Vorivorin'alika ny @ 4-5 mars io ka hainareo ny tohiny

1. mion ( 03/03/2010 07:41)
Natao daholo izao karazam-pivoriana izao fa eeee, tsy misy vokany e
Ity farany ity de tena vorivorin'alika mintsy, mba ty aho eto: i Manorohanta sy Lelison, I Mialy sy i sarla kely etc...

Ny hiafaran'io raha izao no mitohy de 3 mipetraka 1 mandeha ihany e, tsy ho ela intsony
novalian'i fijo ny 03/03/2010 22:04
2. AndriambyII ( 03/03/2010 07:45)
Manao ankadasitra koa ny sasany izany @ ity ,"Ny hiafaran'io raha izao no mitohy de 3 mipetraka 1 mandeha ihany e" fanorona , katro , gretra , sa rami ?? " tsy tadidy tsony !! :lol: :lol: lol!!
3. pikatti ( 03/03/2010 13:34)
Ka misy fifaninana kilalao lehibe ry zalahy ny ao a, domy ,poker,rami :lol: :lol:
izay mahresy isan-tsokajiny dia mahazo mankany Addis Abeba :-D :-D raha tsy mankany izany ry zalahy d nintsana daholo na forfait :lol:
4. cowgirl ( 03/03/2010 13:51)
:lol: :lol: :lol: Noheveriko ho vorivorin- kena hihihih
5. fijo ( 03/03/2010 22:04)
hamonjy toaka fotsiny ny ankabeazan'ny hoavy ao ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2209