny
novalian'i zoubelou ny 09/06/2006 14:57
dragon2madagascar ( 04/05/2006 07:49)
Hantamalala
Salama e! [b]Hantamalala[/b]no lohatenin'ny hira vaovao ao @ takelaka MALAGASY POLI-ZIKA http://dragon2madagascar.over-blog.com/ "Fa indray andro any Dia mbola ho tia ahy ianao Fa matoa tsy an... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/05/2006 04:30
petsambava ( 04/05/2006 07:08)
Lahatra,anjara...tsiny ,tody manao ahoana ankehitriny?
Eo @ fiaraha-monina malagasy indrindra fahiny dia nanan-danja tokoa ny atao hoe lahatra sy ny anjara : ny fahafatesana , ny fanambadiana... Tsy latsak'izany koa ny tsiny sy ny tody henatra tokoa izan... tohiny
kala ( 04/05/2006 06:00)
hoan'ny zazakely mihoatra ny herintaona
1- Câlin ausx pommes : Zavatra ilaina : - poma 2 - fromage blanc 3 sotro - tantely 2 sotro Avy dia mixer-na miaraka mandritry ny 15 seg dia omeo an'ilay zazà avy hatrany 2- Pêle mêle na ... tohiny
novalian'i nenipita ny 03/06/2006 11:59
kala ( 04/05/2006 05:54)
Desera ndray : Flan aux raisin
Asa na efa nisy nanome teto fa mamerina ndroa zany koa Zavatra ilaina : - 75 gr voaloboka maina nalona tanaty rhum - ronono 1/2 l - atody 3 - 75 gr beurre fondu - siramamy 60 gr - siramamy mi... tohiny
novalian'i vale ny 07/05/2006 19:27
kala ( 04/05/2006 05:45)
cocktail tsotsotra : tsy mila haingitraingitra
1- Cocktail santé Zavatra ilaina : - karôty 200 gr - akondro 1 - ranom-boasary 50 cl - celeri 100 gr - ranona voasary makirana 1 - glaçon 8 Tetehina ny karôty, akondro, celeri. Arotra a... tohiny
novalian'i vale ny 07/05/2006 19:25
kala ( 04/05/2006 05:35)
karazana sauce tsotra mety hahasoa anao
1- Sauce zavokà Zavatra ilaina : - zavokà 1 (avocat) - ranona antsasaka voasary makirana - yaourt natiora 2 boaty - oignon 1 - menaka oliva 1 sotro - sira - dipoavatra Atao anaty blend... tohiny
novalian'i mirana5 ny 09/05/2006 19:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3479