INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY?

1. sareraka ( 05/05/2006 22:09)
INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY?
herin'andron'izao tontolo izao

-nahemotra ny vote de confiancen'ingahy LAHINIRIAKO
-Mi-gréve ny pilote ao @ AIR MADAGASCAR mitaky avo 3 heny ny karàma raisiny.
-may volo-tratra ingahy RA8 .

hay hay hay ...

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?
novalian'i Optik ny 08/05/2006 11:38
2. cutie ( 05/05/2006 22:12)
ary misy mpampita vao2 malaky be kay eto :-D:-D:-D
3. jajaf401 ( 06/05/2006 02:15)
Ary ho lany ihany izy zany raha nihemotra ny vote eh!
Tsy maintsy hanao propagandy manko izy mba haha-destitué azy , hi hi :-D:-D:-D:-D
4. Fiffi ( 06/05/2006 03:57)
ary misy mpampita vao2 malaky be kay eto
cutie: ndry angaha tsy mamaky gazety ? ireo efa nolazain'i ravatorano ao @ hoy ny gazety ?
5. Fiffi ( 06/05/2006 03:59)
tsy hitako mihintsy izay handraisana ny dinika halefan'i sareraka fa izay rehetra halefa dia mitovy daholo ny lohateny . Fa nahoana nomanerana ny tany ? efa nametraka an'io fanontaniana io aho saingy....
6. jajaf401 ( 06/05/2006 05:19)
Fiffi: sary nentiny avy tany fony izy nihira angamba io eh, fa ny heviny no andrasana eto...
7. xxx ( 06/05/2006 07:08)
hira io hoe :INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY IO!
8. cutie ( 06/05/2006 14:09)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 06-05-2006 08:57:02
Lohateny : Re : INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY?
Voalaza teo :
ary misy mpampita vao2 malaky be kay eto
cutie: ndry angaha tsy mamaky gazety ? ireo efa nolazain'i ravatorano ao @ hoy ny gazety ?

ka lqava be anie ny any e , tsy mahavita mamaky za :-D:-D:-D
9. Optik ( 08/05/2006 11:38)
O ry sareraka ah; rah mahay letsy manaova ah!
Fara-faharatsiny mba milazà vahaolana rah tena kôfa mafy loha elà, satria zany no tena ilan'ny firenena .





© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3276