un français qui parle malgache no filoha, c koi ce delire ??

1. mion ( 06/04/2009 07:01)
un français qui parle malgache no filoham-pirenena malagasy, c koi ce delire ??

miverina indray zany ny tantara t@ 1896 .
Tsy nisy dikany @ vahiny ny Constitution nofidian'ny Malagasy ka nohitsakitsahiny.
refa mba efa saika tafa ny gasy de nosakanana , ny gasy zany de tsy maintsy milela-bouds ny frantsay foana mandrakizay satria anarany no be diplôma sy fonctionnaires (ireo mampandeha machines administratives) fa tena dondrona be daholo.
Lany andro nandeha tany an-tsekoly, lany vola ampianaran-janaka fotsiny raha izany ny tena marina.

Tokony mandeha mamboly sy mioompy avokoa ireo manam-pahaizana sy fonctionnaires fa tena tsy misy vidiny. aleo atao vrai vazaha be mintsy daholo ny membren'ny governementa refa ôtrizao

2. njara2007 ( 06/04/2009 07:24)
Aza lany andro amin'ny fifanenjehena..... Tompon'andraikitra ny rehetra matoa mitranga izao eto amin'ny firenena izao.
3. Mirananirina ( 06/04/2009 09:54)
tsy azoko,origine française miteny gasy ve sa inona ity .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0433