un français qui parle malgache no filoha, c koi ce delire ??
1. mion (
06/04/2009 07:01)
un français qui parle malgache no filoham-pirenena malagasy, c koi ce delire ??
miverina indray zany ny tantara t@ 1896 .
Tsy nisy dikany @ vahiny ny Constitution nofidian'ny Malagasy ka nohitsakitsahiny.
refa mba efa saika tafa ny gasy de nosakanana , ny gasy zany de tsy maintsy milela-bouds ny frantsay foana mandrakizay satria anarany no be diplôma sy fonctionnaires (ireo mampandeha machines administratives) fa tena dondrona be daholo.
Lany andro nandeha tany an-tsekoly, lany vola ampianaran-janaka fotsiny raha izany ny tena marina.
Tokony mandeha mamboly sy mioompy avokoa ireo manam-pahaizana sy fonctionnaires fa tena tsy misy vidiny. aleo atao vrai vazaha be mintsy daholo ny membren'ny governementa refa ôtrizao