10000 personnes sa 2000 personnes??? iza no tena vahoaka ???

1. mion ( 24/03/2009 12:54)
Fony "Nitolona ny TGV" dia 2000-3000 personne hatrany no isan'ny mpomba azy, ireo ihany rahateo koa no isan'ny ol tsy faly @ Ra8.

Tonga ity ny tena zavatra 10000 personnes tsy mitsaha-mitombo nefa vao talata ny andro, mainka fa @ Sabotsy de asa angamba.

Ozy i Monja roindefo: "Ce la democratie directe",
i Monja a izao an'ny TIM etsy ambohijatovo izao no tena democratie plus que direct.

Monja a, Monaja aaaa, hon hon hon

Ozy i Andry TGV : "Je suis rassuré car le peuple est derrière moi",
Andry a , andana hoa elà alou manala BACC fa tsy mahay ny tena dikan'le oe peuple akory

, Andry a, Andry kely a , hon hon hon



http://www.lepoint.fr/actualites-monde/madagascar-nouvelle-manifestation-contre-le-president-rajoelina/924/0/328438
répondu par tgvra8 le 24/03/2009 16:33
2. Mirananirina ( 24/03/2009 13:14)
Mampihomehy koa i mion izany ,saika tapaka mihitsy ny tsinaiko marina!!!!!
Tsy azon'i mion anie ny tiany tenenina e:derrière-ny daholo ny vahoaka rehetra :lol: :lol: :lol:
3. andrywui ( 24/03/2009 13:30)
Iééee !!! 10.000pers fa tsy mahavita zavatra !!! hi hi hi !! ho hita eo moa fa ho goaka vody eo aby fa ataovy ange ee !! ny TGV ane na de vitsy aza (hoy hianareo an!) oe 2000pers zany de nahavita nanongana tendrombohitra e!! fa ho hita eo ireto gogole bobaka be ireto zany raha mba ahavita inona !! fa sarimbavy fotsiny !! ny PS fotsiny aza ato tsy sahy avoaka fa miafina kely mitampify foana !! ha ha ha ha !!! :-@ :-@ :-@ :-@ =D> =D> =D> :-@ :-@ :-@
4. mion ( 24/03/2009 13:37)
kôzy ve... dray dray dray iny indra tsy hitako , hay ve zay no tian'leri nolazaina e, an an an, tsy mbô zà, tsy mbô zà , marina mafy ra mbô zà :evil: :evil: :evil:

Mitohy ny tolona ary tsy mijanona mintsy, ahato daholo ny machines administratives rehetra . tonga de mijanona ny TGV refa tsy miodina ny milina.

Alefa aaaa


::::::::: :::::::
:: ::: ::: :::
:: :: ::: :::
:: :: :: ::
::::::: ::::::::
::::: ::::::: :: ::
:: :: :: :: :: ::
:: :: :: :: :: ::
:: :: :: ::: :: ::
:: ::: ::::: ::: :::::



5. andrywui ( 24/03/2009 13:44)
De resaka no be fa fananterahana zero !!! alefaso ho hita ee !! sady te- ahita TIM bobaka goka vody aho zany !! ataon'ny capsat momaka laisany fatov anga mo e !!! mifalifaly fahatany eo !! ze miseho manajannnn ny train voalo eo de izy no maritiora voaosy ao voalohany !! ha ha ha !! zavatra biby tsisy lohany akory ary le hetsika fa mapalaelo be olona etim-po kely ireny fotsiny no mba tezitezitra eny !! ha ha ha


:-@ :-@ :-@ :-@ :-@ =D> =D> =D> =D> :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
6. mion ( 24/03/2009 13:44)
en plus le pdt HAT mbola zaza tsy ampy taona, tokony h o toriana any @ TPI mintsy ny renikely laFrance fa mampiasa zaza tsy ampy taona,
7. andrywui ( 24/03/2009 13:55)
De ahavita innn ony ireny olona sarimbavy kely tezitra kely mapalaelo kely !! mimenomenona eraky ny lalana fotsiny ireny e !!! ha ha ha !! reraka fotsiny eo Ambohijatovo sy 13mei fa ny olona efa leo ny TIM ho goaka V eo fotsiny farany rah vao tezitra eo ny capsat !! hi hi hi hi !!
8. tsiafoi1 ( 24/03/2009 14:10)
Lasa zao ka tsa mimpody intsony ozy ny Betsileo zay...

PASY TOLAKA BE IZY ZANY AN !

Miainga any indray ny 2nd round, ny bizna am-paosy ny baolina mipasy. Tsy maintsy ho fay ihany ny menasofina @'izao ka. Miseho mahay mampiady sy te hanao ankisisika mafy fa ho aiza e, tsy hainy angaha fa baolina an-tanimbary gasy izy ity. :D :lol: :oops: :P :)
9. naina3 ( 24/03/2009 14:19)
mahavita manongana TGV TSY MI EXISTE eto Mada izany! sarimbavy izany fa ho hita eo anie! raha misy ny sarimbavy angamb ny TGV no voalohany satria izy noteo voalohany t@ ity taona ity sady G.v ihany koa izany e! ,any anaty Tgv no azo anaovana loham-b fa tsy aty ivelany :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. shoooter ( 24/03/2009 14:20)
andrywii manampahaizana lesy ny tim a fa ho hita eo ze mba adiny, tena vendrana nge zany fanjakana mora ahongana kely zany e, niaro ny fitondrana tsy hiongana aza tsy vitanareo maika fa haka fitondrana efa any antanan'ny hafa leaza a, ndana manala bacc nareo ry 10000 personne fa tena tsy alehany raha fozaorana de mahaongana tilapia be hahahhahaha loza marina, ny vava no tsy atao be fa ty izy manody kle, 10000 personne perse niady tamin'ny 300 guerier an'ny sparta ka asa :-D :-D :-D
11. andrywui ( 24/03/2009 14:27)
shooter !! ha ha ha !! kozy zany e!! ny Fitondrana efa teo antanany aza tsy voatazony ka haka ny an'ny hafa marina ve ho vitany !! nofinofy ririnina marina ny an'ireto mpandova Ambohijatovonay reto ka !! (misoratra amin'ny anaranay anie io Ambohijatovo diavinareo io e ) ha ha ha
12. andrywui ( 24/03/2009 15:33)
Betsaka le Tim 10000 pers fa sarimbavy aby tsy sahy mihetsika fa mingonongonona fotsiny !! ha ha ha ha
13. tgvra8 ( 24/03/2009 16:33)
nga moa ny tgv sarindahy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.052