DERA SY LAZA ANIE HO ANAO.... FILOHA RA8!!!
1. sareraka
(
04/05/2006 13:41)
DERA SY LAZA ANIE HO ANAO !ALELOIA
Misaotra anao Andriamanitra
izay nangatahiko tsy diso
manjaka be ny disadisa
ao koa ny gidragidra
mandeha tsara ny BORA
mandeha soa ny CEDES
e jereo ny anakà
fa efa nahazo fahefa
mitombo isa ny villà
izaho izay nihinana fahanam-bary
no lasa nihinana MADRIGALY!!!
koa DERA SY LAZA ANIE HO ANAO !ALELOIA
Misaotra anao Andriamanitra
nataonao sefombondrona
notroninao vahoaka dondrona
ireo tokoa no be manohana
ireo tokoa no be manotrona
vahoaka tena tia dia tongotra
tena zatra hani-kotrana
tena vahoaka tia fripy
tena vahoaka tia mitsitsy
tena vahoaka kilalao
ka manaiky izay tiako atao
DERA SY LAZA ANIE HO ANAO !ALELOIA
misaotra anao ANDRIAMANITRA
nahazo vahoaka mora vidy
omena kely t- shirt TIM
dia efa miova safidy
vahoaka tena mora fialam-boly
omena kely toaka sy rongony
dia efa mierotra toy ny PISO
tena vahoaka tsy mbà fetsy
vahoaka tsy mbà mino aferafera
azonao itsahina ny tampin-dohany eny ambony
helicoptéra.
DERA SY LAZA ANIE HO ANAO !ALELOIA
misaotra anao ANDRIAMANITRA
amin\'ireo mpanompo tena mahatoky
azonao baikoina toy ny boloky
zary mahay ny havia sy havànana
@ 2007 anie mody animpazo fananana
mahavita izay sahanina
ireto vahoaka koa mangina
na dia efa mofo akondro vava
mbola mino kobaka am-bava
ireo izay delégué izay mbà henjakenjana
miseho omby tsy voafolaka
indro fa milefitra toy ny zanak\'omby tsara hofaka
DERA SY LAZA ANIE HO ANAO ! ALELOIA.....
Ny hidérako anao manokana
dia ireto vahoaka azonao lalaovina @ saokany
tena mahay miady antrano
miady vary sy rano
andevoizin\'ny asa serana
mitovy @ mpianatra mianatra abidi
na eo ary ireo avara-pi
dia efa miova koa ny rasa
milamina tsara ny orin\'asa
aleo ho hitan\'ny havany ny tsy an\'asa
na dia efa ho ritra ary ny safira
na i koa Gasikara ho may sy kila
Aza adino ny rôpilany vao novidiana
andosirana mpirotaka refa ao aoriana
ny fanampi-panazavàko ireo izay be mokon-doha
sy miseho azy ho mpanohitra
mikonokonona ny hanongana
dia ataovy sesin-tany
na tetiteteho ao anaty vilany
DERA SY LAZA ANIE HO ANAO ! ALELOIA
NY VAHOAKA MALAGASY ANIE DIA DONDRONA
KA INONA NO TSY MARINA AMIN\'IZANY
Misaotra anao Andriamanitra
izay nangatahiko tsy diso
manjaka be ny disadisa
ao koa ny gidragidra
mandeha tsara ny BORA
mandeha soa ny CEDES
e jereo ny anakà
fa efa nahazo fahefa
mitombo isa ny villà
izaho izay nihinana fahanam-bary
no lasa nihinana MADRIGALY!!!
koa DERA SY LAZA ANIE HO ANAO !ALELOIA
Misaotra anao Andriamanitra
nataonao sefombondrona
notroninao vahoaka dondrona
ireo tokoa no be manohana
ireo tokoa no be manotrona
vahoaka tena tia dia tongotra
tena zatra hani-kotrana
tena vahoaka tia fripy
tena vahoaka tia mitsitsy
tena vahoaka kilalao
ka manaiky izay tiako atao
DERA SY LAZA ANIE HO ANAO !ALELOIA
misaotra anao ANDRIAMANITRA
nahazo vahoaka mora vidy
omena kely t- shirt TIM
dia efa miova safidy
vahoaka tena mora fialam-boly
omena kely toaka sy rongony
dia efa mierotra toy ny PISO
tena vahoaka tsy mbà fetsy
vahoaka tsy mbà mino aferafera
azonao itsahina ny tampin-dohany eny ambony
helicoptéra.
DERA SY LAZA ANIE HO ANAO !ALELOIA
misaotra anao ANDRIAMANITRA
amin\'ireo mpanompo tena mahatoky
azonao baikoina toy ny boloky
zary mahay ny havia sy havànana
@ 2007 anie mody animpazo fananana
mahavita izay sahanina
ireto vahoaka koa mangina
na dia efa mofo akondro vava
mbola mino kobaka am-bava
ireo izay delégué izay mbà henjakenjana
miseho omby tsy voafolaka
indro fa milefitra toy ny zanak\'omby tsara hofaka
DERA SY LAZA ANIE HO ANAO ! ALELOIA.....
Ny hidérako anao manokana
dia ireto vahoaka azonao lalaovina @ saokany
tena mahay miady antrano
miady vary sy rano
andevoizin\'ny asa serana
mitovy @ mpianatra mianatra abidi
na eo ary ireo avara-pi
dia efa miova koa ny rasa
milamina tsara ny orin\'asa
aleo ho hitan\'ny havany ny tsy an\'asa
na dia efa ho ritra ary ny safira
na i koa Gasikara ho may sy kila
Aza adino ny rôpilany vao novidiana
andosirana mpirotaka refa ao aoriana
ny fanampi-panazavàko ireo izay be mokon-doha
sy miseho azy ho mpanohitra
mikonokonona ny hanongana
dia ataovy sesin-tany
na tetiteteho ao anaty vilany
DERA SY LAZA ANIE HO ANAO ! ALELOIA
NY VAHOAKA MALAGASY ANIE DIA DONDRONA
KA INONA NO TSY MARINA AMIN\'IZANY
novalian'i lamie ny 10/05/2006 19:25
2. Herimiafina
(
04/05/2006 14:39)
Tsara kosa ity propagandin'i Ravalomanana vaovao ity klé, tena hifidy azy ihany kill raha izao! :-D
4. Herimiafina
(
04/05/2006 14:44)
I sareraka kah, raha tsy le tena izy de misy usurpation d'identité ato izany ka mila fitoriana! :@
6. Fiffi
(
04/05/2006 15:51)
ahazo voix bdb indray Ra8 an! sady efa hita ao @ estimation fa efa niakatra hatramin'ny 70% izy.
7. vale
(
04/05/2006 18:05)
odryyyy io hira io DERA SY LAZA io ve tsy hiran'i "sareraka" t@ andron'i deba eh? na ny clip sns de manao ny fihetsiny sy ny pôzipôziny (deba) mihintsy, ..navadika ho an-dra8 indray izany izao? 8O
9. sylvain
(
04/05/2006 18:48)
Marina ny an'i vale,fa natao ho any mpitondra sy mpanao politika tsy mijery ny vahoaka iny,d amboarina kely fotsiny ho an'izay mitondra eo.
11. vale
(
04/05/2006 20:25)
sylvain> misaotra aloha ni-confirma fa tena mba gaga manko aho kty! :-D lay sareraka manoratra io kay zany ve mindrana anarana sareraka fotsiny eh!loza ko zany kano:-D
13. fijo
(
05/05/2006 19:22)
vale,mindrana fotsiny izy ka,na ny hevitra aza indraminy fotsiny fa tsy azy
18. lamie
(
10/05/2006 19:25)
tena mampalahelo ianao ry sareraka fa tena reraka tokoa anie izany e!
ka raha dondrona toy ny filazanao ny malagasy, naninona ianao no tsy nanao ninoninona hatr'izay?
naninona ianao no nijery fotsiny, tsy mba nanipy fanoroana, na nitantana ny malagasy akory? tsy voafidy na mba mpitantana na mpitondra orin'asa? ampio ary madagasikara fa aza be tsikera, dia sahy manambany ny tanindrazanao sy ny malagasy sa ianao sinoa?
ka raha dondrona toy ny filazanao ny malagasy, naninona ianao no tsy nanao ninoninona hatr'izay?
naninona ianao no nijery fotsiny, tsy mba nanipy fanoroana, na nitantana ny malagasy akory? tsy voafidy na mba mpitantana na mpitondra orin'asa? ampio ary madagasikara fa aza be tsikera, dia sahy manambany ny tanindrazanao sy ny malagasy sa ianao sinoa?
