NY groupe MAHALEO

41. eisy ( 18/05/2006 04:29)
Misôtraee!!! Enjeo fa resy .... tsindio fa lavo Fiffi a
42. Fiffi ( 18/05/2006 05:14)
eisy:
Misôtraee!!! Enjeo fa resy .... tsindio fa lavo Fiffi a
zah kosa aloha tsy hanenjika anao raha hoe resy ianao an! Ratsy ange zany manenjika olona zany eh ? ndryyyyyy eisy! mba mankahery zah an!


43. eisy ( 18/05/2006 07:12)
Fikafika fikafika ihany.... aiza no de hisy an'izany.....tsy miditra amin'izany ny lehiben'ny fokontany:P:P:-D:-D:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.333