Raikitra ndray ny fandrobana

1. Optik ( 09/03/2009 11:37)
Raikitra ndray ny fandrobana magazay eny tanjombato,
Mino aho fa FALY tena faly zao Odon Razanakolona satria tsy misy miaramila miasa tsony....
Misôtra môsenera.
novalian'i ifiona ny 09/03/2009 13:17
2. grosbras ( 09/03/2009 11:40)
efa nisy rasily lasa e fa calme toi,vao eo hampanomanana ny plan C izahya io
3. tataka ( 09/03/2009 11:57)
Izay rasily sarim-bavy aleo hanaraka ny tsy izy satria tsy fantany ny naha rasily azy. Mety hilalao fika angamba dia karama io.
4. xxx ( 09/03/2009 12:21)
ary tsy niasa ngà le bandy paka sary ho an'ny sera2 iny?? to mbola tsy misy sarin-dry zalah eo mahamasina hatr'zao? sa manalabaraka, fa vitsy ny pokona tonga, tsy nisy sosy nozaraina tsony!!!! :lol: :lol: :lol: :lol:


dé iza zany le tena mpandroba é? mahagaga ihany mantsy, fa ny pokona teny @ 13mai, vraky B, nefa en même temps, vaky ny teny tanjombato. dé iza zany le tena mpandroba? iza no nanomé baiko ny miaramila tsy hivoka androany? sao dé lé olona nafarana nakeny mahamasina no nanita-kevitra nakeny tanjombato!!!!! ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
5. ifiona ( 09/03/2009 13:17)
lety eeeee!!!!!!

ts milay kosa rangaha raha mivadika black monday ndray lele! pfffff

tsy mlay tsy mlay e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0577