Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i mion, milahatra araka ny daty
mion ( 31/08/2010 08:40)
mitady logiciel HACKINTOSH ho apetraka @ PC
salut daholo Pc ny matos ao de nefa noho ny asa de tsy maintsy mi-dev ho an'ny Mac koa hono. za tsy manana mac fa raha mba misy manana le logiciel hackintosh iny nareo (Snow Leopard v 10.5.6 angamba ... tohiny
mion ( 04/08/2010 08:42)
toroy hevitra @ fanomanana mariazy
Bonjour daholo Izaho sy ny fofombadiko zany saika hoe tany am-pita no hanao mariazy, le fianakviana aty mada mitsipaka ankitsirano fa oe aty hono ny tso-drano sy ny ray aman-dreny dia tokony hatao mak... tohiny
novalian'i peta83 ny 20/10/2010 17:06
mion ( 03/03/2010 07:41)
Vorivorin'alika ny @ 4-5 mars io ka hainareo ny tohiny
Natao daholo izao karazam-pivoriana izao fa eeee, tsy misy vokany e Ity farany ity de tena vorivorin'alika mintsy, mba ty aho eto: i Manorohanta sy Lelison, I Mialy sy i sarla kely etc... Ny hiafa... tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2010 22:04
mion ( 25/08/2009 07:45)
vehivavy matavy mila bandy be lasantsy
Inon marina no tena tian'ny vehivavy e, matavy sa mahia. misy matavy mba te ahia nefa tsy mety manao karemy sy sport. Misy mahia mba te hatavy nefa tsy mety minan-kanina (RS koa anatiny) naha remar... tohiny
novalian'i Papoose ny 29/08/2009 19:48
mion ( 25/08/2009 06:10)
Fara andro: 144 000/5milliards oe ny isan'nireo voavonjy?
araka ny Baiboly dia 144 000 ihany no isan'ny oul voavonjy @ fara andro, ataoko fa tsy interprétation io na transformation artistika/poetika ny faminanian'i Jaona fa nombre exact. Raha dinihina ir... tohiny
mion ( 20/08/2009 08:14)
vehivavy mitantara ny sipany talou, maha ambany moral mintsy
Fa inn no tena mba itiavan'ny vhv mitantara ny prouesse-n'ny sipany talou e? mandeha daholo oe sady taviny no volony le sipany farany, sady be entana no matanjaka, espèce rare, saiky tsy hisaraka fa ... tohiny
mion ( 19/08/2009 14:03)
Aphrodisiaque : Vomanga koa hono izy fa , jereo ange ato e
patates douces : Certaines plantes contiennent des hormones proches de nos hormones sexuelles... tel est le cas des patates douces L'ipomea violacea et turbina corybosa mieux connue sous le nom de... tohiny
mion ( 21/04/2009 06:08)
Polisy 2 zao no nataon'ny capsat sorona
ny iray novonoina t@ endrika feno habibiana tetsy ankadimbahoaka, ny iray notifirina tetsy anosy omaly. Ozy i roindefo : 15 blessées parmis les forces de l'ordre et aucun parmi les manifestants. ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 08:36
mion ( 20/04/2009 06:48)
Radio MADA pillée. VIVE LA DICTATURE
Nakatona ny radio Mada sy ny TV Mada satria lasa adala i Andry Rajoelina tato ato. Toa niantsoana Neuro psychiatre mintsy hono ary mihinana Haldol izao i zandrikely io. Zany ilay demokrasia no vent... tohiny
mion ( 14/04/2009 14:14)
teny @ 13 mai oe ahena ny hetra , zao ka niakatra ny IGR
Kabarin'ilay kely teny @ 13 mai oe ahena ny hetra , zao ka niakatra ny IGR. Zany oe nofitahina ny olona teny mba ahazoana seza. raha miakatra ny IGR, ihena ny karama. Ny IGR niakatra farany talohan... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 13:33
mion ( 06/04/2009 07:01)
un français qui parle malgache no filoha, c koi ce delire ??
un français qui parle malgache no filoham-pirenena malagasy, c koi ce delire ?? miverina indray zany ny tantara t@ 1896 . Tsy nisy dikany @ vahiny ny Constitution nofidian'ny Malagasy ka nohitsa... tohiny
mion ( 01/04/2009 10:51)
VAOVAO : Un génocide Made in France prend naissance à M/car
Madagascar, ancienne colonie française, se trouve aujourd'hui dans une situation sans précédent et qui évolue à une vitesse impressionnante vers une guerre civile où la main de la France (Mère ... tohiny
mion ( 31/03/2009 15:12)
tsita e, ovaina hatram ny hira sy ny sainam-pirenena zany ko
Betsaka ny fanovana efa natao ary betsaka ny fanovana mbola ho avy hoy ny fanjakana [b]tetezangita[/b] Ito hono ny manaraka [url=http://www.imagehosting.com/][img]http://img410.imageshack.us/img4... tohiny
novalian'i Bazily ny 01/04/2009 08:08
mion ( 30/03/2009 08:56)
anarana lubrifiant, aphrodisiaque ou pas
sao mba mahafantatra anarana lubrifiant hanaovana rapport sex nareo (avec marque deposée) de inn le izy de aiza no vidiana eto antananarivo de mety ôtrinn ny vidiny? ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 03/05/2009 00:34
mion ( 24/03/2009 12:54)
10000 personnes sa 2000 personnes??? iza no tena vahoaka ???
Fony "Nitolona ny TGV" dia 2000-3000 personne hatrany no isan'ny mpomba azy, ireo ihany rahateo koa no isan'ny ol tsy faly @ Ra8. Tonga ity ny tena zavatra 10000 personnes tsy mitsaha-mitombo nefa ... tohiny
novalian'i tgvra8 ny 24/03/2009 16:33
mion ( 24/03/2009 09:30)
Hasambarana sy Paradisa TGV
TAIM-bava TELO nataon'ilay Jiolahim-boto: 1) * HAjaina ny GRADY sy ny FAHELANA eo amin'ny fanomezana andraikitra ny TAFIKA: Inona no zava-niseho ? nohamafisina ny fanendrena ilay andré Ndriarijao... tohiny
novalian'i xxx ny 24/03/2009 14:53
mion ( 23/03/2009 08:04)
HOY I SAMOELA: On a CONARD AU POUVOIR
tsy maintsy mitolona tsy ho azy irery fa ho an'i Madagasikara izay efa eo ambany vahohon'ny Frantsay . Hitolona hiaro ny fahamarinanana, ho @ demokrasia tena marina, ho an'ny Malagasy rehetra. Mila mi... tohiny
novalian'i yuka ny 23/03/2009 09:46
mion ( 20/03/2009 10:38)
Le Secret commun de Ravalo et Andry TGV
[b]Andry TGV:[/b] - on le surnommait TGV satria izy mahita an'io fika ratsy rehetra io fona ary haingana b ny sainy miketrika ny ratsy!!! - 19 ans, nahabevoka zanak'olona ka nomena vola ny Reni... tohiny
novalian'i mion ny 20/03/2009 13:00
mion ( 18/03/2009 08:40)
Majunga,tsy manaiky ny fitondrana TGV , grève générale
Merci Port de Majunga , izany ny olona sahy ! tsy manaiky ny fitondrana TGV , grève générale, narindriny ny portail ! mikatsoeeeeeeee ! hihihihi Ny vahoaka manerana ny nosy no tokony hanao grevy... tohiny
mion ( 17/03/2009 15:06)
Mahazo 2 dollars isan'ol ny Malagasy rahampitso
namapanantena hono i andry Rajoelina fa ilay 50millions de dollars ni-zestiavany tetsy @ 13 Mai dia hampandrosoana ny firenena ka tsy raharahany ze aide ho tapaka any raha manao coup d'Etat izy, ka ra... tohiny
novalian'i Oay ny 17/03/2009 15:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0263