leo be

21. sonwin ( 04/05/2006 20:51)
xxx:

te hanadino anilay sipako za fa leo ny fanalikany ahy, d omeo hevitra mahomby mba hanadinoako azy tanteraka,efa niteny azy ahy we vita ny @nay , fa tsy t hiverndalana intsony za ,fa eo @ fanatanterahana azy no mafy, ampio re!



aza mifanerasera aminy na 1 sec aza na an-tsoratra io na am-peo na mifanatrika
22. cutie ( 04/05/2006 20:55)
k any fijeriko an'i xxx anie efa leo izy tsy hitako tsony we mbola hifanerasera aminy njay ve izy .
23. vale ( 04/05/2006 21:33)
cutie> le toetrany sy ny tsy fanajàny izany hono nge no mankaleo azy e, fa izy mbola tia matoa manontany hoe, in ny fomba hanadinoako azy tanteraka?:wink:
24. Lalah ( 05/05/2006 02:12)
cutie> mora le miteny hoe adinoy, fa efa leo, fa rehefa tena eo ianao hm hm! sarotra io indda hoan ny vhv milaza leo izay, misy hira izay hoe "forget sense good but I'm not sure if I could" hiran i Dick, de henoy tsara anie iny hira iny e
25. Fiffi ( 05/05/2006 03:39)
de raha tsy mahay anglisy de ahoana ?
non ! fa tsy aiko ry zareo an! efa leo ve dia inona marina ny olana ? avela any fotsiny koh! marina fa mora ny miteny fa sarotra ny manao , saingy rehefa hoe leo de tapitra hatreo koh!
26. fasaly ( 05/05/2006 03:59)
ka fiffi: lay leo tsy midika hoe tapitra hatreo ohatra fa raiso hoe mananjanaka maditsa beuh ohatsa anjy de tena leo beuh de ho tapitra hatreo veuh ny amilany zanaka????:wink:

fa rehefa leo de miezaha tsy manana contact azy na ray segondra aza na antsoratra na mivantana io voalzan'i herimiafina io raha tena tapa kelvitra ny hisaraka an! sao rehefa avy eo vao manenina eo ndray de mamoy fo eo:°)
27. Fiffi ( 05/05/2006 04:45)
fasaly: fa ny ahy akia aloha raha hoe leo be zany zah de tonga de tapahana fotsiny ny pont de zay koh!
28. mamzelkely ( 05/05/2006 04:53)
hummmmmmmmmmm ts haiko satri zah ko ts malemy fanahy be de ts haiko ny manao we refa zay de zay :°)
29. diamondra27 ( 05/05/2006 05:25)
xxx: fantanao fa manalika anao izy,efa nomenao ny démission tsy hiaraka intsony ianareo =======> ny fanatanterahana de oe: tena sure @ le sentiment-nao ve aloha enao oe: tsy tia azy intsony sa tsia?

Faharoa: raha tena tapakevitra dia aleo manao zavatra hafa ohatra sport na mozika na mijerijery zavatra mahasoa eto @ internet(izay betsaka tokoa), ny antony dia mba hanadinoanao azy . Rehefa OQP ny sainao dia tsy hieritreritra azy, raha tsy manakatao de automatik lasa saina aminy.

Fahatelo: tsara dia tsara ny démarche nataonao , manontany ny hevitry ny hafa , dia mazotoa milaza ze manjo anao avec un nom anonyme fa ilaina izany mba tsy hitombo ny alahelonao sady ny firesahana @ hafa no ahitàna vahaolana

Fahaefatra: surtout aza mipetradrery raha azo atao = venez vers les autres. Aborder une conversation, de mazotoa miresaka

de bon courage
30. kala ( 05/05/2006 05:25)
xxx:

te hanadino anilay sipako za fa leo ny fanalikany ahy, d omeo hevitra mahomby mba hanadinoako azy tanteraka,efa niteny azy ahy we vita ny @nay , fa tsy t hiverndalana intsony za ,fa eo @ fanatanterahana azy no mafy, ampio re!


afoizo r'ise â! fitiavana hoa tsy natao hampijaly zany na lhl na vhv:roll::roll::roll:

tsy mila tenenina fotsiny fa ampiharo aminy mihitsy ny tsy fisian'ny fifaneraserana intsony aminy.na an-tel na mivantana dia eviter-na daholo ê! sao manko voalongolangon'ny teny feno fihatsarambelatsihy eo ndray ise vao mainka haharary noho ny eto aloha.

tanala very sampy ê! ny manova no mety : fitiavana ange hoan'ny ol rehetra ê!(l) (l) (l)
mahereza :-*:-*:-*:-*
31. naughtyboy ( 05/05/2006 05:29)
manamafy ny hevitry sonwin aho,efa tratran\'io ko mantsy tany aloha tany za ny tena mo hendry t@ zany ka nandefitra miala,isan\'andro itako foana de marary @ iny ny fo .tsy norarahina teo tonga manatona ,ny nibahana ny saiko zany de we olona tiavina sy tia ahy no ilaiko fa tsy olona hanalika zany de nasiko we tapitra teo ambany ,tonga de bobaka ny nanantona nanolotra ,tambitamby sy safosafo hay kay tsy sarotra nefa tsy mora..
32. rurik ( 05/05/2006 05:42)
xxx ataovy izay tsy hifanenana dia ny tokony ataonao ao andoha koa matetika dia ny ratsy rehetra nataony aza mieritreritra izay tsara adinoy ny tsara fa tadidio daholo ny ratsy dia vita io . nefa arakaraky ny olona ihany . na ianao aza efa leo ko tsy hitako izay mahasarotra an'izany.
33. mamzelkely ( 05/05/2006 06:00)
de aôna ra le sipa na le bandy no manao zay hifankahitanjy zareo :roll: sa ve afaka eviter-na ko zany
34. naughtyboy ( 05/05/2006 06:24)
atovy otrany boxeurs ihany e,asina break kely na samy etimpo iny ary .poooosy kely aloo maka saina de eo manapakevitra ra mbola sahy...
35. Fiffi ( 05/05/2006 06:33)
mamz: de mandà tsotr'izao kah!
36. dadabe ( 05/05/2006 09:43)
:D:D
37. zoklbfkfk ( 05/05/2006 10:44)
ipitsihana rehafa manalika na mbola tia be aza.
mahereza be mihitsy de avy de maka vaovao ndray :wink:

38. mamzelkely ( 05/05/2006 10:52)
fiffi ra ôtran toetrako io xxx io de mety ts vita zany mandà tsotr'izao zany klé :roll:
39. Herimiafina ( 05/05/2006 13:05)
Aza mba azon'ody ihany hoy ny Ntaolo fa na fofonkena aza dia mampanembola ilay amboa kely tiana! hehehe=))
40. ikalakintina ( 05/05/2006 13:06)
mety oe mbola tena tia ra xxx, fa atambereno ao antsaina ny zavatra tsy zakanao fa ianao efa leo farany mankahala de mora ny manadino, lasa alanao ndray le olona am zay, de na maita azy aza enao tsy maninona tsony ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8522