Pipiklôty Tézévé

1. Optik ( 20/02/2009 15:27)
hin hin hin, hoy kidoro zay!

Vôfelaka tehamaina mafy sy mandrivorivo ry zaza maditra adolantsento isany halina! he he!
Tena zaza alika e: mandry tsy lavo loha ny mponina ankehitriny fa tena manao ze tiany atao ry le tsivalahara reo(fanendahana, vaky trano, vaky ministera sns...). Ny manolana zaza am-behivavy sisa no tsy ataon'ny apôstolin'i Tézévé.

Koa hoy aho hoe enga anie reo mba handehandeha eny Iavoloha eny de am'zay rarafana hitsipotipotitra ery fa avotra ny firenena rahefa mihena ny isan'ny dahalo !

Punition oan'i Tézevé (averina in-100):
"tsy hipipiklôty tsony aho filoha Ra8!"
Alefa!
novalian'i Optik ny 20/02/2009 23:09
2. mirana5 ( 20/02/2009 17:44)
Sans tête ni queue lay resaka sa vizan'ny fiainan' rangaha?
3. Ravalomarc ( 20/02/2009 17:50)
Aza miteniteny foana ny anarako eo ianao ry optik fa tsy mendrika ny hanohana ahy ianao raha izany hevitrao izany ééeee ,izaho prezida iany ty éeee , mba manoratra ato aho fa tsisy atao ééee , ny ministerako tsinons efa bientot ho lasan'ny tgv daholo ka hanao inona ary aho ééee , de aleoko mba mifanala aminareo eto eeeéé
4. zakilinina ( 20/02/2009 18:07)
Aza zimbazimbaina toy izao ny anaran'ny mpitondra anao anaka. Mangataka an'i Hery aho mba hesorina io pseudo io sady azo entina any amin'ny tribonaly ity raharaha ity.
5. andrywui ( 20/02/2009 18:11)
Avelao ny olompirenena rehetra hiteny ry zaklinnn a !! aza tapenambava fa rehefa tsy mety aminao ato de ndana enao mande any !! za lazaindry zalahy qfa manao an'io ravalo sy tgv io zao tsy tezitra ko ianao no miseho manome moral eto !! afaka mifindra ianao fa be dinika hafa ato
6. xxx ( 20/02/2009 19:18)
nipipikloty teo amin'ny solomason'ny Optika
7. xxx ( 20/02/2009 19:57)
Ipimaso no nanomboga voalohany teo an !tsy izaho velively!! Te hanao aminy eo ko!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-P :-P
8. Optik ( 20/02/2009 23:09)
xxx:
nipipikloty teo amin'ny solomason'ny Optika

nikapa aklôty tao ambavan'i xxx hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0553