NY groupe MAHALEO
1. Yverson
(
04/05/2006 14:49)
Mba omeo ry zareo ny vision nareo mikasika anty groupe mahaloe ity fa mahita za mantsy fa tsy hitako izay olona tsy mankafy azy amin'ny ankapobeny!Toa resy lahatra aminy avokoa ny rehetra e!
Ze tena hevitrareo zany no mba tadidiaviko fa za alou tena fanatique e!Merci d'avance8)
Ze tena hevitrareo zany no mba tadidiaviko fa za alou tena fanatique e!Merci d'avance8)
novalian'i eisy ny 18/05/2006 07:12
6. sylvain
(
04/05/2006 18:31)
ny tena nahafinaritra indrindra d nampianatra ny namana tamin'izany fotoana ka hatramin'izao nankafy ny hirany tarika,ka lasa fan daholo izy rehetra,ka rehefa tafahoana d raikitra ny vazo ka ny masoandro maty no mampalahelo e!Mba mankafiza ihany e!zany hiram-pitiavana zany moa d aoka fotsiny e!
7. fijo
(
04/05/2006 18:50)
izahay fony nanao anglisy tany mahajanga,dia mianatra hira,dia bob dylan sy mahaleo foana no henarana.
tarika nanova ny hira tao mada ireo,ka raha hoarina amin'ny aty ivelany dia ny beatels no azo ampitovizina aminy.
ka iza no tsy ho tia???
tarika nanova ny hira tao mada ireo,ka raha hoarina amin'ny aty ivelany dia ny beatels no azo ampitovizina aminy.
ka iza no tsy ho tia???
8. Fiffi
(
04/05/2006 19:21)
http://www.wanadoo.mg/actualite.php?articleId=259884
http://www.rta.mg/article.php3?id_article=2587
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=887&ART=16857
http://batoto.free.fr/articles.php?lng=fr&pg=605
de mazotoa daholo :)
http://www.rta.mg/article.php3?id_article=2587
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=887&ART=16857
http://batoto.free.fr/articles.php?lng=fr&pg=605
de mazotoa daholo :)
13. Fiffi
(
04/05/2006 19:48)
cutie: efa vita aloha le cassette an! fa mbola mijery zah @ le DVD :):-*:-*:-*
17. Yverson
(
05/05/2006 03:01)
Masaka le Mahaleo e!de aƓna io olympia io ry zareo an! any zany mihaona e:D
18. fijo
(
05/05/2006 03:25)
ny tononkiran'ny mahaleo no misy tsy voako.
oh ilay hoe,"gagagaga ihany mahita ireo mpanao afera izay nihamaro tato ho ato. miroborobo ny aferan'izy ireo...."ohatran'ny hoe ratsy ny manao afera.nefa izay no ilaina hampandroso ny firenena iray.
amiko ilaina io fitomboan'ny mpanao afera io,fa atao aradalana ilay izy

20. hery
(
05/05/2006 06:00)
Zah tia mahaleo ... indrindra fa ny tononkira sy ny hiram-pitiavana.
Ny tononkira sasany izay miresaka politika (ambadika) indray tsy dia voako loatra fa mampitovy amindry zalahy amin'ny sareraka sy rossy...
Ny tononkira sasany izay miresaka politika (ambadika) indray tsy dia voako loatra fa mampitovy amindry zalahy amin'ny sareraka sy rossy...