Hi hi hi, Tezevé?

1. Optik ( 20/02/2009 05:23)
Mamangy @ fahoriana andry TGV sy ny ireo forongony ato @ serasera!
Tsy nampoizin-dry leandry ndray iny assaut-ny mpitandro filaminana halina iny an!
Io anie le efa nihomehezako omaly hariva ary itokelahako anio maraina e!
Strategie avo lenta hoa zao no hifanehatra @ lah ka mihomana!!

Fa ny inona ary no mieritreritra @ ry lelikamaty reo e?

novalian'i Optik ny 20/02/2009 06:12
2. fijo ( 20/02/2009 05:28)
aza ompaina izy fa tsy hainy izay hoataony e,ny tsy takatry ny saikeliny dia hoe tsy te hiditra amin'ny famonoana olona izay tetehany hoatao ny fanjakana.
ny tena tanjona anie dia ny hitifiran'ny fanjakana ny vahoaka e,saingy tsy mety tafiditra ao ny miaramila.de izao.
tsy heveriny 1 minitra akory ny fikatsoan'ny firenena,fa dia ny hanao fangalampihery eo no mahasalanitra ny sainy.
izao rehefa voatosika loatra
3. klitika ( 20/02/2009 05:30)
Optik
Mba hendry fa manjary manamaimbo tanana indray an

4. fijo ( 20/02/2009 05:31)
entim po izy e,ef amilamina izao ka
5. Optik ( 20/02/2009 05:38)
Io ry Andrywui sy ry kidoro fa mitan-takolaka tsy mety manoratra!!!
Courage e!
Iza ndray no atao lohalaharana androany hasolo anle vady sy zanaka rasily tsy nahomby?
Bebe sy dadabe hi hi hi
6. fijo ( 20/02/2009 05:46)
an an mbol ahiteraka aloha de le zaza mandady
7. Optik ( 20/02/2009 06:12)
ka raha zaza mandady anie tsy ho vôtifitra fa efa à terre e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.048