teny @ 13 mai oe ahena ny hetra , zao ka niakatra ny IGR
1. mion
(
14/04/2009 14:14)
Kabarin'ilay kely teny @ 13 mai oe ahena ny hetra , zao ka niakatra ny IGR. Zany oe nofitahina ny olona teny mba ahazoana seza.
raha miakatra ny IGR, ihena ny karama. Ny IGR niakatra farany talohan'io aza efa nampimennomeneona ny olona.
de mbola inn koa ny lainga havoaka manaraka: ny jirama koa zany iakatra, ny assurance n'ny vam nay, ny coput refa miantso telephone., mba banina savy raha hanaiky anzany nareo

répondu par tsiafoi1 le 16/04/2009 13:33
2. andrywui
(
14/04/2009 14:17)
ka tamzan ts mbol nisy nanampo hoe hopehandravalo tao daholo any ny volampanjakana rehetr
4. mion
(
14/04/2009 14:25)
ka tamzan ts mbol nisy nanampo hoe hopehandravalo tao daholo any ny volampanjakana rehetr
diso, ito no marina:
ka tamzan ts mbol nisy nanampo hoe hopehan'ny CAPSAT tao daholo any ny volampanjakana rehetra hatrany Toamasina
5. mion
(
14/04/2009 14:26)
de toutes façons, refa tsy vita de aleo mangina fa mamenatr'olona le be kabary
6. Oay
(
14/04/2009 14:28)
mion:
ka tamzan ts mbol nisy nanampo hoe hopehandravalo tao daholo any ny volampanjakana rehetr
diso, ito no marina:
ka tamzan ts mbol nisy nanampo hoe hopehan'ny CAPSAT tao daholo any ny volampanjakana rehetra hatrany Toamasina
Ny marina d efa manify ny vola amizao fotoana izao fa mbola tsy fantatra marina hoe iza no nipeka anleizy! fa efa mandeha ilay négociation miaraka @ ONU sy UA d mety hisy surprise!
7. molota
(
14/04/2009 14:29)
marina zany!!! nalaina t@ Basy maro vava!! fa mihevitra ny tsy ho resy nareo CAPSAT :?: :?: :-D :-D :-D :twisted:
8. mion
(
14/04/2009 14:38)
de aôna alou le oe IGR miakatra e, tsy zany mintsy ange no nampanantenaina e, sa heverin'leri fa badraodra daholo ny ola ka hanaikinaiky fotsiny, sa sao mba tokony holazaina @ leri ny dikan'io IGR io fa tsy hainy.
Ny karama n'ny mpiasam-panjakana efa kely de mbola hanombinana ihany ny kely ananany. zany no tena oe tsy rariny.
Rah tena te haka ny fom-bahoaka leri de tokony tohanana tsy higrevy ny mpiasa @ fampakarana 25% ny karama. @ zay mihodina ny machine admin.
ary tsy tokony hisy Inflation mintsy eto mada fa manjary tsy misy dikany le fampiakarana karama

9. Oay
(
14/04/2009 14:44)

Mion mino ve ianao fa izao krizy financière sy ekonomika misy @ izao tontolo izao d hovoafehy ny fitotongan'ny vidim-piainana.
io wa raha misy marina ny fitiavana an'ilay Madagasikara sy ny Malagasy d aleo ny lasa homba ny lasa fa ny ho avy no ndeha hombanjinina.
Mafy ilay fiainana ry zareo a! aiza ve ka raketa no hoanina any @ faritra atsimon'i Madagasikara!
11. Noue
(
14/04/2009 19:51)
@ fomba ahoana moa no hidinan"io ee ?? impossible anie zany ee ! zao terena ny tantsaha hivarotra ny vary ohatrinona? fantihantoka tsisy oatrizany ! tsy aleon'ny ireo tantsaha ve mividy io vary mora be io toy zay hamboly ?? fantihantoka be ho azy fotsiny zany :^) :^) :^) :^)
12. fijo
(
14/04/2009 21:20)
manomboka mivaralila i andry sy ny ekipany,ka manoa ny tsy fanao.dia hidina ny mpiasam panjakana de vita aaaaaaaa
13. xxx
(
14/04/2009 21:39)
f'angaha ny mpiasa mpanjakana mbola tsy nigrevy ihany e :roll: :roll: :roll:
17. tsiafoi1
(
16/04/2009 13:33)
ka tamzan ts mbol nisy nanampo hoe hopehandravalo tao daholo any ny volampanjakana rehetr
Andrywui ty de tena tsy menatra ny mandainga. Fa IZA no nanodina ny fiara fourgon BFV sy BMOI vao maraina tao Ambotsirohitra ny androny nangalan'i TGV an'Ambotsirohitra??? Fiara avy naka vola tao @'ny Banque centrale vao maraina mba hoentina hamatsiana ny Agences rehetra de naodin'ny Capsat tao Ambotsirohitra. Ny vahoaka ange tsy bado!!! tantara voasoratra an-gazety anie ireny e, ary anisan'ny antony mampigrevy ny mpiasan'ny banque centrale izany. Firy milliards no norobain'i TGV t@'iny?? Ny volan'ny banky tsy maintsy voasolo, ka de ze tao no nikaofin-dry TGV indray aloa nanonerana izany, fa le tany anaty fourgon ireny efa an-tanan-tsaka araka ny filazany ka tsy niverina intsony. Mbola hiseho ny marina ny tantara mbola mitohy...