toroy hevitra @ fanomanana mariazy

1. mion ( 04/08/2010 08:42)
Bonjour daholo
Izaho sy ny fofombadiko zany saika hoe tany am-pita no hanao mariazy, le fianakviana aty mada mitsipaka ankitsirano fa oe aty hono ny tso-drano sy ny ray aman-dreny dia tokony hatao makotrokotroka mba ho voninahitry ny ray aman-dreniko.
Vao tonga teto nefa zahay dia nitady organisateur de mariage, toa tsy mbola misy matianina tanteraka eto toa ny tany an-dafy , ny azo noraisina sy hita aloha die lucienne mariage (http://www.lucienne-mariage.com/) manao ny retraretra nefa le ramatoa ao somary masiaka .

sao mba misy mahita hevitra hafa ry reto nareo fa na le mitady salle aza ange ka manahirana: misy salle tsara fa ratsy menu, misy ndray tsara menu fa tsy maintsy ny mpampandihiny hono

Misaotra mialoha @ torohevitra, andefasako faire-part ze mamaly Smile
tena marina
novalian'i peta83 ny 20/10/2010 17:06
2. malalany ( 04/08/2010 12:58)
miankina @isan'ny olona ko io, any ivato,itaosy any to misy malaza tsara fa tsy haiko
3. ssendra ( 01/09/2010 10:03)

miankina amin'ny budget ihany kou ngamba ô!
ary ilay hoe ando traiteur toa malaza tsara sakafo be tsy haiko hoe aiza
en tous cas bon mariage izany dia mahareta hatram farany e!
4. naritsimba ( 02/09/2010 10:14)
Ity mba misy N° tel omeko anao dia anjaranareo no miresaka raha mety aminareo Mr Fetra 033 11 431 33, manao sakafo izy io ary manana contact amin'ny olona manana salle.
Mahavita soa e!
naritsimba
5. peta83 ( 20/10/2010 17:06)
afaka mijery A& C na Ankany soa fonenako Ivato, na Mioty soa alasora, Mme Zoely no tompony ary efa havanàna amn'izany izy, misy Les colonnades bypass, Orient ra manana traiteur enao, ra tena betsaka mo ny bubget d afaka mankao am Hilton nareo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.224