Na basy na tafondro...

1. Optik ( 07/03/2009 20:46)
"Na basy na tafondro hipôka, tsy hihemotra isika; eo anilanareo mandrakariva aho" Andry Radomelina 07/02/2009

Vô bomba lacrymo. fosiny anefa zao no mipôka de niova ny tononkira:
“Maintenant, je suis caché en lieu sûr, où on ne peut pas m’attaquer. Jusqu’à ce que ça se décante, je ne peux plus me présenter physiquement devant mes partisans”

Ry vongat.... rehetra mpanaradia azy am'zany asainy mitonantonana @ akanjo fotsy de mbola tsy manontany tena ihany hoe : sôde vôfitaka ary tsika reto???.

Ssssssss, zah ko ty no adala !!! Vongat..... ko ve de hanontany tena???
novalian'i ni81 ny 08/03/2009 11:48
2. xxx ( 07/03/2009 21:25)
tis kil e!
3. xxx ( 07/03/2009 22:10)
hita miavaka eny aloha lé olona tsy misaina é!
4. zenamy ( 07/03/2009 22:14)
marina izany dia mitohy ny sera2
5. TEGEVE ( 07/03/2009 23:17)
anaka isany ny serasera mitohy hatrany kah
anaka Optik tsy Andry irery no miafina io fa ny foibe rehetra ,ary ny hitsoaka mihintsy no tadiavinay izao fa mazana be le etsy ivato ny GIR (l) (l)
6. ni81 ( 08/03/2009 11:48)
Ssssssss, zah ko ty no adala !!! Vongat..... ko ve de hanontany tena???
:-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1867