Tantara tena nisy ity
1. Optik
(
01/02/2009 10:56)
Décembre 2008:
Raikitra ny fifampizaràna Cadeaux de Noel ka "TRAIN Kely" kilalao iorony no anjara natolotra ho an'ity ranamana iray antsoina hoe Radidy Lejamba.
Kevoka ny anao lahy ka de nentina nampideraina ny akama rehetra ty kilalao kely vaovao. Matim-pitsiriritana ireto farany ka nifandrombaka hoe "zah koa, zah koa hitaingina" . Indro ary fa de nifanentsina nameno an'le "Train kely" izy rehetra ; ary Lejamba @ io no pilôty!!!!
Azonareo antsaina @ izany angamba fa zava-doza ny tohiny satria potika daôly ny zava-tr'olona ze nitondran'i Lejamba ny kilalaony .
Ankehitriny dia re siosio fa nataon'ireto namany vorona azon'adala hono ny kilalaon'i Lejamba ka mihapotika mihapotika hatrany ...........marihina fa tsisy seza ao anatin'le izy fa remorque kely no ifanetsemana.
Maty aho kilalaon-janako!!!!

novalian'i OoRakotooO ny 01/02/2009 16:22
2. badboy
(
01/02/2009 11:16)
Toa tantara noforoninjaza ilay tantarainao satria adinon'ilay zaza mpitantara fa tsy eny @ goudron akory no mandeha ny train fa eny ambony rail ka tsy mila ahodina ny volant fa dia manaraka ilay rail fotsiny!! Hany miasa dia ny frein sy accélerateur sisa!!
Ndana aloha miverina mijery ny momban'ny train ao anatin'ilay BD Cold train dia ho hitanao ao ny tokony ho fantatrao aloha @ izao momban'ny train!!! Dia rehefa avy eo miverena eto manintsy ilay tantara!!! :-D :-D :-D :-D

3. Optik
(
01/02/2009 11:24)
Bado Boy,
Je te jure, tena nisy io! Natao vorona azon'adala le kilalao de noterena hande @ gidirô.
Raha tsy mino anah elah de ndana jereo ny lalana nandalovany rehetra: Anosy, anosipatrana, Tanjombato, Ankorondrano, Analakely ......

4. badboy
(
01/02/2009 11:44)
:-D :-D :-D :-D Ndraso fa hitsaboana ny aaretin'i Dr optik, sa ô mipika, dia ho atsangako ny optik 2000 hitsaboana ny masony, raha tsy ny sainy, fa dia mbola zaza fijery zavatra loatra :-D :-D :-D
Sady miaraka @ ilay jeu de mot fanaon'ilay cousin-ko 11ans @ ity bado boy!! Mila manokatra dico vao² ohatry ny ao @ ilay boky big brother (1984) ianao ranamana fa raha izao no lazainao toa tsy ho araka intsony izay tena tianao lazaina atsy ho atsy!!!:-D :-D :-D
Ay marina moa efa tsy francophone tsony dago fa efa malanglophone (malagasy-anglisy) dia lasa manome fiteny vao² milay be!!!!!! :-D :-D :-D :-D

5. OoRakotooO
(
01/02/2009 16:22)
Fa inona ho'aho ty psychose ny tary eto @ serasera mahita an'i DD hatraizatraiza ity eee? Tsy misy an'izany aty na kely aza. Ianareo no mipetraka any akaikiny any ka mibaradaka @ izany fa tsy misy mila an'izany ny aty. Ary i Roland akory tsy DD!! Fa aiza re zany e!!!
Ny hoe naniraka ve ny ekipan'i TGV handoro, tsy misy porofo aho fa mino aho fa marina izany satria nahoana moa no mpamaiky trano tery @ MBS no lasa maritiora tampoka teo? Sady efa nisy grossiste organisés t@ 404 bachée mihitsy eran'ny tanana nanagona entana. Spontané ve ireny? Tsy haiko fa hafahaf ihany.
Naniraka toy izany koa anefa i R8 ary ireo dia fantatra hoe iza no nirahany (ny train'i Rakla) tany @ CITIC sy Suprème center sns ary nahazo baiko ireo hoe tsy kitihina ny karana.
Maintenant ny tantaran'i BadBoy mampalahelo hoe resaka mirefarefa b d tsy asiana tohiny