tsita e, ovaina hatram ny hira sy ny sainam-pirenena zany ko
1. mion
(
31/03/2009 15:12)
novalian'i Bazily ny 01/04/2009 08:08
2. Oay
(
31/03/2009 15:18)
Mion an! tetezangita ahoana ndray kanefa ilay kely iny toa tsalo petatsanga be klé! azavao kely hoe!
3. tafondro
(
31/03/2009 15:41)
Oadray ry mion mion , fa inona ary ity saina mangetotra sy fotsin' ny menarana ity ? Alefaso any ankabiné any ny hevitra tsy fampiseho masoandro fa manimba eritreritra , ataovy taratasim-body . Na dia tsy pro TGV aza ianao ekena ,fa ilay votoatin-teny kosa hoe ,saim-pirenena sy hiram-pirenena dia mba asio lanjany na dia pipila kely aza dia manja . :lol:
4. Samoana
(
31/03/2009 15:43)
Oay/ ka i petatsanga nanorina fiandrianana ery amin'ny la haute (autorité de trahison) fa ny ngita tsy avelan'i lery handingana tetezana :-D
mion/ ary noheveriko fa ny "valalaben'ny mpiandry" n'itompokolahy hajaina sareraka anie no voafidy e!
mion/ ary noheveriko fa ny "valalaben'ny mpiandry" n'itompokolahy hajaina sareraka anie no voafidy e!
5. Oay
(
31/03/2009 15:50)
Ka tsy maintsy haute ilay autorite de trahision fa raha tsy izany tsy nafitaka an'i Marc Ravalomanana klé.
d momba an'ilay ngita tsy avelan'i lery handingana tetezana indray d i NY Hasina Andriamanjato toa efa eny ambony tetezana kanefa toa ohatrany ngita ihany ranamana sa diso fijery za! hihihi...
d momba an'ilay ngita tsy avelan'i lery handingana tetezana indray d i NY Hasina Andriamanjato toa efa eny ambony tetezana kanefa toa ohatrany ngita ihany ranamana sa diso fijery za! hihihi...
6. tafondro
(
31/03/2009 16:15)
F'a angaha ny fijerena ny fahangitana sy ny fahatsorana no hampidinana na hampiakarana araka ny hevitrareo ny olona eo @ io fitondrana io ?? Aza hadino fa resaka rapport de force en toute circonstance ny resaka fiandrianana sy fitondrana fanjakana ry namana isany !! Ny hevitry ny beloha sy ny besaina no tsy maintsy mandresy ,fa tsy ny didin' ny be sandry , tsy ny coupe soroka ,sy ny dictat diplomatika mamoehatra be dia be manerana izao tontolo izao .
7. Oay
(
31/03/2009 16:27)
Tafondro a! ary diso ny ady hevitra satria i mion no tokony mamaly ana hoe inn ny dikan'ilay tetezangita d maninn i mion no tsy mamaly fa isika sy tafondro no miady hevitra eto kanefa i mion no namoaka ilay hevitra tsy azoko.
8. Andribe
(
31/03/2009 18:49)
ZA WAAAAAAAAAAAAA TAO FILOHA FA NAREO KOA LANY RORA EO FOTRINY HUHUHUHUHU :* :* :* :* HO AN NY VOLA BE AKO
9. andrywui
(
31/03/2009 18:53)
raha elah ve no atao filoha ry lety andribe tsy ho lasa mpivarotra maina daholo ny pokona klé !!
10. yonikafopl
(
31/03/2009 18:53)
zao kosa le saina manakaikikaiky frantsay kou hihihihihih
Ary nareo ve tsy mba te ho lasa frantsay otran Mayotte rekany eeeeeeeeee
Ary nareo ve tsy mba te ho lasa frantsay otran Mayotte rekany eeeeeeeeee
12. tafondro
(
01/04/2009 00:48)
Mion ,aza lotoina @ resaka tandametaka ny hajan ' ny razambe , ekeko fa nanana ny naha izy azy isika tao imerina ,fa dia na izany aza tsy azo aseho masondro intsony ny fanaovana tsinontsinona ny mponina mifandray amintsika @ izao vanim-potoana izao .Accepte l' époque dans laquelle on est actuellement, on n' a rien a perdre , raiso ny vaika sy ny hery ary ahilio ny maloto sy ny maimbo ,amin' ny fomba rehetra .Mahereza!!
13. mion
(
01/04/2009 06:24)
ka tsy io aza ve ny réalité e, TSY ILAY PHYSIQUE no NGITA ry zalahy fa ilay fisainana a, Miolikolika tsy mba mahitsy,
Za tsy raciste ary ny vadiko dia ngita volo be, fa mahitsy fisainana , tsy misaina toy ny fozaorana.
Ka amiko na pelapelaka aza i Rajoelina de ngita ny fisainany
Za tsy raciste ary ny vadiko dia ngita volo be, fa mahitsy fisainana , tsy misaina toy ny fozaorana.
Ka amiko na pelapelaka aza i Rajoelina de ngita ny fisainany
14. Bazily
(
01/04/2009 08:08)
mion> marina fa hanova izy ary hanova tanteraka, ary eto isika miara-mahita fa ny vola 10.000 ar ( 50.000 fmg ) koa dia hiala tao ireo loko maintso sy manga ary mavo ireo ary hisolo orange sy menabe koa afaka iray volana raha mbola eo izy.

