sondage (referendum)

1. Optik ( 15/03/2009 20:42)
http://www.123votez.com/sondages/sondage-gratuit-31831_54848.php
novalian'i mion ny 16/03/2009 07:57
2. xxx ( 15/03/2009 20:48)
dia tokony asiana hoe hekenareo koa ve no hampidirana an'i tgv sy ny alokitany eny ampoanja aorianany resultat referadum :-D :-D :-D
3. TEGEVE ( 15/03/2009 20:49)
anaka Optik ,nanindry le eny aho dia tsy gaga raha nahita fa 94% manaiky ny hitohizan'i r8 ny mandat-ny (l) (l)
4. Optik ( 15/03/2009 20:57)
Ho ela velona anie Dadabe TEGEVE, hoy anaka Optik!
5. vilambava ( 15/03/2009 21:02)
mazava ny fandresen'ny ENY eto am-sondage. Fa ireo vahoaka "madinika" izay tsy mahazo ny tena vaovao marina sy tsy maraka ny zava-misy fa voafahana "lalitra" ve mba hahazo fahazava-tsaina mikasika ny tena zava-misy ka haneho ny TENA safidiny? Izay ilay mampalaelo
6. piste ( 15/03/2009 21:56)
Tsotra raha Sondage on-line na sur internet, dia ireo Malagasy vitsy an'isa no afaka manao izany, ary ny ankamaroany dia aty ivelany.

Fa hahafahana mahazo vokatra tsy mitanila sy" objectif " dia tokony midina eny @ vahoaka mivantana, indrindra fa any Madagasikara. Dia ho hita eo ny tena marina.
Ny aty ivelany manko dia tsy miaina ilay situation fa mitsara avy eto ivelany fotsiny.
Ok
7. xxx ( 15/03/2009 22:00)
ela io an ra wiwi
8. xxx ( 15/03/2009 22:03)
tsy hoe mitsara ivelany fotsiny ny olona aty fa manana havana sy ny tapaka sy namana rehetra any an-toerana ary mifandray @ izy reo saika isan'andro ary maharaka tsara ny zava-misy na dia tsy miaina any aza.
9. andrywain ( 15/03/2009 22:10)
nemportekoi :twisted: :twisted:
10. xxx ( 15/03/2009 22:50)
sosotra sahady ra wainwain fa mandresy ny ENY!
11. fijo ( 15/03/2009 23:56)
rah aizoa no misy fifidianana dia mbola resin'i ravalo ireo.ny antony dia tsotra,ireo mpanao politika mpijapy sy ity fampitahorana be ataon'ny capsat ity,dia mampivadika ny mpomba an'i andry
12. maditra ( 16/03/2009 02:50)
Rendez-vous urne e. Tsy azo ekena mihitsy ny fakana an-keriny ny fahefana sy ny fiainam-bahoaka izany. Izay fa dia mbola manantitrantitra etoana ny fankasitrahana ny filohampirenena hajaina sy mamim-bahoaka ary mpiahy hatrany ny maha-tokana iray tsy mivaky an'ny madagasikara noho ny fahendreny ny tenako.
13. ifiona ( 16/03/2009 03:18)
avelao izy ry reto hamita ny mandat-ny fa tsisy afa-tsy izy ihany no afaka hamoaka antsika @ ity crise nateraky ny tgvistes ity, tadidio fa na dia nidina -12% aza ny taux de croissance économique t@ 2002 dia tonga dia nisaôty 8% t@ 2003, ary neken'ny olona eran-tany mihitsy ny fahaizan'i Ravalo.
14. aikon ( 16/03/2009 06:58)
amiko ny referendum dia zavatra mampisalasala no fampiasana azy io
eto dia efa tsy misy fisalasalana intsony fa i ra8 dia mpangorokarenan'ny gasy de mbola inona koa no anaovana referendum @'izanyee sa mila hanao hosoka indray de mody izay no bala atifitra
basy rano izany e tsy mipoaka fa mitsifotra fotsiny :D :D :D :D
15. mpandalina ( 16/03/2009 07:18)
tompoko,


izaho dia anisan'ny olona nifidy ny filoha marc ravalomanana, tsy olona voafidy ara-dalàna hipetraka an-dapa anefa no nifanarahana tao anatin'ny contrat de travail (mandat présidentiel) fa olona hiasa sy hanompo vahoaka fa tsy hotolorana hanina ao iavoloha.

tsy resaka hiala sa tsy hiala fa hoe hiasa sa tsy hiasa, fa iza ianao na dia hoe ara-dalàna aza dia hotoloram-potsiny ao iavoloha?
afaka miala ara-dalàna koa anie ny filoha voafidy ara-dalàna e: izay ilay atao hoe démission! résilier ny contrat satria hoy ny frantsay hoe "je ne te paie pas pour rien faire!"

ianao tokony hiaro ny vahoaka indray no arovana.

olona efa tsy manao n'inon'inona intsony dia arovana atao inona, arovana mandra-pahoviana?
ny hatsaran'ny rivotra eny iavoloha ve no tsy hialan' ny filoha?

samia tahian'Atra daholo!
16. ifiona ( 16/03/2009 07:36)
inona anefa no tsy hanekenareo referendum e, rehefa mangataka ny fialany nareo dia ataovy hoe non fotsiny ny vote-nareo, f'angaha dia tena matahotra ny ho resy ry tgv isany no tonga dia lavina ny référendum

au moins raha mandresy i tgv @ io dia zay vao manana base démocratique hangalana pouvoir.
Sinon zao ataony zao = coup d'Etat
17. mion ( 16/03/2009 07:57)
tompoko,


izaho dia anisan'ny olona nifidy ny filoha marc ravalomanana, tsy olona voafidy ara-dalàna hipetraka an-dapa anefa no nifanarahana tao anatin'ny contrat de travail (mandat présidentiel) fa olona hiasa sy hanompo vahoaka fa tsy hotolo....


Mpandalina, lalina loatra le lavaka nilatsahanao de tsy mahita n'inn n'inn intsony enao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1592