Mba lasa ny eritreritro ry zareo a

1. rabaradaka ( 04/05/2006 10:58)
Mba lasa ny eritreritro manao hoe tsy misy afatsy xxx, fiffi, tovolahy 07, sy ireo efa "abonné"ve no manoratra sa ahoana e ?
Za aloha tsy izy an !
Rabaradaka Jean Chrisostome
novalian'i cutie ny 05/05/2006 20:10
2. cutie ( 04/05/2006 11:00)
ka ny sasany tsy miraika koa, mety mamaky fotsiny , ohtran;i rabaradaka io zao namaky de tsy naharitra de niditra ny farany :-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. 4mimananelatra ( 04/05/2006 11:12)
ry rabaradaka angamba efa zatra taloha t@ rnm irery ny radio e
4. cutie ( 04/05/2006 11:14)
:-D:-D:-D:-D
5. Fiffi ( 04/05/2006 11:18)
:-D:-D:-D ka i Fiffi be resaka ! :-D:-D fa misy ny antony kosa angamba tsy hamalian'ny sasany kah!
-tsy dia manam-potoana
-tsy dia mahaliana azy loatra ilay dinika angamba
-ny elanelan'ny ora (oh ny any USA na canada) efa alina be aty zay vao afaka ry zareo satria 6ora ny helanelany de lasa izy irery no eto de mamaky fotsiny angamba :-D:-D:-D
-de inona koh re eh ? :-D:-D:-D:-D:-D
6. mamzelkely ( 04/05/2006 11:23)
za adinonao ry iza mo izy teo :roll::-D:-D
7. petsambava ( 04/05/2006 11:32)
na fotsy any io na maramara
tsy mila anao hikarakara
ahy io fa tsy tsy an'ialahy !!!
8. Fiffi ( 04/05/2006 11:47)
mamz: :-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*:-*
petsambava: hira ve akia io sa.. ?
9. mandrindra ( 04/05/2006 11:48)
fa ahoana ra baradaka no milaza hoe za tsy izy nefa manoratra ihany ???? :D
10. sareraka ( 04/05/2006 11:54)
fa an'ny anadahindrenin'ialahy sa an'ny dadan'ialahy ity e!!!
ka inona no tsy marina @ izany
11. Fiffi ( 04/05/2006 11:55)
be dia be kosa ry rabaradaka ny manoratra ato eh! ianao angamba no tsy mijery tsara ny dinika rehetra fa tena misy mavitrika be ato an! i mandrindra ohatra koh! tsy hitonona ny rehetra aho fa mba jereo daholo anie ny dinika rehetra eh!
12. sakaizakely ( 04/05/2006 11:56)
Za tokoa klou de tena mahatsikaritra fa Fiffi dia manoratra betsaka tokoa e !! Micci Fiffi dia micci dôlo dôlo
13. Fiffi ( 04/05/2006 12:00)
sakaizakely: ka be resaka io Fiffi io an! :-D:-D fa na izany aza dia mamaly daholo kosa ny rehetra eh!
14. mamzelkely ( 04/05/2006 12:01)
8) (laeo zany hanenjika stat refa ts mahita lazaina ko)
15. ari.malala ( 04/05/2006 12:19)
fa le ol mamaly sasany kosa masika sady mahay vava e! manin ra ts mitenyfts fa ts mahay vava b otran'io!
16. jentilisa ( 04/05/2006 12:25)
misy may vava ka mipetsopetsona tokoa e!
17. fanaina ( 04/05/2006 12:27)
tahaka ahy izao tsy indraindray ihany vao mba miditra satsia tsy de maha zatra ahy ilay izy nefa matetika mba misy zavatra tsara ihany hifandinihana!!
18. cutie ( 04/05/2006 12:36)
fanaina tonga soa njy :*
19. Fiffi ( 04/05/2006 13:28)
ny maivava aloha tsy maintsy misy foana koa an!
20. sonwin ( 04/05/2006 13:51)
ny mahay vava misy foana dia misy koa ireo pelipelika virtoaly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4685