leo be
41. miantra
(
05/05/2006 13:10)
1.Tapaho tanteraka aloha ny fifaneraserana indrindra amin'ny enim-bolana voalohany,
2. Afantohy amin'ny zavatra hafa mahaliana anao ny eritreritrao . raha mitady handeha hitodika amin'ny taloha na any aminy ny eritreritra dia tonga dia ovay amin'ny zavatra hafa. Sarotra fa vita ihany rehefa tena tapa-kevitra ianao.
3. Aza adino ny antony nahatonga anao nandray ilay fanampahan-kevitra hoe hisaraka: ohatra hoe, mamono izy , na mampirafy sns..
Ary tena marina ny hevitr'ilay namana ery ambony milaza hoe: Fitiavana tsy natao hampijaly izany.
Dia mivavaha raha mino ianao fa ho hitanao fa manampy be io.

43. cutie
(
05/05/2006 20:38)
Mpandefa : Lalah [ Valio ] 05-05-2006 07:12:53
Lohateny : Re : leo be
cutie> mora le miteny hoe adinoy, fa efa leo, fa rehefa tena eo ianao hm hm! sarotra io indda hoan ny vhv milaza leo izay, misy hira izay hoe "forget sense good but I'm not sure if I could" hiran i Dick, de henoy tsara anie iny hira iny e
iza koa zany dick, na le anarana aza efa tsy mampi te hihaino hira lol
45. cutie
(
05/05/2006 21:56)
Mpandefa : vale [ Valio ] 05-05-2006 02:33:29
Lohateny : Re : leo be
cutie> le toetrany sy ny tsy fanajàny izany hono nge no mankaleo azy e, fa izy mbola tia matoa manontany hoe, in ny fomba hanadinoako azy tanteraka?
hay ve leo fotsiny e
azoko:P
47. totofy
(
06/05/2006 07:05)
tena hitako marina ny tenin' i diams : tena manja bééé lé hevitra(l)(l)
ny tenin' i kala koa vrai : ny fitiavana tsy fijaliana (l)(l)
zelkely mila manao entrainement toi zany mba ho zatra:-D:-D
cutie : tena marina ra vô mitsoka enao dé izy no maharesy:idea:
ny tenin' i kala koa vrai : ny fitiavana tsy fijaliana (l)(l)
zelkely mila manao entrainement toi zany mba ho zatra:-D:-D
cutie : tena marina ra vô mitsoka enao dé izy no maharesy:idea:
48. diamondra27
(
06/05/2006 07:45)
xxx: ny tokony ho fantatrao ihany koa de izao:
raha misy olona manalika anao izany amiko de olona tsy tia anao izany. Ny fitiavana de tambitamby amiko, teny mamy ,caresse, tendresse, partage sns... AIMER fa tsy kiatkitaina le olona na alikàina
Donc raha manao an'izao izy nefa mbola tsy vadinao de aleo tsaratsara kokoa ny misaraka e! izay no fahendrena
ny hanadinoina azy de 'reo efa voalaza 'reo

49. cutie
(
06/05/2006 14:03)
Mpandefa : totofy [ Valio ] 06-05-2006 12:05:19
Lohateny : Re : leo be
cutie : tena marina ra vô mitsoka enao dé izy no maharesy
za nga niteny mitsoaka zany :roll:
51. Lalah
(
06/05/2006 19:39)
diamondra27> mba te haka toro-hevitra kely any amindry aho fa toa, ohatran ny mety afaka manampy be ahy njy, mety ve?:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D
52. cutie
(
06/05/2006 19:53)
Mpandefa : Lalah [ Valio ] 07-05-2006 00:36:18
Lohateny : Re : leo be
cuitie> mba hoatran iza loatra ary ty ianao ity
tongava aty aminay de hahita ahy :-D:-D:-D:-D
53. xxx
(
07/05/2006 04:52)
manaona aloha toi eh! de izao ny hevitra hatoroko any toi voalohany mivavaha aloha mangataka amin'ny dieu izay sitrany no tanteraka ka nefa tsy vitany hoe mivavaka fotsiny fa nareo roa ihany no mahavaha ny probleme nareo fa ny an'i olona manipy hevitra fotsiny!satria izy raha mitsotra hoe tsy tianao de bon!izay izany fanapaha-keviny satria raha manao fomba tsy mendrika eo amin'ny toi izy de efa signe iray fa tsy tia izy ka teneniny toi fotsiny hoe tsy hanjarako ny miaraka aminao fa aleo angamba hajanona hatreto fa raha tohizana mety hanimba zavatra maro tsy ampatezerana an ampatonina tanteraka!
54. Fiffi
(
07/05/2006 05:01)
mivavaha aloha mangataka amin'ny dieuDieu . Marina izany , fa ny Tompo hanampy hatrany.
55. tovolahy007
(
08/05/2006 01:45)
manaoana e!
Gravy ndray ity seho ty zany,tena efa leo marina ve aloha sa sao dia mbola leoleo fotsiny ka lasa manao ohatra any ity hira ity:
Nofafako daolo
Ny fahatsiarovako
fa ny anaranao
no tavela ato andoha
Nofafako daolo
ny tantara-pitiavako
fa ny anao iany
no tsy mba very.
Raha io aloha no miseho dia mbola sarotra e.
Fa raha tena le hoe efa leo mitsy dia izao indray zany:

56. sasa
(
08/05/2006 03:36)
Veloo izany hira mandé ato izany tena ny anarany mbola tavela any foana :-D:-D:-D:-D:-D:-D
Sarotra mintsy wa le manadino koa
Sarotra mintsy wa le manadino koa
57. mamzelkely
(
08/05/2006 04:54)
totofy:
zelkely mila manao entrainement toi zany mba ho zatra:-D:-D
hummmmm entrainement ana inn klou zany ee :-D:-D
59. ari.malala
(
08/05/2006 08:40)
leo te hanadino... tsy mora io ka! lainga raha hisy izay fanadinoana hoy ny mpanao tononkalo sy mpihira fa dia ezahina tsy eritreretina angaha hoe! tsy misy fomba tena matotra hoe izao na izaoo, fa dia miezaha mi occuper ny tenanao tsy handefasanao saina be loattra ny amin'ilay fiarahana tsy mety intosny e, dia ny vavaka fa io no manova zavatra, mahereza.
60. totofy
(
09/05/2006 09:41)
Cutie:
mandositra = mitsaoka :?:
lalah:
invitation :idea::idea::?::?::?::?:
zelkely:
mila zatra alou toi : mila miaina (expérience), sa mila profy ve toi ?
de resin'i toi raha mandositra
mandositra = mitsaoka :?:
lalah:
cutie> mba hoatran iza loatra ary ty ianao ity
tongava aty aminay de hahita ahy
invitation :idea::idea::?::?::?::?:
zelkely:
hummmmm entrainement ana inn klou zany ee
mila zatra alou toi : mila miaina (expérience), sa mila profy ve toi ?