INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY?....

1. sareraka ( 04/05/2006 18:29)
Inona no vaovao manerana ny tany?
herinandron'izao tontolo izao..
tsy takatry ny kely vola izao ny atody o!...

Miady antrano ny TIM
aiiii aza hitako ka ny lehibe no miady
ka ny ankizy no voaporiporitra!

Inona ny vaovao manerana ny tany?
novalian'i vale ny 20/05/2006 10:10
2. cutie ( 04/05/2006 18:34)
tsy arako in le TIM:roll:
3. petsambava ( 04/05/2006 18:44)
TIKO MADAGASIKARA no atao hoe TIM
4. cutie ( 04/05/2006 18:59)
ah ok,taraiky be za:oops:
5. Fiffi ( 04/05/2006 19:06)
INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY?....
fa manerana ny tany ahoana ?
6. cutie ( 04/05/2006 19:08)
maneran ny dago ngamba:P
7. Fiffi ( 04/05/2006 19:25)
cutie: ka zay indrindra manko hoe "manerana ny tany"
tsy i Dago irery anie no hatao hoe "manerana ny tany an! raha tsy izany natao hoe "manerana an'i Madagasikara"
8. cutie ( 04/05/2006 19:32)
manerana ny mpiserasera eto zany :-D:-D:-D:-D
9. hery ( 04/05/2006 20:05)
INona no vaovao manerana ny tsy haiko? :-)

MBOLA président foana Ravalomanana (malgré hoe mimenomenona etsy sy eroa ry petsambava sy ry lemenakely sy ry sareraka... sy ry zalahy)

Sao dia misy fika hafa ry zalahy? (leisy?)
10. cutie ( 04/05/2006 20:09)
aleo kosa izy himenomenona
demokrasia zany:P
11. vale ( 04/05/2006 20:18)
:lol:ny loza ny ho sendran'ny mangidy tsy hotelina eo fa fatra-pifidy kanouuu:-D
o ry zareo aaaa, miompia akoho na dia vitsy fotsiny aza dia tsy mividy atody lafobeuuu tsony nareo:-D
12. Fiffi ( 04/05/2006 20:29)
vale: ka matahotra ny grippe aviaire koh ! :-D:-D:-D
13. cutie ( 04/05/2006 20:39)
fa atao in atody:roll:
14. Fiffi ( 05/05/2006 03:35)
hanaovana gato koh! mayonezy sns....
15. fasaly ( 05/05/2006 04:04)
cutie:

fa atao in atody:roll:



atody misy proteina manohan'aina! afaka mahasolo nylaoka sns......:wink:
16. naughtyboy ( 05/05/2006 04:54)
hay ve!! ampiakarina dray ny vidiny izy hono ngamba de lazaina we tsy misy: fa mino fotsiny....aza kivy fa io zany le ny atody tsy misy fa ny akoho no miverina an,
17. little ( 05/05/2006 06:49)
vaovao aty ve? be fotaka be ny lalana.
tsy hita tsony zay haleha fa fotaka no betsaka
18. cutie ( 05/05/2006 22:11)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 05-05-2006 08:35:58
Lohateny : Re : INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY?....
hanaovana gato koh! mayonezy sns....
Miverina ery ambony
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 05-05-2006 09:04:16
Lohateny : Re : INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY?....
Hoy i cutie:

fa atao in atody




atody misy proteina manohan'aina! afaka mahasolo nylaoka sns......

hihihihihi haiko fa za manadala fotsiny :-D
19. vale ( 06/05/2006 19:45)
naughtyboy:

hay ve!! ampiakarina dray ny vidiny izy hono ngamba de lazaina we tsy misy: fa mino fotsiny....aza kivy fa io zany le ny atody tsy misy fa ny akoho no miverina an,

:-D:-D:-D ny atody tsy misy fa ny akoho no miverina à?:-D:-D:-D mba mahita zvt ko nge nareo zany ry aughtyboy e:-D:-D:-D
>>vao mainka nge tsara zany ko, tsy aleo ve tonga de akoho toy izay atody kely iny?:-D:-D ;-)

20. Mifenty ( 07/05/2006 09:38)


fa inn le mapalafo ny fiainana eh :-D^^^^:-D

tokony tsy mapiakatra vidin'entana le pivarotra de mora le izy:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3947