Hono hoy aho ry havana mety ve ny nataon'ny TIM ?

1. rabaradaka ( 04/05/2006 10:53)
Mety hamaly avy hatrany ny mpomba ny fitondrana sy ny TIM toa anay hoe mety ny nanalana an'i Lahiniriko. Fa izao kosa e, mety ve ny nataon'ny TIM ?
Rabaradaka
novalian'i fijo ny 04/05/2006 19:04
2. 4mimananelatra ( 04/05/2006 11:13)
efa film efa tsy mahataitra io e mody miady dia miombona in1
3. mandrindra ( 04/05/2006 11:56)
fomba hisarihana ny saimbahoaka tsy andeha hihaino ny oppostion io. ny opposition ko moa tsisy ambara rahateo.
4. jentilisa ( 04/05/2006 12:07)
tsia kosa e! efa tena tantara hafa mihitsy no mitranga, rahampitso zoma anie ny fandatsaham-bato na esorina i Lahiniriko na tsia e! tsy kilalao eo amin'ny sehatry ry zareo intsony io!
5. mandrindra ( 04/05/2006 12:12)
efa ela no nanomboka io film io, tsy haiko intsony hoe épisode fahariry isika izao.
6. sareraka ( 04/05/2006 12:29)


E! areheto kely ny jiro fa misy tsy mazàva.
e avelaro indray ny tsihy e fa hivanazàva

ah! mondialisation no filamatra vao hitondràna tany.
fa iza no tsy mahintsy ara-drafitra?
dadan'ialahy ve ara-drafitra
nenin'ialahy ve ara-drafitra
ny lazain'ialahy ve ara-drafitra
ny sipan'ialahy ve ara-drafitra
miova ny revy izay mamaritra
tsy misy intsony fa tena lasa
izahay mamalia mialoha
iza no tompon'ny ati-doha
iza no mahazo tombo-tsoa
iza no tompon'ny ron-doha

I lahiniriako ve sa ny TIM?sa ny vahoaka
KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY!!!!!
7. ainaheri ( 04/05/2006 12:42)
sareraka>>>:roll::roll:
8. fijo ( 04/05/2006 19:04)
za aloha mahita hoe raha za koa no teo nesoriko io e.toa an'i sarkoks aty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2538