Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi
(
07/05/2006 16:46)
L'homme le plus petit du monde.
Tena mahavariana eh! http://www.pooxi.com/player.php?testck=1&ref=http%3A%2F%2Fwww.google.fr%2Fsearch%3Fhl%3Dfr%26q%3Dl%2527homme%2Ble%2Bplus%2Bpetit%2Bdu%2Bmonde%26meta%3D&video=homme-petit-monde...
tohiny
novalian'i Popety ny 10/10/2006 14:57
ikalakintina
(
07/05/2006 15:49)
ity ndray mba misy dinika e!
nareo ve reto efa nahita an zao, leo na efa tsy tia an le iray le iray na lahy io na vavy, de mbola miaraka ihany, satria oe misy engagement morale ohatra oe, efa niaraka efa ela , efa fantatry ny ray...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/05/2006 14:31
rabaradaka
(
07/05/2006 13:31)
Ampio i Lahiniriko hiverina amin'ny teniny
Fa hono hoy aho, i Lahiniriko Jean ve dia tena hilatsaka tokoa ? Efa fantany anefa ange fa tsy ho lany izy e ? Iza no afaka hanampy azy hamerina ny teniny hoe aza milatsaka.
Rabaradaka...
tohiny
novalian'i lahiniriko ny 07/06/2006 10:08
hery
(
07/05/2006 07:50)
ts - tr : nivadika ny lamaody :-)
Manahoana daholo (arahaba io)
Talohaloha dia lamaody ny mi-rouler R sy ny tsy miteny "tr"... (manao fitenin'Andranomanalina). Ohatra hoe "Tena manits be mints zany tsonjo zany"...
Dia amin'izao in...
tohiny
novalian'i prime ny 26/05/2006 13:19
Raberindra
(
06/05/2006 21:26)
Centre "Bonne Nouvelle" Paris
Rakotomalala Allain, Mpitandrina ny Fiangonana "Bonne Nouvelle" Paris dia manasa antsika rehetra hiara-hivavaka isaky ny alahady (maraina amin'ny 10 ora sy sasany: amin'ny teny frantsay, hariva amin'n...
tohiny
novalian'i marozevo ny 27/06/2006 21:31
joda
(
06/05/2006 20:44)
STRING mihoatra ny zipo na ny pataloha!
STRING mihoatra ny zipo na ny pataloha: fitotoana vary diavolana ve ka maka fanahy ny akoho?
Eny rehetra eny dia maro ireo andriambavy lanitra asa na fanahy iniana na ahoana fa dia mandehandeha eny r...
tohiny
novalian'i dimbi79 ny 29/06/2006 04:13
lapino
(
06/05/2006 19:59)
Vehivavy sy ny fiterahan-jaza
[quote=Paoly][b]14[/b] Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota.
[b]15[/b] Nefa hovonjena ihany izy amin'ny fiterahan-jaza, raha maharitra amin'ny finoana sy ny...
tohiny
novalian'i Achia ny 23/05/2006 08:21
Fiffi
(
06/05/2006 19:31)
Tsy hita intsony...........
Tsy hita intsony ry zareo izay hiheritreretana fa:
-VOAHOZONA VE ISIKA GASY?----xxx
-NY TENA MAHAVOA NY MPITONDRA MANDRAK'IZAO!-----petsambava
-Bé ny te hanao zavatra eto MADAGASIKARA be koa...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/05/2006 03:51
joda
(
06/05/2006 19:13)
AZA AFENINA NY MARINA TENENO ANAY ....
AZA AFENINA NY MARINA TENENO ANAY
Tsy misy izay tsy nahatadidy io hira io angamba an'i DA HOPP izy io tany @ taona 90 tany ho any.
Ka mbà manaitra ny mpitondra ankehitrio e :FAHAMARINANA sy FAHAMAS...
tohiny
novalian'i aikyfandresena ny 02/06/2006 05:59
xxx
(
06/05/2006 16:51)
VOAHOZONA VE ISIKA GASY?
Voahozona ve isika gasy ?
-fahantràna
-cyclone
-politique politicienne
-instabilité politique
-république bannaniére
-chikungunia
-déngue
-gréve
-motion de déstitution ,de censure
-ha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/05/2006 14:32
Tenio
(
06/05/2006 14:43)
kinaoly
za ry zalahy nifanena t@ kinaoly an, tena kôzy zany, ol fohy kely le izy sady lava volo...
tohiny
novalian'i pissoa ny 01/06/2006 18:27
xxx
(
06/05/2006 11:21)
Bé ny te hanao zavatra eto MADAGASIKARA be koa ny misakana..
Izay no zava-misy hatrizay ka mahatonga ny gasy retour à zéro foana mandrak'ankehitrio .Be ny te hanao zavatra nefa be koa ny misakana ny tsy hanaovana an'izany .Asa noho ny toe-tsaina mirefarera @ ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/05/2006 19:48
joda
(
06/05/2006 10:31)
Piston,tsolotra ,écolage,pitika,.....atao inona ny BIANCO?
Tsy fitsikérana be fahatàny ry zareo a!fa ny zavatra hita dia varivariana ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso isika vahoaka @ ity resaka : piston ,tsolotra,écolage..maha lava molotra ity .
I...
tohiny
novalian'i heriman ny 03/07/2006 08:14
xxx
(
06/05/2006 09:30)
ps xxx
fa ba manotany wa ny tenako oe ba iza le xxx ato @ forum ato fa tô lery anisany tena mafana fo manoratra mitondra hevitra sy tena mamaly ato @ forum eh! tsy maharaka an'azy aloha ry fiffi sy ry diams...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2006 18:53
xxx
(
06/05/2006 07:05)
LE PAYS EST EN DANGER!....
Raha ny fandinihana ny zava-misy ankehitriny dia :mila mitandrina ny mpitondra ankehitriny satria mihamaro ireo olana hita eto @ firenena.
-Fitotongan'ny ariary mihoatra ny euro tafakatra 3.000 ar ...
tohiny
novalian'i toovs ny 19/05/2006 14:01
FARAGELO
(
06/05/2006 06:08)
MIARAHABA, MIARAHABA, MIARAHABA, MIARAHABA !!!!!!
Tonga tsy miarahaba hono ... , noho izany de MIARAHABA!
Vaovao moa ny tena araka izao lohahevitra zao de MIARAHABA,
Tsy ho lava koragna satria tsy dia mahay miteny fa raha mikabary in-1 hoatry ny mi...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/05/2006 04:01
marozevo
(
05/05/2006 22:19)
Numéro !!..
Mba soso-kevitra ny ahy ry zareo ah... Miantefa amin'ny mpikarakara anefa ilay izy. Raha possible moa... raha sanatria tsy possible tsy misy olana akory.
Ity ilay soso-kevitra :
Nahoana raha mba asi...
tohiny
novalian'i marozevo ny 08/05/2006 14:08
sareraka
(
05/05/2006 22:09)
INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY?
INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY?
herin'andron'izao tontolo izao
-nahemotra ny vote de confiancen'ingahy LAHINIRIAKO
-Mi-gréve ny pilote ao @ AIR MADAGASCAR mitaky avo 3 heny ny karàma raisiny...
tohiny
novalian'i Optik ny 08/05/2006 11:38
petsambava
(
05/05/2006 21:04)
NY TENA MAHAVOA NY MPITONDRA MANDRAK'IZAO !
O! r'ireto ah ny tena marina dia izao ny fahavoazan'ny mpitondra rehetra mandrak'izao dia tsy manaiky sy mangataka fifonana @ vahoaka fa mampahantra,sady efa manitsaka no mbola tsy manao azafady!tsy m...
tohiny
novalian'i ragany ny 07/05/2006 13:44
kiali
(
05/05/2006 19:26)
biz manokana ho an'i kala
biz manokana ho an'i kala fa efa tsy ho hita tsony izy eh! very akama zany zao fa ho lasa i kala-keliko !! :cry::cry::cry:
snif ! snif!!...
tohiny
novalian'i mamafara ny 18/05/2006 06:08
