leo be

1. xxx ( 04/05/2006 18:08)
te hanadino anilay sipako za fa leo ny fanalikany ahy, d omeo hevitra mahomby mba hanadinoako azy tanteraka,efa niteny azy ahy we vita ny @nay , fa tsy t hiverndalana intsony za ,fa eo @ fanatanterahana azy no mafy, ampio re!
novalian'i xxx ny 18/05/2006 19:25
2. cutie ( 04/05/2006 18:14)
tsy hitako tsony ze mafy @ zany
Enao aza efa leo,sady efa ao daholo ny antony hisarahana aminy. Mandeha ho azy io. :P
3. marozevo ( 04/05/2006 18:47)
Makà olona hafa dia vita ho azy
4. cutie ( 04/05/2006 18:56)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 04-05-2006 23:47:30
Lohateny : Re : leo be
Makà olona hafa dia vita ho azy

sahady ve :roll:
5. fasaly ( 04/05/2006 19:03)
ataovy di doha beuh zao fotsiny e! aza malemy fo sy fanahy fa raha misaraka de misaraka, aza miroroa saina kou fa tsy mety!:wink::°)
6. Herimiafina ( 04/05/2006 19:25)
Misaraka de misaraka tanteraka fa raha mbola mifanena dia impossibla! Ndana mianatra any andafy de rava. :@
7. cutie ( 04/05/2006 19:26)
aryraha samy any an-dafy ry zareo :roll:
8. Herimiafina ( 04/05/2006 19:29)
De modia any Dago njay izany knou, sady any dago feno milay be. Zah zao malahelo mahintsiny klé. :-D
9. Fiffi ( 04/05/2006 19:29)
tsy aiko fa rehefa misaraka de zay koh! sady efa leo be zany xxx ka inona indray no olana ? tonga de hadinoy fotsiny ! de hataovy hoe :
hadinoy ny anarako
hadinoy ny amiko
10. cutie ( 04/05/2006 19:30)
fa fitsoahana ve no vahaolana @ zany :-D:-D:-D:-D
11. Herimiafina ( 04/05/2006 19:32)
Ie, vahaolana mety io fa tsy voatery ho ratsy foana. Raha mbola mahita ny tavany mantsy de mboal haheno ny fofon'ainy dia mety mbola tratran'ny PHEROMONE avy any aminy dia mety mbola reboka indray de tafaverina de tsy afa-miala na de tsy mety aza! hummm :@
12. cutie ( 04/05/2006 19:33)
humm malemy zany :-D
13. Herimiafina ( 04/05/2006 19:35)
Tsy mamely zah kah, miteny ny marina, nymarina mantsy mankarary sofina matetika de tiako be ny mandré azy, hehehehe:-D
14. cutie ( 04/05/2006 19:38)
ka raha ny marina no tian'i toi, manin no tsy te hahita ny tavany tsony :-D:-D:-D
15. Fiffi ( 04/05/2006 19:39)
rfaha mifanena aminy tonga de hahodina ny maso koh! na mihampita lalana de zay .
16. Herimiafina ( 04/05/2006 19:40)
Misy anie le olona de manjeraka ry cutie e! Ny tena sakatsakanana tsy hanao izao sy izao kanefa izy tsy mifehy tena fa manadala olona any! Azonao ny tiako tenenina :wink:
17. cutie ( 04/05/2006 19:42)
ka zay le pble efa fanaony io de zany no ametrahany conditions be aminao:wink:
Azo ve :P
18. Herimiafina ( 04/05/2006 20:10)
hehehehe=))=))
De normale raha mandositra no fika ialana aminy e! :@
19. cutie ( 04/05/2006 20:11)
de resin'i toi raha mandositra:P
20. vale ( 04/05/2006 20:31)
Herimiafina:

Ie, vahaolana mety io fa tsy voatery ho ratsy foana. Raha mbola mahita ny tavany mantsy de mboal haheno ny fofon'ainy dia mety mbola tratran'ny PHEROMONE avy any aminy dia mety mbola reboka indray de tafaverina de tsy afa-miala na de tsy mety aza! hummm :@
HM> :-D:-D:-D:-D ...tsy ratsy tokoa izay toro-hevitra izay an!!8)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0846