Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Optik, milahatra araka ny daty
Optik ( 15/03/2009 20:42)
sondage (referendum)
http://www.123votez.com/sondages/sondage-gratuit-31831_54848.php... tohiny
novalian'i mion ny 16/03/2009 07:57
Optik ( 13/03/2009 16:21)
Tandremo, zava-doza!
Nandraman-dry Tézévé daholo ny stratejia sy ny fomba rehetra hanakorontànana fa mbol mijoro hatrany anefa ny marina!!! Izao ndray zao dia ny fanelezana [b]TSAHO[/b] no tetik'adin'izy ireo entina ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 21:47
Optik ( 12/03/2009 14:41)
Ho tapak'aina daôly
Raha ny tsaho miely no heno de ôtr'reny hoe an-dry Tézévé reny ny tany sy ny firenena. Indrisy anefa fa tsy fantatr'izy ireo ny contre attaque avo lenta miandry azy. Mangitakitaka ery aho zan... tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 13/03/2009 00:18
Optik ( 09/03/2009 11:37)
Raikitra ndray ny fandrobana
Raikitra ndray ny fandrobana magazay eny tanjombato, Mino aho fa FALY tena faly zao Odon Razanakolona satria tsy misy miaramila miasa tsony.... Misôtra môsenera.... tohiny
novalian'i ifiona ny 09/03/2009 13:17
Optik ( 07/03/2009 20:46)
Na basy na tafondro...
[b]"[i]Na basy na tafondro hipôka, tsy hihemotra isika; eo anilanareo mandrakariva aho[/i]"[/b] Andry Radomelina 07/02/2009 Vô bomba lacrymo. fosiny anefa zao no mipôka de niova ny tononkira: ... tohiny
novalian'i ni81 ny 08/03/2009 11:48
Optik ( 04/03/2009 20:11)
Vao² mahaliana be ! (zany ny afera ry zalah!!!)
[img]http://94.23.0.76/resize.php?img=20090304-21/BIG_56623-1429126-fefa16ac.jpg&h=381&w=579.9666666666666&q=85[/img]... tohiny
novalian'i mion ny 05/03/2009 07:06
Optik ( 04/03/2009 16:35)
Andry Radomelina,
Fampitandremana farany ny ahy ty ho an'i Andry Radomelina sy ry Adiky Ramarosôn sy ry Dôlé-Dôlé-Maskita ......... Vonony ny entana sy ny valizy fa tsy maintsy hanainga daôly daôly laisany... tohiny
novalian'i Optik ny 04/03/2009 20:21
Optik ( 20/02/2009 15:27)
Pipiklôty Tézévé
hin hin hin, hoy kidoro zay! Vôfelaka tehamaina mafy sy mandrivorivo ry zaza maditra adolantsento isany halina! he he! [u]Tena zaza alika e[/u]: mandry tsy lavo loha ny mponina ankehitriny fa ... tohiny
novalian'i Optik ny 20/02/2009 23:09
Optik ( 20/02/2009 05:23)
Hi hi hi, Tezevé?
Mamangy @ fahoriana andry TGV sy ny ireo forongony ato @ serasera! Tsy nampoizin-dry leandry ndray iny assaut-ny mpitandro filaminana halina iny an! Io anie le efa nihomehezako omaly hariva ary ito... tohiny
novalian'i Optik ny 20/02/2009 06:12
Optik ( 18/02/2009 10:07)
Video scandal
Jereo eto@ ty video ty ny fahaizan'ireo mpanao Gazety vahiny mandainga. Resaka Crise any Guadeloupe le izy kanefa manomboka eo @ faha 34 segondra dia sarin-dry TGV eny analagam no miseho !!! http://... tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2009 20:57
Optik ( 11/02/2009 17:50)
Am'sabotsy
Fisaorana bedebe no atolotro ny garde présidentielle fa raha tsy ry zareo tsy ho fongotra sy ho lany tamingana ny mpangaro-paosy sy mpamaky trano eto @ ty tany sy fanjakana ty! Miarahaba sy mitsap... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:30
Optik ( 01/02/2009 10:56)
Tantara tena nisy ity
[u]Décembre 2008[/u]: Raikitra ny fifampizaràna Cadeaux de Noel ka [b]"TRAIN Kely"[/b] kilalao iorony no anjara natolotra ho an'ity ranamana iray antsoina hoe [b]Radidy Lejamba[/b]. Kevoka n... tohiny
Optik ( 31/01/2009 21:24)
TGV: io fa manao letrezana am'zay!
Io ndray fa nihetsika ny gaigin'ny TGV : [i][b]"zah prezidà ozizy tetsy analagam anikeo"[/b][/i] o^o [u]Nandramany daôly io fomba rehetra io handrangitana fa tsisy nahomby :[/u] -Tampoka eo ... tohiny
novalian'i sitlo ny 01/02/2009 02:44
Optik ( 31/01/2009 16:36)
TGV : crise d'adolescence
Ny vanim-potoanan'ny fialan-tsakana dia samihafa be ny fitrangany eo @ tsirairay. Misy ankizy eo @ faha-[b]17[/b] taonany dia efa tonga fahamatorana; misy sasany mety mbola ho [u][b]adolantsento[/b]... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 02/02/2009 16:48
Optik ( 29/01/2009 16:18)
zava-nisy, zava-misy, zavatra hisy
Ty video ty no hitako fa milaza tsara ny mikasika an'io Madagasikara malalantsika io taloha sy ankehitriny ary ny ho avy (mba tsy hilazako hoe mandrakizay) http://www.dailymotion.com/search/ny%2Bain... tohiny
Optik ( 10/07/2008 17:12)
Manambady
Ty misy hiran'i Mily Clement , salegy hoan'ny mpankafy : http://www.dailymotion.com/relevance/search/mily%2Bclement/video/x1n5je_manambady-mily-clement_music... tohiny
novalian'i rapala ny 11/07/2008 07:46
Optik ( 21/12/2007 17:23)
Filoha Ravalomanana
" Na faly na tsy faly ny vahoaka, tsy raharahako. Tsy ny hahafaly ny vahoaka no tadiaviko fa ny hahasoa azy". President Marc RAVALOMANANA Zany ahay mba filoham-pirenena!!! Ny mahasoa aloha vao ny ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/12/2007 02:13
Optik ( 08/11/2007 19:25)
Veloma Tôty , misaotra koa.
Maro ireo namana no efa nanoratra eto @ forum nampatsiahy an'i Zokibe Tôty nodimandry. De mbola ampiako ihany ireny rehetra ireny na dia efa miverimberina imbetsaka aza satria feno sitraka zava-bi... tohiny
novalian'i mabloo ny 09/11/2007 13:31
Optik ( 30/06/2006 05:37)
Brazilia hatr@ farany eee!!!
Tehaka hoan'ny maka Brazilia rehetra eee!!! @ sabotsy ariva tsisy miala eo ambody télé tsika menakavy hijery ny frantsay miraoka pelouse!!!! El fenomeno!!!... tohiny
Optik ( 03/03/2006 16:41)
Momba an'i Jaky
Azafady; sao de mba misy afaka manome ahy ny adiresy mail na numero telefôna an'i Jaky! Misaotra .... tohiny
novalian'i lapino ny 05/03/2006 20:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0098